Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
22. ikaretsaka
(
30/06/2009 01:45)
Fika karazan'ny laron-tsakafo fotsiny izany mba hahatonga ilay zavatra hahaliana ..ohatran'ny filme sy angano dia mba asiana deba sy ngabesola fa tsy milay raha ..ils sont en amour et eurent bcp d'enfants fotsiny...tsy mahazo kil
23. rzakarivola
(
30/06/2009 08:02)
Veloo >>>
1- Aiza ho aiza ao @ilay lahatsoratra nalefanao io ny momba ny mariazy ?
2- Mety ho laharana fahatelo sa fahafiry @ izay nosimban\'ny devoly ve izany ny maha zanak\' Andriamanitra ny olombelona ?
1- Aiza ho aiza ao @ilay lahatsoratra nalefanao io ny momba ny mariazy ?
2- Mety ho laharana fahatelo sa fahafiry @ izay nosimban\'ny devoly ve izany ny maha zanak\' Andriamanitra ny olombelona ?
24. rzakarivola
(
30/06/2009 09:15)
andry44 >>>
Misy valiny daholo ireo fanontaniana manitikitika anao ireo, fa sao dia ilay lalàna hoenti-mitsara antsika no tsara fantarintsika mialoha ny hidirana lalina amin\'ny zavatra maro?
Zava-poana mantsy ny hirobohanao @ resaka sabata raha toa ka tsy Sabata akory no hitsarana anao (ohatra).
Misy valiny daholo ireo fanontaniana manitikitika anao ireo, fa sao dia ilay lalàna hoenti-mitsara antsika no tsara fantarintsika mialoha ny hidirana lalina amin\'ny zavatra maro?
Zava-poana mantsy ny hirobohanao @ resaka sabata raha toa ka tsy Sabata akory no hitsarana anao (ohatra).
25. Veloo
(
30/06/2009 12:01)
1- Aiza ho aiza ao @ilay lahatsoratra nalefanao io ny momba ny mariazy ?
tsy misy ao ka, ny sabata fotsiny no ao anatin;io.
c'est un fait qu'on voit et on remarque tous les jours ny fahasimban'ny mariazy eto an-tany.
Mety ho laharana fahatelo sa fahafiry @ izay nosimban'ny devoly ve izany ny maha zanak' Andriamanitra ny olombelona ?
ka avy eo no nanomboka ny rehetra ka...
26. xxx
(
01/07/2009 14:26)
Karetsaka tena misy ny devoly ka tsy mino zany ianao , tadidio fa fetsy lavitra izy noho ianao efa ho eninarivo taona anie no efa nisy izany e! rha izay mbola isika tsy ampy fitahiny fa omeko ohatra ianao ireny mpamosavy mivoaka alina ireny ve fanahin'inona no mitondra ireny , ary tadidio fa ny olona tsy mino ny fisian'ny devoly de tsy mino an'ATRA koa
27. xxx
(
01/07/2009 14:35)
Ho anizay milaza fa efa foana ny sabata de tadidio fa ianao izaho ilay tempolin'ATRA izay nametrahany ny teniny dia ny didy 10 izany ary tsy miova io fa ny tena izy dia any andanitra ka tokony isika hanana fitoviana @ io koa aoka re ry Kristiana havana raha tena tempolin'ATRA velona sy sitrak'ATRA marina isika @ fandavantsika ny teniny
28. rzakarivola
(
01/07/2009 14:46)
Veloo:
ka avy eo no nanomboka ny rehetra ka...
==> Tiako hazava tsara, ahitsiho raha tsy izao ilay ambaranao an : vokatry ny fahasimban'ny Sabata sy ny mariazy dia lasa simba koa ny endrik' Andriamanitra tao amin'ny olombelona. Izany hoe, rehefa nosimbain'ny Devoly ny Sabata sy ny mariazy dia lasa nanota ny olombelona ? (Satria raha tsy diso aho dia ny fihinanana ny voankazo voarara no nahafaty ny olombelona ka nahatonga azy tsy ho zanak' Andriamanitra velona intsony).
