Lasantsy miakatra,Ratsivalaka mitaraina, menaka 12.500F/l

1. penguin ( 24/06/2009 06:27)
Tsy nahita ny menaka 12.500 fr hono ny akama nefa feno eran'ny rehetra ny menaka 12.500 fmg ny 1/2 litre. Kay atsasany. Mofodipaina sarany kely nolazaina 200 ariary avy eo niverina 1.500 fr nefa mbola salany kely ihany. Dia gaga koa ny vahoaka fa mandainga ny mpitondra Taxi tao amin'ny TV plus alina raha nilaza fa nisondrotra ny vidin'ny lasantsy nefa i andry tgvendrana efa nilaza hoe ampidinina ny vidiny hitsinjovana ny vahoaka. Nitatatata koa ratsivalaka na mbola tsy nosoloina DJ aza fa tokony manana Camion 1000 isa hono farafahakeliny vao ampy amin'ny fanangonana fako. Ny Fitoerampako nolokoina orange. Ny WC publique hananganana sainampirenena sns tohizo. Ny fehiny dia tgvendrana no manjaka ka vendrana ny hono ny vahoaka Malagasy ary mila omena fanabeazana
novalian'i xxx ny 25/06/2009 08:26
2. sakaymena ( 24/06/2009 06:37)
aza odina mitappy rangah fa tam andro ny R8 no nys vary 10000fmg /kg zay tsy mbola nisy tam fitondrana nifandimby a
ary hatraiza no tsy noloindrainareo lokon ,ny TIKO hatram tohoka tantelyn ny any ambanivohitra (gaboné io)
3. xxx ( 24/06/2009 06:54)
normal raha miakatra ny vidin-javatra satria eran-tany koa no miakatra io vidiny io, tsy adala akory ny olona raha milaza hoe niakatra ny vidim-piainana, fa aiza ty fampanantenana nataon'ty TGV
4. penguin ( 24/06/2009 07:02)
tgvendrana mahay ka izay no maha-manabe takolaka an-dry zalahy fa ny vahoaka mpihogahoga no ampiresahana hiaritra eo rehefa avy maty sy sorona ny havany sy namany.
5. Noue ( 24/06/2009 07:09)
rehefa tsy mahita lazaina ry sakaymena dia aza miteniteny foana aa ! inona ary ity ? :^) :^) :^)
6. essera ( 24/06/2009 07:12)
Fa angah moa tgv no mpamokatra lasantsy. ny ao bemolanga ange mbola tsy mivoaka e. Ato efa mis oul hitap afaka andro vitsy2.
7. Noue ( 24/06/2009 07:12)
lasa Dr nga ialah ry essera ?
8. xxx ( 24/06/2009 07:30)
eo no lazaina hoe ampihenana ny vidin'izao sy izao eeeee, manketsy mankeroa eeeee, nefa AIZA EO
9. xxx ( 24/06/2009 07:32)
La fin du monopole de Tiko est bénéfique dans le domaine de la distribution d’huile alimentaire. La preuve : les prix de cette denrée de première nécessité ne cessent de descendre. La plupart des marques d’huile alimentaire se vendent actuellement à largement moins de 4 000 Ar le litre. Il n’empéche que la filière n’est pas encore complètement assainie en raison des fausses déclarations pratiquées par certains opérateurs.

Egalité non respectée

« Nous savons qu’il y a des opérateurs qui importent de l’huile raffinée mais qui arrivent à les déclarer comme étant de l’huile brute », dénonce un opérateur qui regrette ainsi que le principe de l’égalité de tous les acteurs intervenant dans le secteur ne soit pas respecté. En effet, les auteurs de telles fausses déclarations gagnent automatiquement 15% de plus par rapport aux autres. Et ce, dans la mesure où le droit de douanes pour l’huile brute est de 5% alors que celui de l’huile raffinée est de 20%. Forcément, les faux déclarants gagnent puisqu’ils peuvent se permettre de vendre à des prix moindres, par rapport aux autres. « La saine concurrence n’est plus respectée », poursuit notre interlocuteur qui en appelle ainsi à la vigilance de l’administration afin de mettre un terme à ces pratiques.

Moments difficiles

Toujours dans le domaine des PPN, l’on assiste actuellement à un phénomène de baisse des prix du riz. Au grand bonheur des consommateurs qui arrivent à trouver du vary gasy à 850 ar le kilo chez les épiciers de quartier. « Nous avons différentes catégories de riz dont les prix varient entre 850 Ar et 1 000 Ar, selon la qualité » explique R.S, propriétaire d’une épicerie du côté des 67 hectares. Et si cette baisse des prix du riz fait le bonheur des consommateurs, par contre les paysans producteurs traversent les moments les plus difficiles de leur vie. Et ce, en raison du fait que les prix aux producteurs ont baissé d’une manière vertigineuse. En effet, les prix du paddy ont baissé jusqu’à 400 Ar et méme 300 Ar dans les zones les plus enclavées.

