Mihevitra ny tompon'ny vahoaka Manontolo ny TGVendrana ?
1. penguin
(
29/06/2009 14:33)
Tsia tompoko fa tsy tompon'ny fanirian'ny vahoaka Malagasy manontolo ny TGVendrana. Iaraha-mahita fa nisy diso paika ny nataon'ny mpitondra teo aloha ka nahatonga izao toe-javatra hiainana izao. Na izany aza anefa dia tsy misy milaza fa mendrika ny fomba nahazoan'ny TGVendrana ny fitondrana sadasada ity. Na tsy mankatoa izao fitondrana izao aza ny maro dia hiara-mahita ihany koa fa efa mametraka izay tiany apetraka ihany ireo hita ho mpitondra ny tetezamita. Saingy diso ary minia tsy mahita ireo milaza fa ny TIM sy MFM ihany no tsy mantakoa izao fitondrana izao. Ny lainga sy fitaka hita saingy mijery sy miaina eto avokoa ny vahoaka Malagasy ka mahalala fa TSY MANDEHA ARAKA NY RESAKA LAZAINA NY FANDEHAN-JAVATRA SY RAHARAHAM-PANJAKANA. Samy anaty saritaka ary miatefa any amin'ny fiainan-tokan-tranon'ny tsirairay izany. Ny Raiamandrenin'ny mpianatra ohatra tsy nianatra ny zanany nefa nandoa saram-pianarana nandritra ny fitokonana TGVendrana ary amin'izao dia tsy maintsy mandoa sar-pianarana volana Juillet sy ny Fampidirana mpianatra taona manaraka ary faran'ny volana Juillet daholo no fandoavana azy. Asa na misy miditra @ raiamandreny ny azon'ny HAT ka hiaraka mahita eto isiaka.
novalian'i diloo ny 30/06/2009 16:42
2. general
(
29/06/2009 14:38)
DE HANINNNN ANEFA RA PENGS A ZARANLAH AZA TSY NY AINLAH NO ALANAY TEO FA BE VAVA EO , ANAY NY TANANA E !! NY TGV NO TOMPON NY TANANA , FA MIHOGAHOGA LAVA EO IHANY FA AHITA GOAKA NY FARANY MTENY AH ZAY
3. xxx
(
29/06/2009 14:42)
Tena miombon-kevitra tanteraka aminao aho ny amin'iny.
Maro ny tsy mankato io fitondràna io saingy ny TIM sy MFM ihany no voatapa-doha satria ireny no sahy mijoro amin'ny heviny.
Teny atsipy amin'ny manampanahy ny fitsimbinana manokana ny RAD n'ny mpianatra tratry ny tsy azo anoharana ka anjaran'ny fitondrana HAT ny mandinika izany manokana fa t@ andron-dRavalo aloha de nisy ny FAF ka asa ny mba hataon'ny HAT . "Raha te-hihinan-kena manko hono de ny omby no omena vilona, ary raha te-hanana olo-manga sy avara-pianarana de tsy maintsy ny zaza no tsimbinina voalohany".
Ry HAT ô, zavatra tokana no andrasana aminao.
Aza manafina ny marina fa lazao ny zava-misy fa tsy hatao hoe mandeha ny tsy mandeha.

4. xxx
(
29/06/2009 14:55)
Ny famafazana lainga no tena spécialité n`ity HAT ity ka ataoko fa tsy adala akory ny malagasy ka hino anjambany izay lazainy . Ho ahy manokana dia hovaiko ny Canal télé rehefa mikabary ry zalahy sao dia mifindra aty ny Virus n`ny lainga . Ry zareo rahateo hita fa tsy mahomby eo amin`ny fitantanana ka tsy mahagaga raha tsy misy mandeha ny zavatra ataony . Mba te hatao hoe nahavita zavatra fotsiny dia mba mizara prime hi-impressionner-na ny miaramila sao mantsy mivadika ireto farany . Tsapany tsara manko fa ny basin`ireo ihany no mba mitana io fitondrana io hijoro fa raha tsy misy an`ireto HERIM-PAMORETANA ireto dia zero manatody ilay HAT !