29. rzakarivola
(
01/07/2009 14:58)
xxx:
Ho anizay milaza fa efa foana ny sabata de tadidio fa ianao izaho ilay tempolin'ATRA izay nametrahany ny teniny dia ny didy 10 izany
==> Marina izany, rehefa teraka aho dia efa tonga teto Madagasikara ny Baiboly, ary nampianarina ny fivavahana torian'ny Baiboly aho, koa napetraka tamiko izany ny Didy 10. Ary ahoana ireo izay tsy nahita ny Didy folo nefa maty ? Tsy hoe te hanilika @ hafa aho, fa tena hitako hoe miasa fatratra aho mitandrina ireo Didy ireo, ary vesaram-pahotana sy fanamelohana satria tsy mety tanterako 100% ilay izy, raha tsy hiteny afa-tsy ny Sabata aho. Kanefa rehefa tsy 100% hoy ny voasoratra dia mitovy @ 0% ihany (raha tsy diso ny fahazoako ny teny).
xxx:
ary tsy miova io fa ny tena izy dia any andanitra ka tokony isika hanana fitoviana @ io
==> Ny tena izy any an-danitra hoy ianao ? Fa tsy eto izany ? Raha azoko tsara, tsy tena Sabata izany ilay antsika eto fa sarintsariny fotsiny fa ny tena Sabata any an-danitra ?
30. andry44
(
01/07/2009 17:43)
rzakarivola:==> Ny tena izy any an-danitra hoy ianao ? Fa tsy eto izany ? Raha azoko tsara, tsy tena Sabata izany ilay antsika eto fa sarintsariny fotsiny fa ny tena Sabata any an-danitra ?
Ka eo zao no olana koh!Ny Sabotsy ve sa ny Alahady sa ny andro rehetra no mira lenta @ io Sabata any an-danitra sy voalazan'ny Didy 10?izay nolazain'i veloo fa nosombain'ny devoly?
Raha izaho manokana de toy ny finoako ny fisian'Atra ihany koa no finoanko ny fisian'ny devoly ary tsy viatn'izay fetsy fotsiny izy fa miasa 24h/24 tsy misy répos. :lol:
Ka eo zao no olana koh!Ny Sabotsy ve sa ny Alahady sa ny andro rehetra no mira lenta @ io Sabata any an-danitra sy voalazan'ny Didy 10?izay nolazain'i veloo fa nosombain'ny devoly?
Raha izaho manokana de toy ny finoako ny fisian'Atra ihany koa no finoanko ny fisian'ny devoly ary tsy viatn'izay fetsy fotsiny izy fa miasa 24h/24 tsy misy répos. :lol:
31. Veloo
(
03/07/2009 00:15)
==> Tiako hazava tsara, ahitsiho raha tsy izao ilay ambaranao an : vokatry ny fahasimban'ny Sabata sy ny mariazy dia lasa simba koa ny endrik' Andriamanitra tao amin'ny olombelona. Izany hoe, rehefa nosimbain'ny Devoly ny Sabata sy ny mariazy dia lasa nanota ny olombelona ?
mivadika ny tianao ho lazaina...nanota ny olombelona voalohany dia avy eo hitan'i devoly fa niverina t@ antra ny olombelona ka nosombainy ny sabata sy ny mariazy izay institutions anankiroa nomen'Antra ny olombelona.
32. xxx
(
03/07/2009 10:43)
Taloha anie ka raha misy manao zavatra amin'ny andro sabata de torahim-bato e! izany hoe mahafaty mihitsy. Amin'izao fotoana ve efa nahita izany isika?. I Jesosy aza nanao zavatra tamin'ny andro sabata. Ny ahitana ny tena mpanara-dia an'i Jesosy izany dia ny fifankatiavana, izany hoe tsy tokony ahitana fifamonoana eo amin'ny samy kristianina na avy aiza izy na avy aiza. Raha ohatra izany misy ady eo amin'ny firenena iray ka hita ao amin'ny andaniny sy ankilany ny fivavahana iray dia tsara ny mieritreritra. Fa io sabata io vao maty Jesosy dia rovitra ilay ridao. Dia nanomboka teo dia ny didy vavao no nampiarina.
