assises ny hat nifadika hasisy

1. xxx ( 01/07/2009 23:02)
ny chomeur eny @ bas quartier izay tena nafana fo t@ tolona teny @ 13mai koa mba mangataka assises hoan'ireo chomeur long durée
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:27
2. diloo ( 02/07/2009 03:16)
Inona tokoa ry ireto ny résultat'ny HAT SY Andry kely nandritra ny dimy volana nitondra-dreo ny fanjaka fat?
Aza asiana resaka ra8 ny valiny satria izy tsy eto.
Teny @'ny kianjan'ny 13 mai dia nanome toky ry andry sy Ndefo hoe rehefa azo ny fanjakana dia la pauvreté sera éradiquée par nos soins.
Koa aiza ho aiza io ezaka io ary nisy tokoa ve ilay ezaka?
Dia mba aiza ny anjaran'ny andavamamba, isotry, campus ankatso ets...?
Inona no anjaran'ny vahoaka manontolo tsy ankanavaka?
Ahoana ireo ankizy zanaky ny mahantra? lavorary ve ny ny sakafo?
Tokony hanontaniana ny PMI (Protection maternelle et infantile ) fa tsara ho fantatra ny données momba ireo ankizy fragiles ireo.
Raha sanatria ka be ny mortalité infantile dia tompon'andraikitra @'ny ankapobeny ny HAT sy Andry.
Ny résultat dimy volona fitondrana HAT no tiako ahazoana valiny.

:? :wink: :) :? :? :( :( :cry:
Ny zavatra tsapako aloha dia mangidy sy mampahoneny ny mijery ireo ankizy kely, indrindra fa ny any ambanivohitra. :? :cry:
3. essera ( 02/07/2009 04:25)
Ndry reto zanaky dada d midradradradra mafy ery. Efa mifandinika ny olobe eto am tanana ka manan-jo alou nareo izao mitomany sy midongy. Kony a !!!
Tsy misy tsy vitan'ny resaka ozy ny ntaolo fa ny manao be sofina ihany toy ilay raika lahy vaovao no tsy mety.
4. Noue ( 02/07/2009 06:43)
diloo:
Inona tokoa ry ireto ny résultat'ny HAT SY Andry kely nandritra ny dimy volana nitondra-dreo ny fanjaka fat?
io ny valiny eee

Rakotoamboa Jean Louis n’est pas allé par quatre chemins dans son bilan des trois mois d’exercice du pouvoir par la Haute Autorité de Transition (HAT). « Mensonges et escroqueries », c’est ainsi qu’il résume les réalisations et la politique de la HAT. Installée le 21 mars 2009, la HAT a été aussitôt condamnée par la communauté internationale qui a qualifié la prise de pouvoir de « coup d’Etat ».

Beaucoup de promesses, dit-il, mais juste des promesses en l’air pour abuser de la crédulité de la population qui se retrouve aujourd’hui sur la paille. Le projet riz à 500Ar/kg ne fut que feu de paille, provoquant méme la panique chez les riziculteurs, sinon leur faillite. Les prix du paddy ont en effet tendance partout à baisser, décourageant les paysans.

Les Saoudiens présentés comme devant prendre en charge le ravitaillement en PPN, sont introuvables. Les prix des produits d’exportation n’ont pas encore connu la hausse attendue. Pour ce qui est de la vanille, elle se négocie aujourd’hui à 1400Ar/kg, selon Rakotoamboa Jean Louis, prix le plus bas que la vanille ait jamais connu ces dernières années.

En tout cas, la HAT est accusée de mensonges et d’escroqueries car, de l’avis des « légalistes », elle s’approprie des acquis et des réalisations du pouvoir Ravalomanana pour se faire une image, notamment en inaugurant et en annonçant des constructions déjà conclues sous le précédent gouvernement.


5. essera ( 02/07/2009 07:12)
Efa resaka omaly moa ilay hoe manam-bola sa tsy ny HAT. Efa namaly ankitsipo aho hoe sarotra ny mandainga fa tsy manana ny ampy ry zalah, tsy mitovy amin'ny hoe tsy misy izany. Ka io sam manana ny stratégie-ny am zay, ny TIM sy légaliste miandrandra ny fahalanian'izay eo an-tanana, ny fitondrana am zao miezaka mitady hanampy ny eo an-tanana. Tsy afaka hanao réalisation be manao ahoana ry zareo na tiana na tsy tiana. Fa tsy adinony ilay hoe : "Dada tsy miainga alou."


