Henoy ny vaovao RFI Afrique fa mampamangy ny sadec ry ra8

1. bazylou ( 21/06/2009 15:36)
Tsy misy famelezana tsaho izany eto fa ndana mitory any amin'ny rfi na manaova barazy any ianareo GTT ireo rehefa tsy faly. Ataovy tokoa marina mafy e
:-D :-D :-D :-D :-D
2. Onjakeli ( 21/06/2009 15:47)
Ts maninona izany na hisy miaramilan'ny Sadc na tsia e! ny azo antoka de tsy maintsy hisy ny gidra atsy ho atsy fa io tsy vitan'ny oa mijanona fotsiny amzao. ny Hat samy Hat ary izao mifampihinana mihitsy koh. rehefa tsy mahazo izay ilany ve ny sasany tsy hitsangana indray koa hanongana.
sady miaramila ne no tsy alefan'ny sadc eto mada fa izy tsy ni-reconnaitra ny firondrana foza mihitsy e!de mampamangy aona ary?
3. xxx ( 21/06/2009 15:50)
tsy misy ilan'ny gasy izay sadeky sadeky any koa e! fikambanan'ny mpanao dictature ve no hisolelahana :-D :-D :-D :-D
4. bazylou ( 21/06/2009 15:53)
fa angaha tsy nisolelaka tany indray le le8nareo e??? :-D :-D
5. Onjakeli ( 21/06/2009 15:55)
aza manao anzany fa sika ho entina foza mitorona ity tsy maintsy mila milelaka any na tiana na tsy tiana. ry Foza ts mbola ankatoaviny fotsiny no ela fa raha otrizay raha mba oe .... de efa mba nandeha miroso fa tsy mitorona intsony
6. xxx ( 21/06/2009 15:56)
Nisoleleka ihany letst zahay fa tsy nasin dry lerony sira :-D :-D :-D
7. Onjakeli ( 21/06/2009 16:01)
tsy manin izany e!
8. bazylou ( 21/06/2009 16:02)
ka ny tgv koa anie tsy mila an'iza hankatoavina e!! efa azy ny baolina izao !! :-D :-D :-D
9. Onjakeli ( 21/06/2009 16:15)
rehefa tapitra ve ny zavatra nangalarina sy rehefa ritra ny vola ao am BC tsy hipopopopo hitady fankatoavana ihany ny foza e!
10. bazylou ( 21/06/2009 18:46)
ho hita eo!!
11. locl ( 21/06/2009 19:27)
Raha radio hafa di mba mety mino ihany aho, fa raha mbola frantsay dia aleo izy hilaza zay lazainy any
12. benkintana ( 21/06/2009 21:08)
rehefa tapitra ve ny zavatra nangalarina sy rehefa ritra ny vola ao am BC tsy hipopopopo hitady fankatoavana ihany ny foza e!

:-D :-D :-D
13. patrick2002 ( 22/06/2009 05:02)
ka ny Radio fahazavana henoina dia ho ento eto ny vaovao izany fa mihaino izahay eh!
14. benkintana ( 22/06/2009 08:49)
Olona marenina ve elah rapah de aheno inona eo jereo fotsiny io sary hoe TSY MILA TGV de ampy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0572