Dérèglement du marché

Selon les opérateurs en riz, deux principaux facteurs sont à l’origine de ce phénomène de dérèglement du marché du riz et qui fait beaucoup de mal aux paysans producteurs. Il y a tout d’abord le départ du groupe Tiko qui jouait avant un rôle régulateur dans la mesure où les prix que ce groupe pratiquait servaient de référence pour les autres collecteurs. Or, méme s’ils n’étaient pas à l’avantage des paysans, ces prix étaient quand méme considérés comme raisonnables. Il y a ensuite l’impact désastreux du fameux riz à 500 Ar. En effet, les collecteurs se servent de cet argument de riz à bon marché de la HAT pour forcer les paysans à vendre leur production à petit prix. Un grave danger, en somme, pour ces paysans. « Si ce phénomène continue, ces paysans risquent d’abandonner leur métier de riziculteur pour s’adonner à d’autres activités », selon un commerçant qui s’indigne du fait que « les autres intervenants de la filière riz, comme les collecteurs, les grossistes et méme les détaillants gagnent beaucoup plus d’argent que les paysans ». Raison pour laquelle d’ailleurs, les opérateurs demandent à ce que la HAT déclare publiquement que ce riz à 500 Ar n’existe pas. Un aveu de la stricte vérité qui fera énormément bien à la majorité de la population malgache que sont les paysans.

R.Edmo
:^) :^) :^) source midi mada
10. xxx ( 24/06/2009 07:33)
ty sakaimena ity aloha tena miteniteny foana mihitsy ka! tena sakay mena marina
11. xxx ( 24/06/2009 07:33)
hita oa, maninn no manao fampanantenana rehefa tsy hananteraka akory
samy tsisy ilàna azy na Ra8 na TGV
na ny fiainana

aleo mamono tena
snifff
tchroufff


:^) :^) :^)
12. ravalotgve ( 24/06/2009 08:54)


sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@ :@

bebean i tgv sy ra8 io
13. ravalotgve ( 24/06/2009 08:54)


sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@ :@

bebean i tgv sy ra8 io moly be
14. essera ( 24/06/2009 13:08)
Penguin na hivazavaza ohatran'in eo aza d tadidio fotsin fa efa gentil ny ao am Magro izao ny ankabeazany ankoatra an'ireo mpanao terrorisme any am grande surface fa hiezaka hitadidy ny tarehin'ilay GTT ireny ohatra fotsiny :

Ny tena lohany be lé ataontsika hoe commanditaire zany a d :



Ny oul manara-drenirano miseho mahay milomano :




Aza hitako aza mahita ah !!! Tsy naleo ve nipetraka tsara tany an-trano toy izay nilingilingy, niridiridy tany.

zao ny sasany ngah izao tsy hisaron-tava ara-bakiteny rehefa atsy ho atsy. Sady tsy te hiverina aty an-tanindrazana no ho roahin'ny oul any ho an'n le m-cland sy paps tsy milam.

:-D :-D :-D
15. xxx ( 24/06/2009 13:45)
Lasa mpametaka afisy ndray le bandy mpanenjika an'i Noue teo aloha teo fa hoe mametaka afisy
16. penguin ( 24/06/2009 14:16)
Mandra-pahalasan'ny tgvendrana dia mitsikera ny tsy mety hatrany penguin na ho tapaka eo aza ny lohan'essera. Ry salopard aza teto nilaza ny nanala pataloha ary nitondrotra teny Ambohitrirohitra mba nialan'ny Filoha Voafidim-bahoaka koa izahay milaza ny tsy mety ataon'ny mpanjera fahefana vé hangina? Mitohy io ry tgvendrana a =)) =)) =))
17. Onjakeli ( 24/06/2009 15:43)

Ka ry foza anie tsy maintsy manao fampanantenana poak'aty mba hahafahany mameno ny paosiny e, sao mantsy mantsy haongan-dry maimbo elika isany eo ka tsy poinsa. Fa le mpanaraka azy koa no tena mandeha mitorona de tsy mahalala izay hahafaty azy.
Efa tsy hitan'i Debakely intsony izay asiana ny tongony fa miakatra avokoa ny vidin-javatra nefa ny firenena mpanampy ity tsy mi-reconnaitre. Very aho DJ koa. inay aho mantsy mba tsy nilingilingitra niakatra teo. Gaigy be koa aloha no fitaka be vava nataon'ireo dinozoro politika mba te hameno ny paosiny eo amin'ny fitondrana e, nampidi-kizo. Zao ry zalahy mitaingina fiara milay, mamindra izay fiara tiany amin'ny anarany, zao ialahy hiangonan'ny rihitra satria ialahy no nitetateta. Ny an'olona toerana no tadiaviny, hamenoany ny paosiny.
Vidin'inona koa izao no hiakatra eo afaka kelikely eo, mihinanana sy misotro mangidy mihitsy ary tsy matory amndro aman'alina angmaba ialahy kely mitady ny fika rehetra. Fa tsy zakan'ny lohan'ilahy kely io e!
miala de miverena indray mampandihy!
18. Noue ( 24/06/2009 15:44)
zay mahintsiny no atao ry penguin aaa :-D :-D :-D :-D :-D :-D
19. fijo ( 24/06/2009 21:06)
ô ry essera an,mba fantatr\'indry moa,fa io sary aseoseondry io dia azo hannejehana ny serasrea?????
20. penguin ( 25/06/2009 05:52)
Ny mpanao gazety aza manakona ny tarehin'olona ahiana na voatondro ho mpanao ratsy nefa ity dia ny sarin'olona no asehony. Izany no porofo milaza fa tgvendrana tsy manara-dàlana ary henjehina mandra-pahalasany tanteraka satria tondroin'olona molotra ny firenena entin'ny "little boy" sy ny mpikambana ao @ FAT(y)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0568