Fehiny : izay iray manana endurance am opposition sy ny régime izao.
6. eh ( 02/07/2009 08:51)
i essera angamba vazaha ka tsy mahatsapa ny fahavoazana mahazo ny gasy amin'izao fitondrana izao an!! mahonena ity fijerinao ity!!! tsy mainty hifankahita raha mbola velon'aina eto daholo isika rehetra???? iza no nanao an'io rehefa ho tonga ny androny!!!raha tsy hoe handeha hody any frantsa angaha...
7. essera ( 02/07/2009 09:33)
Essera tompoko d oul miaina eto Mada. Raha hitantarako tantara kely santionany iray ianao d hino hoe tsy ratsy daholo akory ny zavatra miseho eto fa efa nisafidy ny tsy ho tia n'in n'in moa nareo. Misy namana mpandraharaha izao niteny hoe hatramin'ny tsy nahateo an'i Dada d mba niverina ny fandraharahako fa teo efa nobahanany daholo ka ny na ny masonkarenanay aza mila tsy ho tafaverina fa sady kapohiny amin'ny hetra, no darohiny amin'ny fomba mody ARA-DALANA rehetra izao.

essera:
D impiry averina ary hoe fetsy ange i Dada fa nafangarony tsara ny rano sy menaka e. Zay no part de gateau nomeny ny oul mandray ny fitondrana izao.
Tsy fanomezako tsiny be fahatany an'i Dada fa tena nafangarony io ka vao miala fotsiny izy d mody mimémé ny zanany hoe dada ihany no mahay. Non non non !!! Manjary mamerina cours tany am telo volana tany ah fa ho an'izay naharaka dinika d kôpy an'io.
8. diloo ( 02/07/2009 11:08)
Ry essera an!
Tsy blèmako loatra na i ra8 na i Andry, ary tsy voatery hoe izay rehetra tsy miombok'hevitra @`i essera dia io indray ry izao sy izao ... manana ny zo-ako aho maneo ny hevitro ary tsy voatery ho Tim na fat(y).

Ny bléma de fond, ny cible-n' ny fanontaniako sincèrement dia ireo catégorie socio-professionnelle de base, ny ankizy mandinika, ireo ray-aman-dreny antitra, ny vahoaka manontolo, ary na dia ireo vahoaka vitsy nanohana sy be fanantenana t@'ny tolona ny 13 mai aza.

Saingy ny fahazoako an'i essera dia tsy blèma-nao ireo catégorie etsy ambony fa ireo izany ny atao hoe MIDRADRADRADRA.
Izany hoe tsy azo atao ny milaza sy no manontany ny zava misy, ny zava miseo, ny zava-hiainana à l'instant T.

Dia misaotranao nanana sincérité fa ny vahoaka miampy ny mpitolona 13 mai madinika dia vahaoka MIDRADRADRADRA . Ary raha midradradra ny vahoaka tsy ankanavaka, eny na dia ireo madinika manodidina anao fotsiny aza, (afa tsy ianao irery ihany), dia satria tsy ampy ny kaly, voamaika sarotra ary sarotra ny mahita asa: io fanontaniana momba ny malagasy rehetra izany no voa-taxer-nao hoe resaka ny fidradradradraina. Raha izany no izy dia manaiky aho mpidradradradra.

Efa tsara aloha ianao tsy anisan'ny vahoaka midradradra naona, manana ny ampy sy voky tsara.

Averiko fa tsy blèmako na i ra8 na ny fat, ary tsy voatery ho Tim daholo izay rehetra tsy miombo-kevitra aminao. Izay te ho Tim dia aleho izy ho Tim , izay te ho Fat (in') ) i Andry dia aleho izy ho Fat, ary izay te ho essera dia aleho izy ho essera satria izany no atao hoe liberté d'opinion.

Ary raisoko ho voninahitra ny anisan'ny vahoaka midradradradra miaritra ny tsindry hazo lena sy manontany isan'andro hoe inona no hanina anio ary inona no hanjo rahampitso.

