tsy mila gtt mpanavakavaka izahay gasy aty dago

1. andrywui ( 24/06/2009 03:32)
http://gasikarasahy.blogvie.com/2009/06/19/les-tsalo-de-paris-la-race-de-cro-magnon-daltonien-aigu-en-photos/#more-125
tonga masiaka eto aloha,tonga dia petsa eto ireo gasy tia tena ato :-D :-D :-D hahahahahaha ,i charles ataovy minanihany hihihihihihi kely ireo gtt eto paris ireo rehefa miditra any dago any
novalian'i xxx ny 24/06/2009 11:35
2. sakaymena ( 24/06/2009 04:29)
efa mafy ngeh ry andrywi zany fiainana any france any zany e
ka mitady handroba any dago any.tsy misy toerana ho any gtt tsony any dago na politika na sosial
madagasika any malagasy tsy vaky volo fa tsy any gtt tsy ampy kaly an lafrance any
fa ny sarindreo aza ke, malazo iaby lany tsys ho fiahana ny akagny oh
tsy aty lala mamany eh
3. fijo ( 24/06/2009 04:51)
inona ary ity resaka tsalo sy merina lava ity?????,
4. sakaymena ( 24/06/2009 04:56)
ka zahay kotier tsy manaiky an
5. essera ( 24/06/2009 05:32)
Ngah tsy fantatrareo fa ny tantaran'i Hitler no saika haverina teto Mcar.
6. xxx ( 24/06/2009 06:19)
Na hotsovahana @ rano mamay aza letsy ialahy tsy ho fotsy toa ny vazaha mihitsy ka aza eo no mifanavaka eo nefa samy mainty
7. xxx ( 24/06/2009 07:24)
za kosa aloha tsy fotsy nefa tsy maintibehh ohatri sakaimainty euuhh sakaimena mantsy e! :-D :-D
8. sakaymena ( 24/06/2009 10:26)
ka mitomany ho fotsy ngah ry xxx e? nanenina ianao fa malagasy fa tsy tena vazaha
zahy fier ny maha mainty sy maha malagasy anay indrindra fa ny maha coter anay e tsy hatakalonay io
9. essera ( 24/06/2009 11:15)
Reveko les sakaymena. Lazain-dr lerony fa mkôty an lah ndray a zao !!! Fa elah koa ts ratsy mits ka.

:D :D :D
10. xxx ( 24/06/2009 11:35)
ireo mpanolotsaina ny gtt


ho avy eto mada izy ireo hanolotsaina ny hat



:/ :/ :/ :/ :/ :/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0448