MBA ARAHO NY ZAVA-MISY
1. ainaheri
(
30/06/2009 15:57)
Tsy homba an'i andry aho na ra8 mamoaka ity dinika ity,fa mba zvtr tiako lalininareo mpiwawawa eto @ politika d ny hijery ny machine en arriere,Ahoana hoy ny firenena vahiny raha nanao investiture teny Mahamasina ra8 t@ afera 2002 iny? AUTOPROCLAMATION!!!! Dia neken'ny vahoaka mba hiandrandra fiovana satria leo andradidy!! MOA VE 6mois TEO @ FITONDRANY D'EFA NISY FIOVANA?? Tsy momban'i andry aho nilaza an'zany satria na ny fakana ilay fitondrana aza tsy mendrika,leo andra8 kou ny vahoaka ka mba te hiova olona ka avelao izy hamindra alou d iandraso ny fifidianana,d eo no tsarain'ny ataony @ zay...........Ianareo ve mbola hino ny fiverenandra8 any dago??
novalian'i yuka ny 01/07/2009 07:46
2. xxx
(
30/06/2009 16:11)
hihihi Mampihomehy ahy ny fomba fametrahan'i toi an'ilay loha-hevitra. :)
Raha ny valin'ity fanontaniana ity indray:
Tsy maintsy hiverina ravalo ka! fa tsy amin'ity taona ity. Efa manao tsipakin'ny miala aina izy izao. Dia mety maheno kely an'azy indray isika rehefa tonga ny fotoanan'ny fifidianana filoha vaovao. Izany hoe ny fanaovam-beloma no azo atao amin'ny mba ho salama vatana tsy harary.
Raha ny valin'ity fanontaniana ity indray:
ainaheri:
...........Ianareo ve mbola hino ny fiverenandra8 any dago??
Tsy maintsy hiverina ravalo ka! fa tsy amin'ity taona ity. Efa manao tsipakin'ny miala aina izy izao. Dia mety maheno kely an'azy indray isika rehefa tonga ny fotoanan'ny fifidianana filoha vaovao. Izany hoe ny fanaovam-beloma no azo atao amin'ny mba ho salama vatana tsy harary.
3. xxx
(
30/06/2009 16:42)
ainaheri:mpiwawawa ahoana aloha zany e ? moa ve tsy dinika ny fiadian-kevitra no atao eto ka mpiwawawa ahoana ?
Tsy homba an'i andry aho na ra8 mamoaka ity dinika ity,fa mba zvtr tiako lalininareo mpiwawawa eto @ politika d ny hijery ny machine en arriere,
ankoatr'izany dia na 5 na 6 volana ny naha teo ny hat dia hita mibaribary fa milentika hatrany ny fiainana, lainga misesika hatrany ! tsy misy zaza-tsoa na zava-marina hita hatramy naha-teo azy ! mivari-kady ! zay no azo hilazana azy!!
4. yuka
(
30/06/2009 16:53)
Tsy mitovy io ainahery a!
Talohan-dravalo dia Ratsiraka no nitondra,rehefa nihongana deba dia vahoaka afaka sy miramirana no hita :D :) :P sady tsy nisy fitokonana hoe avereno dadabeanay :-D :-D :-D
Amizao anefa aza modiana tsy hita fa vahoaka ketraka sy very fanantenana ary miaina ao anaty tebiteby amin'ny asanjiolahy sy ny feo-mbasy etsy eroa no misy.
Ny tolona koa etsy andaniny mbola manao lazon'ady :D
Tsy toizao aloha no nahitako azy tamin'ny fotoana nionganan-dRatsiraka e!
6mois nitondrana kosa izy efa nanomboka nahatoky azy ny mpampindrambola
sy ny ONU sy BM,ka io na telotaona na folotaona hitondrana eo ary ny HAT
rehefa lavin'ny BM,ONU,sns tsy voatanisa dia tsy hisy fiainana vanona na fampandrosoana handeha eo :D
fa i ainahery kosa aloha tsy neutre e! :-P e!

