Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
41. rzakarivola
(
07/07/2009 14:03)
xxx:
Ny ahitana ny tena mpanara-dia an'i Jesosy izany dia ny fifankatiavana,
==> "Ny Didiko dia ny mba hifankatiavanareo, fa izany no hahafantaran'ny olona fa mpianatro ianareo" [Jaona 13]
xxx:
izany hoe tsy tokony ahitana fifamonoana eo amin'ny samy kristianina na avy aiza izy na avy aiza. Raha ohatra izany misy ady eo amin'ny firenena iray ka hita ao amin'ny andaniny sy ankilany ny fivavahana iray dia tsara ny mieritreritra.
==> Inoako fa ady ara-nofo no tianao lazaina eto. Fa misy koa ny ady sy fifanandrinana ara-panahy eo amin'ny samy kristiana, hitantsika matetika eto @ serasera izany, heno any am-piangonana, heno @ haino aman-jery, @ resaky ny mpino kristiana maro. Eto amin'ny firenena Malagasy izao toa ahitana firenena ara-panahy anakiroa miady, samy kristiana, mampahatsiahy indrindra ny Israely sy ny Joda voasoratra ao @ Testamenta taloha. Isika mpino an'i Kristy eto amin'ny forum no ndeha hanomboka an'izany, ka tsy hifamono fa hifankatia araka ny Didiny, mba ho fantatry ny rehetra fa mpianaNy tokoa isika.
xxx:
Fa io sabata io vao maty Jesosy dia rovitra ilay ridao. Dia nanomboka teo dia ny didy vavao no nampiarina.
==> "Raha mitandrina ny Didiko ianareo, dia hitoetra amin'ny fitiavako, tahaka ny nitandremak ny Didin'ny Raiko ka hitoerako amin'ny fitiavaNy. Didy vaovao no omeko anareo, ..." [Jaona 15]
42. rzakarivola
(
07/07/2009 14:20)
Veloo:
Ny didy folo dia tsy tapitra/foana teo amin;ny nahafatesan;i Jesosy satria ...
==> "Tsy tonga aho handrava ny lalàna fa hanatanteraka. Tsy hisy ho foana na dia tendron-tsoratra iray aza mandrapahatanterak'izy rehetra" [Matio 7]
Veloo:
ny didy folo dia mampiseo ny toetran'Andriamaniatra, ary Andriamanitra dia fitiavana.
==> "Raha mitandrina izany ianareo, dia ho velona" [Deoteronomia 5]
Veloo:
Dikan;izany ny sabata mbola manan-kery otran'ny didy rehetra. Ary apres ny nahafatesan'i Jesosy dia mbola nampiarina ny sabata, sy ny didy folo rehetra.
==> "Aza mihevitra fa izaho no hiampanga anareo any am-parany. I Mosesy izay itokianareo no hiampanga anareo." [Jaona 5:45]
43. rzakarivola
(
07/07/2009 14:58)
tywa:
sabotsy ny sabata, raha ny dikany tsotra @teny hebreo no jerena (andro fahafito fitsaharana) ka misy tsy nahay nanisa tao sa nisy nanomboka nanisa alatsinainy d lasa alahady ny faha-7 @ kristiana enga anie ka mba tsy io fandisoana andro io no hitsaràna antsika f\'ilay fanajàna sy fanarahana ny sitrapon\'Atra @zany andro atokana hanompoana sy hideràna azy zany.
==> \"Ary izao no sitrapon\'izay naniraka ahy, dia ny tsy hamelako hisy ho very izay rehetra nomeNy ahy. Fa izao no sitrapon\'ny Raiko, dia mba hanana fiainana mandrakizay izay rehetra mijery ny Zanaka ka mino Azy\" [Jaona 6:39,40]
44. rzakarivola
(
07/07/2009 15:06)
Ikaretsaka:
Ny tena izy ange izany de hoe mikandra 6 andro dia pause ny fanimpitony e..saingy matetika le faha 7 io saika mitontona sabotsy sy alahady.
Fa matoa mbola navelan'ilay Nahary nanao izany isika 2000 taona mahery (raha alahady) moa 7000 taona (raha asabotsy) ka tsy nidina Izy na nikamenona de samy mety izany ko...
Sa hisandoka ho Zanahary aby indray?
==> Samy mety na Sabotsy na Alahady. Raha ny fahafantarako ilay Sabatan'i Jehovah dia fitsaharana mandrakizay (araka ny voasoratra hoe "tsy hiditra amin'ny Sabatako ireo).
Izany hoe ao @ fanjakàn'ny lanitra Sabata tous les jours. Ka misy ny mpanaja Sabata rehefa Sabotsy, rehefa Sabotsy izy no miditra ao amin'ny fanjakàn'ny lanitra dia ny ambiny izy mivoaka any ivelany. Ny sasany indray Alahady no miditra ao fa ny ankoatra izay any ivelany. Izany hoe ny mpanohana ny Saboata Sabotsy sy ny mpanohana ny Sabata Alahady izany tsy hiara-manao Sabata mihitsy, tsy hiara-hiditra ao amin'ny fanjakàn'ny lanitra.
