tompo baolina tezitra refa resy d tsy avela milalao ny .....

1. halloween ( 22/06/2009 10:11)
nareo ve tsy mahatsiaro fa t@ mbola boykely isika d milalao bol eo an-tokontany be, d ilay tompo bol no misafidy zay tiany hilalao miaraka aminy, d mbola miverina zany refa lehibe isika, d jereo ity ataon'i hery tsy misy manompa an'i lery eo fa resaka no atao d refa tsy mifanaraka @ revin'i lery le kozy miainga d tonga d petahan'i lery ilay hevitra d fafany, ne nah aloha d efa nokoziko fa an'i lery ty serasera ity fa ZAH TSY AZON'i LERY TAMPENAMBAVA refa tsy manompa sy tsy miteny ratsy, mbola averiko ra-hery fa refa tsy zaka ny resaka d aza vakina fotsiny fa tsy mampiakatra anareo ny fanilihana ny olona tsy mitovy hevitray aminareo fa marikin'ny FAHAKELEZAN'AINA sy FAHAMBANIANTSAINA NY FANAOVANA an' izany, ka zao é! aza manao toetran-jaza tompo bol d refa petsa d tonga d tsy avela hilalao ny bandy!
2. xxx ( 22/06/2009 10:54)
tsy mba azonareo hifanarahana any ambadika any ve ry halloween, andrywui, general, namanabe, KALACK, sahondra, sy ny tsy voatanisa ny olanareo fa mamkaleo be ny dinika ataonareo ! tsy anareo irery anie ity forum ity e ! dia rehefa tsy mahay manaja tena ianareo fa miady lava eto dia mba hajao ny hafa fa tsy lasa intsony zao e !!!!!!
3. andrywui ( 22/06/2009 11:29)
xxx:

tsy mba azonareo hifanarahana any ambadika any ve ry halloween, andrywui, general, namanabe, KALACK, sahondra, sy ny tsy voatanisa ny olanareo fa mamkaleo be ny dinika ataonareo ! tsy anareo irery anie ity forum ity e ! dia rehefa tsy mahay manaja tena ianareo fa miady lava eto dia mba hajao ny hafa fa tsy lasa intsony zao e !!!!!!

mampimé kounkou i xxx zany an, aza jerena fotsiny refa tsy zaka fa ny hevitra hafa asiana sira d avelao ny anay tsisy mpijery eo fa fikan-jaza ndray ty ataon'i xxx ity, petsa be ndray ny mpiondana d mitady hanilika anay eto oa! ny anay sy hery ry papa hifanaovana a! samy mahazaka aby anay, ao tsara ve éééééééééééééé!


4. ravalotgve ( 22/06/2009 12:07)
aleo ihany jisy tgv manjary tsy miady ny baolina manjary tsy mifanalika ny malagasy
:^) :^) :^) :^) :^)
5. patrick2002 ( 22/06/2009 17:26)
ka lery hono tompony baolina koa na resy aza tsy miazo miala ,Tadidiko io t@ mbola kely :-D :-D :-D
6. benkintana ( 22/06/2009 22:30)
aza be konetaka leity a,
inona ary tony marivo ranomaso tony é :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323