5. Noue
(
30/06/2009 18:34)
"ainaheri":iza nefa no tsy nanaraka ny zava-misy hatramy voalohany ee ! tsy aleo ve ny BILAN no omena ??
MBA ARAHO NY ZAVA-MISY
[size=70]Rakotoamboa Jean Louis n’est pas allé par quatre chemins dans son bilan des trois mois d’exercice du pouvoir par la Haute Autorité de Transition (HAT). « Mensonges et escroqueries », c’est ainsi qu’il résume les réalisations et la politique de la HAT. Installée le 21 mars 2009, la HAT a été aussitôt condamnée par la communauté internationale qui a qualifié la prise de pouvoir de « coup d’Etat ».
Beaucoup de promesses, dit-il, mais juste des promesses en l’air pour abuser de la crédulité de la population qui se retrouve aujourd’hui sur la paille. Le projet riz à 500Ar/kg ne fut que feu de paille, provoquant méme la panique chez les riziculteurs, sinon leur faillite. Les prix du paddy ont en effet tendance partout à baisser, décourageant les paysans.
Les Saoudiens présentés comme devant prendre en charge le ravitaillement en PPN, sont introuvables. Les prix des produits d’exportation n’ont pas encore connu la hausse attendue. Pour ce qui est de la vanille, elle se négocie aujourd’hui à 1400Ar/kg, selon Rakotoamboa Jean Louis, prix le plus bas que la vanille ait jamais connu ces dernières années.
En tout cas, la HAT est accusée de mensonges et d’escroqueries car, de l’avis des « légalistes », elle s’approprie des acquis et des réalisations du pouvoir Ravalomanana pour se faire une image, notamment en inaugurant et en annonçant des constructions déjà conclues sous le précédent gouvernement.[/size]
6. Noue
(
30/06/2009 18:35)
http://www.madagascar-tribune.com/Mensonges-et-escroqueries-comme,12157.html
8. ndotofetsy
(
30/06/2009 22:20)
ka mino aho fa tsy ni fidabohan ny hat fotsiny no hilaina fa ny mety hampandroso ny firenena raha midaboka io dia iza no hitondra eo indray. Tsy aleo ve handroso izy hita eo mandrapahatongan ny izay (fifidianana) raha toa masaka ny malagasy. Ekeo na dia manao diso aza izy fa ataovy izay hivoahana ito tunnel maizimbe ito. Esory aza izy dia iza no ho eo tsy ho ra8 mihintsy fa aza manofy. Olona hafa tadiavina dia mba omeo anaran olona hafa hoe iza iza iza??????, ..................
9. ainaheri
(
01/07/2009 04:46)
yuka>> za neutre ka,fomba firesako fotsiny io fa za tsy momba ny HAT,na ny fomba sy fihetsiketsehena ataon'ny reo miaramila reo fotsiny aza v d tsy ampivonto fo.............Marina fa mba niandrandra fiovana ny vahoaka sasany ny @ nialandra8 teo fa saingy,tsy nahay naka ny fon'ny vahoaka ngahy andry ka diso fanantenana ny vahoaka sasany na ny firenena any ivelany aza,tsy manampitokisana azy....................Nanao barazy iany ny mpomba an'i deba t@ ireny 2002 ireny fa nony rava lay barazy d tsy nisy tohiny tsony ny hetsika,deba sy ny tariny aza lasa nitsoaka,ny tara sambo sisa no voasambotra (tantely....)Avy teo nandeha @ zay ny ankitsimpona gadra politika..........Tsy misy lanin'ny vavoniko na i ra8 na i andry,nefa tsika tsy afaka ny hiteny hoe miala teo fa soloy hafa,aleo andeha ny fifidianana(enga anie ka fifidianana marina)...