5. hery
(
29/06/2009 15:48)
Marihina fa tsy ara-dalàna ny fampihorohoroana ho faty olona.
---
Article 222-17 du code pénal
La menace de commettre un crime ou un délit contre les personnes dont la tentative est punissable est punie de six mois d'emprisonnement et de 7500 euros d'amende lorsqu'elle est, soit réitérée, soit matérialisée par un écrit, une image ou tout autre objet.
La peine est portée à trois ans d'emprisonnement et à 45000 euros d'amende s'il s'agit d'une menace de mort.
------------
A threat to commit a felony or a misdemeanour against persons the attempt to commit which is punishable is punished by six months' imprisonment and a fine of € 7,500, if it is repeated, or evidenced by a written document, picture or any other object.
The penalty is increased to three years' imprisonment and to a fine of € 45,000 where the threat is one of death.

6. ndotofetsy
(
29/06/2009 17:03)
mety tena te hanova zavatra anie i andry fa ireo manodidina azy no tena ratsy eee asa aloha
:roll: :roll: :roll:
:roll: :roll: :roll:
7. diloo
(
29/06/2009 18:16)
Inona ary no mampalahelo an'i ndontofetsy eo!
Efa nambaran'i prezida Andry fa nomen'ny vahoaka fahefana izy haka ny fahefana ary manao izay tiany atao.
Tsy tokony himenomenona intsony satria izay no safidim-bahoakan' ny 13 mai.
Tsy ilaina izany lalampanorenana izany, ny lalànan'ny HAT no mifehy ny rehetra satria izay ilay safidy.
Tsy nisy nanery ny rehetra anie nametraka an'i prezida andry @'ny toerany e!
Prioritaire aloha ny ampadroso ny média Viva-tv, ny oron'asa publicitaire. Ho an'i Alain RAMAROSOANA kosa dia ny fiodinan'ny orin'asa savonnerie tropicale.
Izay no nilaina ny vahoaka mba hanavotana ireo orin'asa roa ireo. Izany hoe fanavotana ny kapitalista malagasy.
Mazava ho azy fa ilaina ireo miaramila hiaro ny harena ny kapitalista malagasy aloha. Rehefa miodina tsara , izay vao mitodika @'ny vahoaka.
Koa raha naona ianao na tsia dia izay ilay safidy ary safidy voamasin'i monseigneur Odon io.
Koa dia samy mahataty
Koa dia samy mifaly sady lasa tahaka internationale koa ny fangalana fanjakana an-keriny ohatra:Honduras. :? :wink:

8. Noue
(
29/06/2009 18:33)
diloo:vahoaka iza moa izany?? tsy ny vondron'olona sy ny capsat nga hono ??
Efa nambaran'i prezida Andry fa nomen'ny vahoaka fahefana izy haka ny fahefana ary manao izay tiany atao.
9. diloo
(
29/06/2009 19:26)
Noue an:Ilay vahoaka voasary ka!
Izany hoe i ra-prezy Andry no atiny ary ny vahoaka 13 mai no odiny.
koa rehefa kapitalista toa an-dry Ramaroson ianao dia afaka maka fanjakana maimaimpoana ary mividy voasary 13 mai maro-vitsy acquis gratuitement à la cause.
Tsy mila manao marketing intsony fa eo ny boay-kely hiezaka hanamafy orina ny tarigetra ao an-tanàna sy eto @\'ny serasera.
Izay ilay choix-ny vahoaka voasary.
Mandeha tsara ny planina hoy ny HAT: Voky ny vahoaka, ampy sakafo tsara ireo zaza madinika, voatsabo tsara ireo marary rehetra, mahazo karama lavorary sy prime ny mpampianatra rehetra.
