f'inona kay no tena tsy zakan'ny mpiondana R8@ andrywui?????
1. sakaymena
(
22/06/2009 05:31)
ary ty sehatra ity ataoko natao angamba fa malalaka hamoahana ny hevitry ny tsy rairay fa tsy hoe ze tiko hany no teneno afatsy ny teny ratsy
na zany anefa de tsy makasitraka ny tsy fifanajana ny tenanay
fa ny manohina ndradray de misongadina eto ny hazahao antsoratra eto @ dinika politika
rah diso ny teniko de avereno amiko nanoratra azy. misaotra.

novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:18
2. xxx
(
22/06/2009 05:57)
ndàna anontanio azy e ! ary tena jamba sy mila solomaso angamba sakaymena sa manao fanahiniana no tsy mahita zao lainga rehetra ataony eto zao sy ny adalany. Dia ataovy any ankafa any koa zao dinika zao fa tsy misy hidiran'ny politika e !!!
3. sakaymena
(
22/06/2009 08:23)
ianao ry XXX no tsy matakatra ny tiko ho lazaina fa ato anatin'ny dinika politika no ahitana zao adylahy zao
fa ny masonao io mitapina ta iza o io
ka ndana manasa maso alouh fa mbola tsy mifoha tsara
fa ny masonao io mitapina ta iza o io
ka ndana manasa maso alouh fa mbola tsy mifoha tsara
5. benkintana
(
22/06/2009 08:57)
Zay miseho dadany eto de ampiriatiko kou fa aza mikonetaka fotsiny,rtefa tsy manompa de tsy voasazy ,fa i andrywui manompa manao copie coller no mandefa sary vetaveta koa aiza no tsy ho saziako ha ha ha
6. essera
(
22/06/2009 09:45)
benkintana:
Zay miseho dadany eto de ampiriatiko kou fa aza mikonetaka fotsiny,rtefa tsy manompa de tsy voasazy ,fa i andrywui manompa manao copie coller no mandefa sary vetaveta koa aiza no tsy ho saziako ha ha ha
Tafiditra tao am programme MAP io (Menace). Efa tapaka iny leroa fa zay le mandova ny toetran'i Dada izay le antony itenenako oe renirano iny no arahinareo.
7. benkintana
(
22/06/2009 22:18)
nolovaiko t@ capsat lesy io a!!
de ampiariko @ reo tgvendrana eto :-D :-D :-D
de ampiariko @ reo tgvendrana eto :-D :-D :-D