Centre d'accueil pour les orphelins...

1. essera ( 30/06/2009 12:39)
Hita an-gazety androany fa hay ny Magro dia natao fitaizana zaza kamboty very Dada ka dia isaorana azy nanomana mialoha an'io ho an'ny zanany.

=)) =)) =))
2. yuka ( 30/06/2009 12:58)
Ka i Mialy nilaza ny hanangana kay fampanantenana poakaty fotsiny :-D :-D :-D
Fa tsy maninona koa raha izay no afaka hiantsoanao io toerana io,sy hanononanao ny vahoaka manohitra ny tsy rariny :D
3. pikatti ( 30/06/2009 13:05)
aleo le boaikely essera hampidiriny sekoly aloha fa mampalahelo be :-D
4. essera ( 30/06/2009 13:22)
Misaotra an'i Dada sy Mialy izany.

aleo hisy ny fifaninanana. Fa ilay zaza atsy am Magro efa olon-dehibe tsy mahasaraka no tena goavana koa.


=)) =)) =))
5. pikatti ( 30/06/2009 13:26)
petsa i essera kely klé
alatsaka an-tsekoly hoatran'i bado =)) =))
6. essera ( 30/06/2009 13:42)
pikatti:
petsa i essera kely klé
alatsaka an-tsekoly hoatran'i bado


pffffffffff, ts'isy apoaka
7. andrywui ( 30/06/2009 13:44)
pikatti:

petsa i pikatti kely klé
alatsaka an-tsekoly hoatran'i bado =)) =))

efa nipitsika dahoul ny oul léti ry pikatti fa araka ny kozy mande d efa mi-PIKA-TTY , fa nilaozan'ny dadany d lasa zaza sary tsisy ray fa zanaka makorela sisa hahahahaha


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-$ :-$ :-$ =D> =D> =D>
8. Noue ( 30/06/2009 13:44)
misaora an'Andriamanitra fa tsy kamboty ialah ry essera :^) :^) :^)
9. yuka ( 30/06/2009 13:47)
Aza manody anie hono e! :D
10. Noue ( 30/06/2009 13:49)
nisy masaka indray tato zany androany aa ! :-D :-D :-D :-D :-D
11. andrywui ( 30/06/2009 13:54)
Noue:

misaora an'Andriamanitra fa tsy kamboty ialah ry essera :^) :^) :^)

ka raha kamboty noho ny lahatra moa atao ahoana fa zay ny lahatra, fa mampiPIKA-TTY satria dada nitsoaka adidy ny an'ny sasany knou! nipika daholo ny TIM fa nilaozan'ny dadany nandevina angady an'ny @ tany lonaka any afrika!

12. Noue ( 30/06/2009 13:56)
dia malahelo ve wiwi (tsy hay) raha kamboty izy ??
13. pikatti ( 30/06/2009 14:17)
fa i wiwi zany koa kay kamboty alatsaka any an-tsekoly hotran'i bado essera ha ha ha
14. Mirananirina ( 30/06/2009 14:57)
kamboty velon-dray
15. andrywui ( 30/06/2009 15:07)
pikatti:

fa i wiwi zany koa kay kamboty alatsaka any an-tsekoly hotran'i bado essera ha ha ha

elah ry pikatti efa oul miPIKA-TTY ka zay ampilamm an'elah alou atao fa sao d petsaiko eo vo gaga, ampiriatiko eo lisany TIM nilaozandray naka makorela hafa fa mamalisany efa antitra ka tsy maharaka ny revin'ny dadanlisany tsony hahahahahaha....

16. Noue ( 30/06/2009 15:33)
andrywui:
ampiriatiko eo lisany TIM nilaozandray naka makorela hafa fa mamalisany efa antitra ka tsy maharaka ny revin'ny dadanlisany tsony hahahahahaha....
fa inon'i wiwi(tsy hay) hono zany makorelina nalainy zany ??


:^) :^) :^) :^) :^)
17. ndotofetsy ( 30/06/2009 22:27)
vadidela daholo reto raha vao misy resabondy

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. nancy ( 30/06/2009 23:27)
Dia inona ny problemanao? sa mba te ho aseho gazety koa enao fa tsisy mpitaiza nefa tsy kamboty?

essera:

Hita an-gazety androany fa hay ny Magro dia natao fitaizana zaza kamboty very Dada ka dia isaorana azy nanomana mialoha an'io ho an'ny zanany.

=)) =)) =))



19. benkintana ( 30/06/2009 23:35)
petsa tato kay ny tgvendrana klé ha ha ha
lero leity ry zalahy refa tsy mahay miaina a!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.9656