Nampanatena sommet africain Rajoelina

1. sitlo ( 03/07/2009 03:46)
Tsaroanareo moa Rajoelina nilaza fa atao eto Madagasikara ihany ny sommet africain mba hidiran'ny vola?
Izy tenany mihitsy hono no niantso an'i Kadafi.

Ankehitriny na izy aza tsy voaasa.

Ntsooo! Ny malagasy toa anao ihany no azonao ambanana basy. Fa raha izay resaka diplomasia atody.
novalian'i pink ny 04/07/2009 12:17
2. benkintana ( 03/07/2009 04:29)
Andry mpanao kabary ambony vavahady,
efa tsy milamina le tary ao kah,
fivorian'ny capsat sisa no fivoriana nataony farany ,efa tsy miteny iny eo @ sehatra iraisam-pirenena, :-D
3. Mirananirina ( 03/07/2009 05:59)
hihihi,voa mafy indray izany.
Inona moa no hainy e,mangalatra ny fitondrana dia vita.
4. Noue ( 03/07/2009 09:22)
zany no alehany rehefa be zesta loatra !! zao voan'ny nataony eee !! :-D :-D :-D :-D
5. xxx ( 03/07/2009 10:09)
sitlo:

Ntsooo! Ny malagasy toa anao ihany no azonao ambanana basy. Fa raha izay resaka diplomasia atody.


indrisy ! pauvre de nous !

6. xxx ( 03/07/2009 14:41)
betsaka no nolazainy fa indrisy fa vava fotsiny sy fakana fo anireo zay mety hambakainy, fa ity koa no zavatra anankiray zay no lazainy nanambara izy fa hilaza ny fananany rehetra any @ Bianco nefa hatr@ zao tsy nisy, na ingahy monja roindefo na ireo membre rehetra ao @ hat d tsy nisy nilaza zay fananany tany @ bianco, mazava fa sarotra ho azy ireo ny tsy mba hihinana sy hangalatra satria mba eto @ fitondrana ihany na d fotoana voafetra aza ka aleo tsy manambara. Efa lalàna mipetraka ho any mpitondra malagasy io!
7. fijo ( 03/07/2009 20:03)
tsy aharitra ireo ary mety ho tena horatsy fiafara raha izao
8. pink ( 04/07/2009 12:17)
fitaka no nahatonga azy rehetra teo aminy toerany .Malagasy ihany anefa no nanaovany izany. ho sahirana ireo fa be ny fijaliana sy fahatrana hiainany olona izao.Aretina ,hanohanana, fahatrana fahakiviana, ...toy ny voahozona hahantra sy hipitrapitra fotsiny ny malagasy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1872