VAOVAO MAHAFALY HO AN''NY TIM ITY !
1. general
(
22/06/2009 09:08)
samihafa
Fanondranana rano
Ho avy amin’ny volana jolay ny saodiana
Amin’ny herinandro voalohan’ny volana jolay izao no ho avy hanasonia ny fifanarahana mikasika ny fividianan-drano eto Madagasikara ny mpandraharaha saodiana. Isan’ny nambaran’ny Minisitry ny rano, Nirhy-Lanto Andriamahazo tamin’ny mpanao gazety izany ny zoma lasa teo teny Ampangambe, Ny reniranon’i Faraony, any Manakara no isintonana ny rano. Rano hanondrahana tany any Arabie Saodita izy ity fa tsy hosotroina akory. Nomarihin’ny Minisitra fa ny 1%-n’ny rano any an-toerana ihany no alain’ireo vahiny.
Ny vola azo amin’izany dia hanamboarana ny famatsian-drano any amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. Tsy voatery hitady famatsiam-bola any ivelany intsony isika amin’izay fotoana izay, no sady hampiasa teknolojia efa mandroso amin’ny famatsian-drano.
Etsy ankilan’izay, mitohy ny fametrahana trano fidiovana sy fivoahana eto Madagasikara.Raha trano miisa 30.000 no hapetraka dia 6.000 no vita ankehitriny.Fanampin’izay, mandeha ny famatsiam-bola vahiny ao amin’ity minisitera ity.
JR
LAZAO NY LEHIBENAREO ATO RY LOCL SY RY CYRIL FA EFA MIHA VELONA SY MAHAZO AINA TSARA NY FITONDRANA A
AZO HATAO TSARA NY MIJANONA MAHARITRA EO AMIN FITONDRANA EO RAHA EO RAHA IZAO FIHETSIKETSEHAN'NY MINISTRANAY ZAO

novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:24
2. Noue
(
22/06/2009 09:20)
fa nga tsy oe hanome PPN moins de 40% ho an'ny M/car ireo saoudiens ireo no toa lasa ry zareo indray no mila fanampiana rano ? dia hitsetsika ny rano malagasy @ zay hanondrahana fotsiny fa tsy ho hanina akory !!! Betsaka ny faritra eto M/car efa tsy ampy rano ka nahoana no omena an'zareo eee ??
Dia mba ahoana ilay fikafika momba ny PPN mora be ee ?? sa tena fika pour juste amadouer io ?? dia nolazaina fa tena miasa tsara sy ankafizin'ny firenana hafa ny FAT(Y) ??? aiza re zany eee :^) :^) :^)

4. benkintana
(
22/06/2009 09:27)
mikolay @ cyril ndray leity ,
aiza leisy elah fa efa mibaradaka ndray ny cybern-dry lerony e :-D :-D :-D

5. andrywui
(
22/06/2009 09:30)
Cyril ? ze fivoahanditsaky ny omby ve letsy atahorako a ! ha ha ha!! sokr ozy ndaty zay
6. benkintana
(
22/06/2009 09:36)
Lasa mipika mintsy kosa elah tratran'i lery fa aza be resaka eo ,
hitan'ny mpisera retra teto le tomany be hoe avereno ny ip sefo aaaaa ,avereno le ip sefo aaaaaaaaa :-D :-D :-D :-D

7. andrywui
(
22/06/2009 09:39)
secret kely ho anlah ty ry bekankana a ! mora kely letsy ry lety ny manova IP zany rah tianla ho hay a! midira fotsiny ao am panneau de conf de amboary ao zay tianlah momba ny modification an'io fa tafa daholo !! mazava ve .????
8. benkintana
(
22/06/2009 09:44)
mbola misy mora nohon'iny voalazan'elah iny fa jereo tsara
Tsy hamantam-bonina fotsiny eto fa ataovy ndray le ompa sy copie coller sy sary maloto eto fa vitaiko eo ndray elah ha ha ha

9. xxx
(
22/06/2009 09:50)
fa ataovy ndray le ompa sy copie coller sy sary maloto eto fa vitaiko eo ndray elah
ndray kosa ianao ry bekankana tsy wui kosa no mpiteny ratsy eto fa nareo Tim e ! efa voapôrofon'ny serasera.org zany fa odiany fannnnn e
10. benkintana
(
22/06/2009 22:24)
EFA TRATRA TATO FOANA LE BANDY IO ,FA ALEO HANAO FOANA EO ANAOVAKO AZY