Miasa be ny HAT dia mahazo 4x4, vary lasaka,mpiasa an-trano maro , gardes de corps tsirairay. Tsy olana mihintsy ny vola fa aleo zarazaraina izay nitrandraka izany ao @\'ny fat.
Ny ilaina ny vahoaka voasary dia ny manosika ihany ,dia ampy.Tsy nisy mihintsy nanery ny tsirairay hametraka ny fitondrana anio koa dia samy mifaly mahataty: izay no safidy.
:? :wink:

10. penguin
(
30/06/2009 06:02)
Vao alina ny tarika AREMA nilaza ny tsy handray anjara amin'ity fikaonandoha ity ary nilaza fa tsy nahazo fanasana. Ny tarika Zafy Albert moa efa nilaza mazava fa tsy milaza izao fitondrana izao ho ara-dàlana. Ny vahoaka mangina tsy resahina ka asa na mbola hisy sahy hilaza fa ny TIM sy MFM ihany indray no tsy mankatoa ami'nity resaka tgvendrana ity ?
11. Noue
(
30/06/2009 08:00)
ka dia hiafara @ inona indray moa izy ity eee ??? ny an'ny FAT(Y) ihany no harosony @ didy jadona :^) :^) :^) :^)
12. essera
(
30/06/2009 11:47)
Noue:
vahoaka iza moa izany?? tsy ny vondron'olona sy ny capsat nga hono ??
eo am Magro. Vahoaka tsy vahoaka
14. fanou14
(
30/06/2009 13:07)
tsy mahagaga ry diloo ny arema raha tsy handray hanjara a , ny azy ny amnistie no tadiaviny koa mba manontany anao za ? mety ve izany ny mamono olona sy mangalatra ny volam-bahoaka aminao ? satria raha mety dia maninona moa raha hamono olona sy hangalatra daholo dia @zay samy velona daholo zany satria avy eo mangataka amnistie fotsiny ;izay no lazaiko foana tsy fitiavantanindrazana fa fitiavantena sy fahefana no tena mibahana @ mpanao politika tsy ankanavaka , tsy mba misy hijery izany hoe tombotsoan'ny vahoaka mivantana izany fa dia je aloha zay vao tu ka dia mampalahelo mihitsy rehefa mba sendra miditra serasera dia mifanaratsy no feno ato h@ hoviana no nisy izany mpampihorohoro izany raha tsy izao ? fa na dia misy ve ny vola dia ny vahoaka malagasy no atao izany ? dia mbola hoe fitiavantanindrazana ve izany ? sa rehefa acte ataon'i tim dia hodiana tsy hita sa koa ve mety ny tgv ve no anakarama ny mpisan'i tiko sy mbs anakorotana dia financement avy any ivelany no atao ? asa aloha fa dia tadidido fa misy Andriamanitra ka na ho ela na ho haingana dia ho hita eo foana ny marina , ary mahagaga fa tsy manaiky ny fihovana mihitsy ny zanak'i ex président ka las a manao zavatra tsy tokony atao . koa samia misaina , ary mahaiza mandinika koa anareo enga anie ka tsy hisy ato @ sera2 izay manaiky hanao ireny fampihorohoroana ireny dia tadidio fa gasy tahaka anao ihany ny eto mada ka dia aza dia variana @ vola kely satria rehefa tratra enao higadra sy ho voasazy fa izay maniraka anao kosa mety afaka hitsoaka na efa nitsoaka ary afaka mividy ny fitsarana rehefa ho avy ny andro hitsarana azy
15. pikatti
(
30/06/2009 13:23)
omevo amnistie any lesy zareo ry Andry fa inona ndray ary ty be tahotra tony e
aleo hita eo zay mahavoa :-D
aleo hita eo zay mahavoa :-D
16. diloo
(
30/06/2009 16:42)
Hoy i fanou14:
Valiny:
1-Ny fahitako azy an, ao anatin'ny HAT ao misy ny Hery Velona fahiny. T@'ny fitondrana ny Hery Velona iny dia nisy ny fahazoana ilay financement parallèle à hauteur de 2 milliards de dollars ary raha tsy diso ny fitadidiko dia i Pastera ANDRIAMANJATO rainy no nikarakara iny fitadiavana iny. Ny zavatra tsy fantatra hatramin'izao dia nankaiza iny vola iny ary iza no nahazo ny tombontsoa.