33. xxx
(
03/07/2009 15:35)
Zara... ho anao mbola velona aloha no hitoriana izany satria ianao izao no maheno sy naheno izany fa ho an'ireo tsy naheno sy tsy nahalala an'izany sabata izany ATRA mahalala ny hitsarany azy , fa adidin'izay mahalala no milaza ho an'i namany mahereza e!
34. Veloo
(
03/07/2009 22:59)
31. Mpandefa : xxx [ Valio ] 03-07-2009 12:43:27
Lohateny : Re : Aiza ny marina @ty resaka sabata ity???
Taloha anie ka raha misy manao zavatra amin'ny andro sabata de torahim-bato e! izany hoe mahafaty mihitsy. Amin'izao fotoana ve efa nahita izany isika?. I Jesosy aza nanao zavatra tamin'ny andro sabata. Ny ahitana ny tena mpanara-dia an'i Jesosy izany dia ny fifankatiavana, izany hoe tsy tokony ahitana fifamonoana eo amin'ny samy kristianina na avy aiza izy na avy aiza. Raha ohatra izany misy ady eo amin'ny firenena iray ka hita ao amin'ny andaniny sy ankilany ny fivavahana iray dia tsara ny mieritreritra. Fa io sabata io vao maty Jesosy dia rovitra ilay ridao. Dia nanomboka teo dia ny didy vavao no nampiarina
31xxx,
Ny didy folo dia tsy tapitra/foana teo amin;ny nahafatesan;i Jesosy satria ny didy folo dia mampiseo ny toetran'Andriamaniatra, ary Andriamanitra dia fitiavana.
Dikan;izany ny sabata mbola manan-kery otran'ny didy rehetra. Ary apres ny nahafatesan'i Jesosy dia mbola nampiarina ny sabata, sy ny didy folo rehetra.
35. andry44
(
04/07/2009 09:18)
Miombo-kevitra @ veloo tsara mihitsy zà @ voalazanao izany fa mbola manakery hatr@zao ny Didy folo ary hahitana taratra ny toetran'Atra izany de ny hor: fitiavana, tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay,.....
Fa ny manahirana ahy de ny hoe: Alahady ve sa Sabotsy io Sabata io? Sa ny andro rehetra ao anatin'ny herin'andro de azo atsoina daholo hoe Sabata toy ny hevitr'ilay namana iray ery ambony² ery.
Tsisy précision mantsy ao anaty Baiboly fa de hoe" Sabata" fotsiny" :roll:
Fa ny manahirana ahy de ny hoe: Alahady ve sa Sabotsy io Sabata io? Sa ny andro rehetra ao anatin'ny herin'andro de azo atsoina daholo hoe Sabata toy ny hevitr'ilay namana iray ery ambony² ery.
Tsisy précision mantsy ao anaty Baiboly fa de hoe" Sabata" fotsiny" :roll:
36. xxx
(
05/07/2009 07:46)
Dikan;izany ny sabata mbola manan-kery otran'ny didy rehetra. Ary apres ny nahafatesan'i Jesosy dia mbola nampiarina ny sabata, sy ny didy folo rehetra.Dia zoma, sa asabotsy sa alahady izany ilay sabata voalaza?
37. tywa68
(
05/07/2009 09:03)
sabotsy ny sabata, raha ny dikany tsotra @teny hebreo no jerena (andro fahafito fitsaharana) :lol: ka misy tsy nahay nanisa tao sa nisy nanomboka nanisa alatsinainy d lasa alahady ny faha-7 @ kristiana :-D enga anie ka mba tsy io fandisoana andro io no hitsaràna antsika f'ilay fanajàna sy fanarahana ny sitrapon'Atra @zany andro atokana hanompoana sy hideràna azy zany. :wink:
38. ikaretsaka
(
06/07/2009 02:37)
Ny tena izy ange izany de hoe mikandra 6 andro dia pause ny fanimpitony e..saingy matetika le faha 7 io saika mitontona sabotsy sy alahady.
Fa matoa mbola navelan'ilay Nahary nanao izany isika 2000 taona mahery (raha alahady) moa 7000 taona (raha asabotsy) ka tsy nidina Izy na nikamenona de samy mety izany ko...
