HANALA NY DEVOLIN'I andrywui @ ZAO FETIN'I DADA IZAO
1. ngahypasy
(
21/06/2009 21:14)
Manoloana izao dinika miseho retra apetraky i andrywui izao dia tsapako tanteraka fa tsy tompon'ny tenany intsony rangah io ,
mametra-tànana aminy aho mba hialan'ilay devoliny ,
MIVOAH AO @ IANO RY DEVOLY ARY AZA MIFINDRA ANY @ patrick2002 koa
MIVOAH TAO!!!
:-D :-D :-D
mametra-tànana aminy aho mba hialan'ilay devoliny ,
MIVOAH AO @ IANO RY DEVOLY ARY AZA MIFINDRA ANY @ patrick2002 koa
MIVOAH TAO!!!
:-D :-D :-D
novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:17
5. sakaymena
(
22/06/2009 05:45)
sao de diso adress ar ngahpasy fa ndan alaivo ny devolyn'R8 fa angamba izy iny efa misotro ra fa tsy divay tsony
esory ny devolin'ny fitiavan-tseza
ny devolin'ny fitiavam-bola
ny devolin'nyfitiavam-biavy
ny devoly ny fankahalana ny malagasy mpiray ra sy tanindrazana aminao
amen
esory ny devolin'ny fitiavan-tseza
ny devolin'ny fitiavam-bola
ny devolin'nyfitiavam-biavy
ny devoly ny fankahalana ny malagasy mpiray ra sy tanindrazana aminao
amen
6. ngahypasy
(
22/06/2009 08:18)
Mialà amin'i patrick2002 de mankanesa ndray ary ao @ sakay é :-D :-D :-D
7. sakaymena
(
22/06/2009 09:09)
sao de ianao ry ngahpasy no tsy mbola ampy ny fanahi-panaisotra devoly ka hifindra any aminao eo ngeh f'zay mo haninona fa de hitazana mo kouh
8. benkintana
(
22/06/2009 09:31)
PASY MPANALA DEVOLY MALAZA BE IO RY SAKAY A
ASAIVO ESORINY KOA LE SAKAYNAO AO @ FITOMBENANA =)) =)) =))
ASAIVO ESORINY KOA LE SAKAYNAO AO @ FITOMBENANA =)) =)) =))
10. xxx
(
22/06/2009 12:57)
F' angah tsy apokalypsa i sakaymena e!,mila fanampiana avy any amin' ingahypasy anao ka aza dia vikavikaina izy e! tadidio fa mba efa nanampy ny fianakams izy tamin' ny fotoan' androny
11. patrick2002
(
22/06/2009 13:42)
pasy sandoka ireny ,tsy mahagaga baiboly sakelehana ,ny ody gasy ondanana .
ohatry ny rainy ihany.
ohatry ny rainy ihany.
12. xxx
(
22/06/2009 14:25)
patrick2002:
pasy sandoka ireny ,tsy mahagaga baiboly sakelehana ,ny ody gasy ondanana .
ohatry ny rainy ihany.
Tompo oh aza homena tsiny izy fa tsy fantany izay hataony
13. Noue
(
22/06/2009 14:30)
patrick2002:ity bandy ity kosa aloha dia tena efa mivika ary tsy ho avotra intsony eee
pasy sandoka ireny ,tsy mahagaga baiboly sakelehana ,ny ody gasy ondanana .
ohatry ny rainy ihany.
14. benkintana
(
22/06/2009 22:17)
io efa mivaha tanteraka anie ry Noue é,
miteniteny foana sisa ataony
miteniteny foana sisa ataony