Marihina fa t@'iny fotoana iny koa fa, ny zanany Ny Hasina ANDRIAMANJATO du jour au lendemain dia lasa le grand maître de tout ce qui touche les activités TIC à Madagascar( TIC=technologie de l'Informatique et de la Communication). Toa manana part d'actions ao @'ny Telma angamba izy.
Resy anefa ny Hery Velona dia nahazo vahana ny AREMA satria izy ireo indray no nahazo ny fahefana. T@'io fotoana io angamba nahatsikaritra ny AREMA fa nisy fanodikodonam-bola tsy nazava nataon'ny mpitondra tao @'ny Hery Velona.
Araka izany, mamono-tena ny HAT raha manome amnistie ny AREMA.: mba tsy hivaoka ny secret rehetra.
2-Ny mamono olona sy mangalatra ny volam-bahoaka mety ve?
Tsia no valiny.
Io dia miankina @'ny toe-tsaina sy ny tarigetra ary ny tetika mafy orina izay te hitondra ny fanjakana.
Misy firenena toy ny any frantsa dia ny choix démocratique ny an-dreo, ary lalampanorenana hatraman'ny 1958, ary nijanona ho Vème Repoblika hatr@'izao. Resaka ligne de conduite sy programme politique ny an-dry zareo dia avy eo samy mifidy izay tiany ny vahoaka.
Raha misy hery mampatahotra ny parties politiques tsy mitovy firehana ohatra ny partie FN an'i Le Pen, dia manao triangulaire républicain ry zareo. Izany hoe tsy voatery mamono olona sy mangalatra ny volam-bahoaka vao ho eo @'ny fitondrana.Izany no mahatonga an'i le Pen tsy matahotra ho vonoina.
Ny eto @-tsika indray dia io heraha-mahita io: izany hoe izay mafy be sy manana poleta ihany no izy.
Ny famonoana ny olona dia natao ho fampitandremana ny tsirairay.
Rehefa tsy mahazo fanampiana avy any ivelany dia izay kely hananana sisa tavela ihany no ampiasaina.
Ianao ve mihevitra fa ny atsantsa hanafosafo anao eo!
3-Fitiavan-tanindrazana:
Tadidio fa ny kapitalista tsy miditra @'ny resaka sosialy fa ny fahazoam-bola betsaka ary ny fiarovana azy ihany.
Inona no ilain'ny kapitalista matanjaka toa an'i Inkjet sy savonnerie tropicale @'izao fotoana izao indrindra: fampiasana ny vahoaka hafahana hanjakana. Rehefa vita ny ilana ireo vahoaka acquis à la cause ireo, dia tsy maintsy asiana elanelany. Ny fomba hafahana manao izany, dia ny fampiasana ny miaramila FIS hiaro ny tombontsoan'ny kapitalista.
Ireo Kapitalista ireo tsy natao hitisinjo ny vahaoka.
Hoan'ny vahoaka tonga saina mpanohana teo aloha masaky maneno anefa ankehintriny, dia ny solution finale no miandry azy.
Araka izany, tandremo ny tenanao: aleo velona toa izay matimaty fahatany. Ingahy Alain RAMAROSON tsy mivkla aminao fa ny savonony ihany no zava-dehibe.
Farany anjaranao ry fanou14 no mamakafaka: misy ve ny fitiavan-tandrazana ankehitriny, anio.
Dia mivavaha mafy sy mahereza.
:( :? :wink: :wink: