Mary fo be ny TGV

1. locl ( 01/07/2009 18:19)
Tena hita be hoe marary fo daholo ny tariky ry TGV fa dia mihorakoraka mafy ery rehefa tsy nasaina tany @ fivoriana.

Matoa hianareo tsy nasaina dia mazava be fa tsy reconnu sady jiolahimboto ka tsy misy seza mendrika anareo any.

Mahaiza mipetraka fa ny fanalàna anareo eo @ fitondrana izao no dinihin'olona any.
novalian'i fijo ny 02/07/2009 21:33
2. Noue ( 01/07/2009 19:09)
locl:
Mahaiza mipetraka fa ny fanalàna anareo eo @ fitondrana izao no dinihin'olona any.
ny famerenana ny ara-dalàna !!


3. ndotofetsy ( 01/07/2009 19:18)
ary i Noue ty koa raha hanala olona tsy laitra an

lagy be mihintsy ny tgv eto hanalanao
4. menalamba ( 01/07/2009 20:14)
Ary aiza ry zalahy no tsy misy mamaly é? :^) :^)
5. fijo ( 01/07/2009 20:51)
hoavy izy fa mbola mivory
6. essera ( 02/07/2009 04:29)
O ltié, lisany variana eto fa ny kila efa any am assise daholo. Tadidio wa fa io fieboeboana amin'ny voninahitra io no nahasolafaka an'i Dada d mbola tahafin'ny zanany ihany eto.
Omaly izao lisany rehetra mihitsy nanontaniana mody tsy niteny tsy nivolana hoe : confirmer-o ilay invitation officielle. :roll: .

D iza moa izao no tena marary fo ry locl : "tsy izay very seza ve, nieritreritra ny mbola hisalobokomana nandritry ny 2 au moins".

Ty fotsiny porofo iray : "Rehefa maneho ny tsy fifaliany ny oul d afaka mivorirovy". D iza izao no mivorivory eny Ankorondrano eny.

Ary tao anatin'ny andro vitsi2 aza izay d tena tsy henoheno intsony mihitsy.

:-P
7. eh ( 02/07/2009 08:42)
Essera â!! handray Union Africain ny Dadanay amin'ny manaraka ary efa nanaiky an'io daholo ny président rehetra ary io tsy maintsy ho tanteraka ... tsy maintsy miala ny anaranareo fat(y) ireo é!! :lol: hihihi!!!
8. essera ( 02/07/2009 09:51)
eh:

Essera â!! handray Union Africain ny Dadanay amin'ny manaraka ary efa nanaiky an'io daholo ny président rehetra ary io tsy maintsy ho tanteraka ... tsy maintsy miala ny anaranareo fat(y) ireo é!! :lol: hihihi!!!


D aleo ihomehezana fotsiny. Nefa na izany aza mety marina kosa alou io e satria ao PRETORIA no hatao ilay izy. :-D :-D :-D :-D
9. zandikely ( 02/07/2009 16:14)
Raha azoko tsara dia antsoina RAVALOMANANA fa tsy mahazo ampitenenina tahaka tamin'ny farany iny.

Saribakoly fotsiny e! mihainohaino fotsiny
10. pikatti ( 02/07/2009 18:54)
niala waian ndray ny tgv hoe" nantsoina hono fa tsy nandé"
ka inona moa fa tsy hotran'ny tany ADDIS ABBEBAS ihany hoe"voaray t@ tapis rouge "kay tsy nahazo niditra trano akory ry zalahy =)) =))
Zao ndray tsisy invitation akory ^:^
11. fijo ( 02/07/2009 21:33)
matoa ny mpomba ny tgv aza manda io assise io,dia misy antony ao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1106