Farany nous n'avons pas les mémes valeurs devant la considération et la situation de notre peuple actuel.
Ny vahoaka=midradradradra pendant ce temps là, essera s'empifre des razias de la Fat et manao matuvu @'ny fiaran'ny UA sy eto @'ny serasera.

Na dia izany aza dia je respecte ton opinion satria izany ny atao hoe vivre la démocratie eto @'ny site-n'i Hery.
:? :) :wink:
9. diloo ( 02/07/2009 12:10)

Miala tsiny Essera fa diso ny tiako amabara ity etsy ambony:

10. naritsimba ( 02/07/2009 13:05)
diloo> marina ary ekeko ny voalazanao, saingy izao, taiza ianao t@ fotoana nampidradradradra anay momba ireo tsy nanan-kohanina nanomboka t@ andron'ny radidy, nitohy t@ ra8, ary sahiko no milaza eto fa maro ny olona efa nampiako sy mbola ampiako na tsy manana ny ampy aza aho, ary tsy sanatria vonjy tavan'andro no hanampiana ny hafa na fisehosehoana fa atao am-pitiavana tsy ilàna takalo. Na iza na iza mpitondra teo dia nanana tetik'asa fanampiana ny tsy manana izahay na ara-tsakafo na ara-pitafiana, amiko raha midradradradra dia tsy ampy fa tsy maintsy arahin'asa.
Ny mahagaga mantsy ry diloo dia asianao hoe resultat ny hat tao anatin'ny 5 volana (3volana angamba no marimarina kokoa) nitondrany. Odian'ny sasany tsy fantatra mantsy fa 8 volana t@ 2002 dia korontana sy ady no teto, saingy tsy nisy nitsikera taorian'izay na nisy tsy nety aza, na nanontany hoe 3 volana nitondran'ny Ra8 zao dia inona ny vokatra azo, ary izay nitsikera koa t@ zany dia nigadra, fa @ izao satria malalaka ny fanehoan-kevitra dia azo atao tsara ny midradradradra ary tena azo atao tokoa raha toa ka fanehoan-kevitra toy izao ataonao izao dia tohanako, fa aza asiana loko politika, ka raha mitady ny hamerina an'i Ra8 dia tsy manohana indray aho tompoko. Raha toa koa ianao ka hanome soso-kevitra diaraisina an-tanan-droa fa kosa tsy mitaky ny famerenana an'i dada(rabe osy), izay mantsy ilay fanampiana mila tambiny.
11. diloo ( 02/07/2009 13:59)
Misaotra an'i narimtsimba nanome ny hevitrao.

Mbola tsindrinko eto fa tsy bléma-ko ny ra8 sy ny Fat, na Ratsiraka, Zafy, samy manana ny contexte ny vanompotoana nitondran-dreo ny tetik'asa an-dreo.
Ary azoko tsara ilay esquive-nao tsy hanao ny fanafakafana ny contexte à l'instant eto amintsika.

Tsy maninona fa azo atao hoe: vao telo volona ny fitondranan' ny mpitondra ankehintriny raha izay no mahafinaritranao.

Ny tetika'asa normalement dia tokony misy obligation de résultat. Ka io résultat io, tsy maninona wa na dia telo volona araka ny fanambaranao, ary manaja ny hevitrao aho: Manoloana ny vahoaka, inona ny tombotsoa nateraka ny tetika'asa ny Hat, nandritra io telo volana voalazanao io?

Ny momba ny teninao hoe taiza sy ny sisa, tsy mila miera @'izan'iza aho vao hivaoka ny tranoko mba ahafantaran'i Naritsimba hoe taiza i Rabe, taiza i Rakoto.
Fa raha toa ka izany no tianao hiainana, dia any Iran sy Corée du Nord no mety kokoa hanatanterahinao ny fanarahimaso ny olona tianao fantanrina hoe taiza ianona.
:? :wink:
12. pikatti ( 02/07/2009 18:48)
tsy resaka zanaky dada io na dadato na iza fa refa halatra no nipoitra teo dia faizina ny mpandika lalàna ,ary ho tonga foana zany fotoana zany n'inona ambaranao ry kely loha essera,any dago hono lery nefa ny hitondra ny anarandrain'elah aza mahamenatra an'elah
13. fijo ( 02/07/2009 21:27)
hoy essera:"tsy misy tsy vitan'ny resaka"iza no nanda ny hiresaka taimin'ny fifanatonana kay?????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3804