Manasa ny malagasy hanangana saina
1. essera
(
25/06/2009 06:05)
Noho ny hafaliana amin'izao asaramanitra izao dia tapa-kevitra essera fa hanangana sainam-pirenena ka dia manasa antsika rehetra ary fa efa novaiko ny saron-tavako io.
novalian'i fijo ny 25/06/2009 21:04
4. xxx
(
25/06/2009 08:13)
fangaha tsy misy manangatsaina ny malagasy ry essera no hentanina a? :-D :-D :-D :-D mazotoa e tonga de rakoufy saina ny tranony essera e :-D :-D :-D
5. essera
(
25/06/2009 08:30)
Ekany tsotr zao les. Any efa natao telo mihits ka...
:-D :-D
Rehefa tsy hanangan lisan an lisany an ange zan fa za irahrah
:-D :-D
Rehefa tsy hanangan lisan an lisany an ange zan fa za irahrah
7. Oay
(
25/06/2009 08:38)

Ok Ra-essera a!
Madagasikara no lova navelan'ny razako ka tsy avelako hitsangamenatra ary tsy ny mpamatsy vola hiadian'ny samy Malagasy no handehanako tsy hankalaza sy hanome voninahitra ireo Ray aman-dreny niady ho an'ny fahaleovantena.
Marina fa tsy afaka tanteraka isika ary tsy isika irery no toa izany fa ny firenenana mahantra manerana ny tany fa ny hifaliako dia EFA AZO ANDRANDRAINA FA INDRAY ANDRO ANY DIA TSY MAINTSY HISY MALAGASY IRAY TENA TIA AN'i Madagasikara Sy Ny MAlagasy hitondra azy SATRIA TSY HIADIANA INTSONY ILY FAHALEOVANTENA ARAPITATANANA FA EFA AZO NOHO NY TOLONA NATAON'IREO ZOKY RAY AMAN-DRENY!
Madagasikara ho an'ny Malagasy ary ny Malagasy ho an'i Madagasikara!
9. xxx
(
25/06/2009 08:45)
fangaha tsy i TGV indray ry oay no tena tia any madagasikara? toa mbola manantena olona hafa indray mantsy enao arakio voalazanao io kou, de mazotoa manangantsaina e, nenay mantsy tsy hatsangatsangana fahatany fa misy heviny sy dikany, ka aleo aloha hivalona tsara ao e!
10. essera
(
25/06/2009 08:57)
Tsy maninona nén lisany na maimbo lao sy lanin'n koroka ao mihitsy aza fa any Afrique du Sud any velarina LTIA.
11. Oay
(
25/06/2009 09:21)
xxx:
fangaha tsy i TGV indray ry oay no tena tia any madagasikara? toa mbola manantena olona hafa indray mantsy enao arakio voalazanao io kou, de mazotoa manangantsaina e, nenay mantsy tsy hatsangatsangana fahatany fa misy heviny sy dikany, ka aleo aloha hivalona tsara ao e!
Tsy fantatro na i Andry Rajoelina ILAY IZY na iza fa ny azoko lazaina aloha hatreto ary mbola hamafisiko fa MISAOTRA AN'i Andry Rajoelina i Oay tsy natahotra ny nanangan'ady t@ i Ravalomanana, ka hamafisiko fa efa nanao teo daholo ny be antitra ny CNR fa tsy nahavita fa i Andry Rajoelina no nahavita ka dia mankasitraka ny asa vitany i Oay.
Fitiavako i Madagasikara ka entiko hanaporofoana izany aminareo dia io ny sainampireneko fa tsy manana hafa tsy io aho ka d asehoko anareo ilay izy!

13. xxx
(
25/06/2009 10:25)
fenoy daholo ny lavatranonolona aty mada e! ny manodidina anay mantsy eto tena tsisy manangana na ny 1 ary, mety olona adala daholo ve ireo manodidina ahy ireo ry essera sy oay? fa tsy azoko
14. patrick2002
(
25/06/2009 15:00)
ny tsy fanangana-tsaina tsy midika fa GTT izy,mety mahantra tsy mahatakatra saina ny olona ,ka aza misandoka.
15. xxx
(
25/06/2009 15:46)
Izahay aty @ faritany dia mananga-tsaina daholo,ka izay nareo vitsy an'isa kely ao kartie ao Tana ve no tsy hanangana... tsy vozonana ianareo. Tsy natao ho an'i tgv na tim io fa ho an'i M/car.
16. xxx
(
25/06/2009 19:58)
izahay aty aminy faritany aiza? misy 5 mantsy manodidina anantananarivo, sa ianao mizara dimy(5)? :-D :-D :-D :-D
17. fijo
(
25/06/2009 21:04)
firy taona izay nisy 26 juna tsy nisy fanerena sy pub hanangan tsaina,ka misy inona no izao vao misy izany????misy rah atsy manjary ao,fa mba misaina
