manahy hany ny maro amin fiandrasana an'i dada

1. sakaymena ( 27/06/2009 05:42)
sao de mba hivadihan'ny vahoaka fanindroany eo i dada fa asaivo tonga faingana. satria rah oharina @ zaza miandry noounou ireo d'ef mba noana hany ngamba satria de el loatra le hoe ho tonga dada rapitso.
i dada toa manao andraso eo fa hitehafako valala.
ary minadry ny apitso tsy ho lany
répondu par fijo le 27/06/2009 19:11
2. Noue ( 27/06/2009 06:31)
ry zareo tsy sasa-miandry aza tsy manisy blèm ka inona no olan'sakaymena ?
3. xxx ( 27/06/2009 07:37)
No:
ry zareo tsy sasa-miandry aza


Tandremo zany ry TIM-isany, efa manomboka hivaralila i ra-No. Ry zareo hoy izy.
4. sakaymena ( 27/06/2009 08:16)
zah tokotrany mo ry noue no hninon fa ny aza tratran'ny aza hitako,aza mahita ahy no hatahorako e.
5. ndotofetsy ( 27/06/2009 08:38)
tsy tonga tsony lery fa tamana ao afrika atsimo ao fa milay be hono ny bex ao
8) 8) 8) 8) 8)
6. locl ( 27/06/2009 12:45)
Maro iza moa no tianao ho tenenina, sa hianao no tsy mahandry dia miafina ao ambadiky ny maro.....

Matoa izy mbola tsy tonga dia misy ny antony, avelao ny olona hiandry fa ireo izay tsy mahandry dia mandroso hevitra e!
7. fijo ( 27/06/2009 19:11)
izao e,io resaka hoavy io aloha,amiko resaka natao hitazomana olona.
manaiky aho fa mbola hoavy izy,fa ny tsy nekeko de ilay hoe alohan'izao daty izao.
izao mantsy,isika dia mpikambana ao amin'ny sadec,ary ao amin'io fikambanana io dia misy fitsipika mamela ny fitsofoan'ny tafika hiraisana raha misy olana ny tany iray mpikambana.
saingy io fampidirana antsehatra ny tafika hiraisana io,tsy hoe ,avy letsy fa misy olana aho ,de iny fa tonga.misy lalana tsimaintsy arahany aloha vao,tanteraka io.
ka izao,efa eo amin'ilay fotoana farany isika izao,satria efa natao daholo ny fanelanelanana fa tsy nahitana vahaolana,dia izao ny sadec mihintsy no nandray ny raharaha,ka raha eo no tsy mbola voavaha io,dia minoa ahy ianareo,fa hoavy tokoa io tafika io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0472