Sa hisandoka ho Zanahary aby indray?
Fa matoa mbola navelan'ilay Nahary nanao izany isika 2000 taona mahery (raha alahady) moa 7000 taona (raha asabotsy) ka tsy nidina Izy na nikamenona de samy mety izany ko...
Sa hisandoka ho Zanahary aby indray?
39. rzakarivola
(
07/07/2009 13:38)
andry44:
rzakarivola :==> Ny tena izy any an-danitra hoy ianao ? Fa tsy eto izany ? Raha azoko tsara, tsy tena Sabata izany ilay antsika eto fa sarintsariny fotsiny fa ny tena Sabata any an-danitra ?
andry44 :: Ka eo zao no olana koh!Ny Sabotsy ve sa ny Alahady sa ny andro rehetra no mira lenta @ io Sabata any an-danitra sy voalazan'ny Didy 10?izay nolazain'i veloo fa nosombain'ny devoly?
==> Hatreto izany ilay izy mbola mistery aminao. Fa ndeha ataontsika hoe, hitan' Andriamanitra fa tena mangetaheta hahafantatra ny Sabata ianao (mba hanamasinanao azy araka ny Didy ngamba e ?), dia tapa-kevitra ianao fa tena hanaja io andro sabata io araka ilay Didy mihitsy, tsy misy voatelina na iray aza (tsy mahazo mividy sy mampividy, tsy mahazo mitaona entana, tsy mahazo mampiasa, eny na dia ny biby fiompinao aza hitaterana olona na entana, tsy mahazo mampiditra mpivarotra sy entam-barotra eo @ vavahadin'i Jerosalema ...). aorian'izay izany ianao, raha sitrapon' Andriamanitra ka hahatanteraka izany, ahoana ny amin'ireo Sabata maro efa tsy tanterakao ? Tao @ Testamenta taloha izao mitantara ny tantaran'ny Zanak'Israely nalefan' Andriamanitra ho babo 70 taona ho solon'ny tsy nanajany ny Sabatan'ny tany (1 fois tous les 7 ans) nandritra ny tsy haiko na firy taona.
andry44:
Raha izaho manokana de toy ny finoako ny fisian'Atra ihany koa no finoanko ny fisian'ny devoly ary tsy viatn'izay fetsy fotsiny izy fa miasa 24h/24 tsy misy répos.
==> Raha izao teninao izao dia tsy manana Sabata ny devoly izany. Satria fitsaharana no hevitry ny teny hoe Sabata, ary izay rehetra tsy voavonjy koa dia tsy hanam-pitsaharana mandrakizay.
40. rzakarivola
(
07/07/2009 13:51)
Veloo:
mivadika ny tianao ho lazaina...nanota ny olombelona voalohany dia avy eo hitan'i devoly fa niverina t@ antra ny olombelona ka nosombainy ny sabata sy ny mariazy izay institutions anankiroa nomen'Antra ny olombelona.
==> 1- Tsy ny tiako lazaina, nanazava ny fahazoako ny teninao tetsy aloha fotsiny aho : "vokatry ny fahasimban'ny Sabata sy ny mariazy dia lasa simba koa ny endrik' Andriamanitra tao amin'ny olombelona". Ity fanazavanao eto ity izao milaza indray (raha tsy diso fandray aho) hoe ilay endrik' Andriamanitra tao amin'ny olona simba no voalohany. Fa na iza na iza amin'ireo, toa misy ahitana ao hoe ahoana izany no hiverenana amin'ilay sabatan'i Jehovah, sy ny mariazy araka ny namoronan' Andriamanitra azy.
2- Oviana io olona niverina tamin' Andriamanitra io ? (aiza ho aiza ao @ tantara ara-baiboly). Ao amin'ny Jeremia mantsy misy voasoratra hoe "Efa nivadika tamin'ilay fanekeko taloha ny Israely fa tsy nitandrina ny Didiko, koa hanao fanekena vaovao aminy aho. Hataoko ao am-pony ny Didiko ary soratako ao an-tsainy ny lalàko, ary havelako ny fahotany".[Jeremia 31]
