26 juin 2009

1. diamondra27 ( 24/06/2009 15:39)
iza no hahazo an'i mahamasina?

eo ve zany no ahitana hoe: iza no manana pouvoir
sa sambany amin'ty taona ty no hisy defilE 2 ao Tana: ao am kianja 13 mai sy any mahamasina
novalian'i fijo ny 24/06/2009 20:18
2. Onjakeli ( 24/06/2009 15:49)
Ry foza tsy hampiasa ny basiny aman-tafondrony. Mbola ao anie kaomanda Sharla e!
3. locl ( 24/06/2009 15:51)
ka tsy azoko hoe iza no eny Mahamasina ary iza no eny @ 13mei satria ny légaliste eny @ magro. Mba azavao kely fa tsy naharaka e!

Fa raha izaho aloha ny eo @ toeran'i andry TGV dia tsy mandeha na aiza na aiza fa hihorahan'ny olona eny
4. locl ( 24/06/2009 15:53)
Ny ahy aloha eny @ izay misy ny légaliste no andehanako e satria io no tena ara-dalàna
5. diamondra27 ( 24/06/2009 16:03)
locl: hay ve magro le izy e , ka 13 mai no reko koa .Saika hitonatonana eny fotsiny zany za
6. diamondra27 ( 24/06/2009 16:04)
ka misy milaza fa ra mandriaka be am 26 ka as na tsaho na tena marina , de oe santionany fotsiny ireny tany am leader price ireny
7. Onjakeli ( 24/06/2009 16:08)
Olona mandeha mitorona ve ry locl hahita hoe tsy tokony mandeha a!
fa na inona na inona izy ne mbola matoky an'ireo manana basy. Izy aza mba efa midi-kizo mangalatra mitady ny volabe omena ireo miaramila ireo ko ahoana mihitsy, hoy ianao.

Tsy mbola hay alohan'ny hatramin'izao fotoana izao ho aiza ny legaliste satria tsy nambaran'ireo mpitarika mihitsy satria sao e miomana eo ry foza, fa rahampitso mahita izy e!
8. diamondra27 ( 24/06/2009 16:32)
Onjakeli: de aza adino akia manome vaovao fa miandry a
9. Noue ( 24/06/2009 17:39)
tsisy afatsy ny ara-dalàna no tokony andehanan'ny vahoaka
10. fijo ( 24/06/2009 20:18)
avelao izy ho ao mahamasina,ny tena jerena izao dia hoe ,hoavy ao ve ny ambasadaoro ny firenena avy aty ivelany????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1194