45. ikaretsaka
(
08/07/2009 13:57)
amiko indray ry rzakarivola.. tsy misy "fin" izany na "mandrakizay" aza an
Ilay nanamboatra ny "eternel" aza tsy mbola tapitra hatramin'izao ko..
"miaraka miasa @ Jesoa Izahay.. manomana tany sy lanitra vao" HO'zy ilay hira izay
Ilay nanamboatra ny "eternel" aza tsy mbola tapitra hatramin'izao ko..
"miaraka miasa @ Jesoa Izahay.. manomana tany sy lanitra vao" HO'zy ilay hira izay
46. Veloo
(
10/07/2009 18:30)
36. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 05-07-2009 11:03:49
Lohateny : Re : Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
sabotsy ny sabata, raha ny dikany tsotra @teny hebreo no jerena (andro fahafito fitsaharana) ka misy tsy nahay nanisa tao sa nisy nanomboka nanisa alatsinainy d lasa alahady ny faha-7 @ kristiana enga anie ka mba tsy io fandisoana andro io no hitsaràna antsika f'ilay fanajàna sy fanarahana ny sitrapon'Atra @zany andro atokana hanompoana sy hideràna azy zany
Fantatrao tsara ny dikany ka aza raisina a la legere io fa tena marina. Dia ny fanahin'Antra anie hanokatra ny sainao sy ny fonao hanalindalina ny fantatrao. Misy site nalefako ery ambony ery ka jerevo raha liana ianao. :-* :-* :-* :-*
Nahay nanisa daholo ny olona taloha fa ahodin'i Satana ny sain-drizareo ataony ho "confus" daholo raha voa tsy manaraka ny baiboly isika.
Ny andro fahafito ao @ genesisy no miteny hoe nitsahatra Antra t@ andro faha 7. ny dikan'ny sabata amin'ny teny hafa rehetra - Sabado (espangole) sobota ( Russia) etc... ny sabatan'i Jehovah ny andro fahafito. Ary rehefa any an-danitra izika dia mbola hanaja ny andron'Antra dia ilay sabata.
47. xxx
(
15/07/2009 07:56)
Fantatrao tsara ny dikany ka aza raisina a la legere io fa tena marina. Dia ny fanahin'Antra anie hanokatra ny sainao sy ny fonao hanalindalina ny fantatrao. Misy site nalefako ery ambony ery ka jerevo raha liana ianao.
Asabotsy izany ilay izy? @ teny angalisy be doly mantsy ilay site misy toro-hevitra lazainao ka tsy hain'ny gasy kely ireo fanazavana ange e! Mba adikao ary aza atao teny frantsay koa e!Misaotra o:)
48. Veloo
(
16/07/2009 14:03)
xxx46 eny amiko dia izay.
miala tsiny fa tsy misy amin'ny teny frantsay ilay izy. fa ho tadiaviko ny fomba izay ahitako an'io @ tena frantsay.
Hiverina tsy ho ela aho :wink:
miala tsiny fa tsy misy amin'ny teny frantsay ilay izy. fa ho tadiaviko ny fomba izay ahitako an'io @ tena frantsay.
Hiverina tsy ho ela aho :wink:
49. tywa68
(
16/08/2009 09:21)
Veloo:
36. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 05-07-2009 11:03:49
Lohateny : Re : Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
sabotsy ny sabata, raha ny dikany tsotra @teny hebreo no jerena (andro fahafito fitsaharana) ka misy tsy nahay nanisa tao sa nisy nanomboka nanisa alatsinainy d lasa alahady ny faha-7 @ kristiana enga anie ka mba tsy io fandisoana andro io no hitsaràna antsika f'ilay fanajàna sy fanarahana ny sitrapon'Atra @zany andro atokana hanompoana sy hideràna azy zany
Fantatrao tsara ny dikany ka aza raisina a la legere io fa tena marina. Dia ny fanahin'Antra anie hanokatra ny sainao sy ny fonao hanalindalina ny fantatrao. Misy site nalefako ery ambony ery ka jerevo raha liana ianao. :-* :-* :-* :-*
Nahay nanisa daholo ny olona taloha fa ahodin'i Satana ny sain-drizareo ataony ho "confus" daholo raha voa tsy manaraka ny baiboly isika.
Ny andro fahafito ao @ genesisy no miteny hoe nitsahatra Antra t@ andro faha 7. ny dikan'ny sabata amin'ny teny hafa rehetra - Sabado (espangole) sobota ( Russia) etc... ny sabatan'i Jehovah ny andro fahafito. Ary rehefa any an-danitra izika dia mbola hanaja ny andron'Antra dia ilay sabata.
Zao aho vao tafiditra eto ary gaga nahita ny valiny napetrakao :lol: miandry ny fanazavàna @ teny gasy zany fa tsy en anglais, na français. Dia enga anie ka hitondra antsika @ lalana marina ty resaka ty :wink: :-* :-*
