ho anareo tgv

1. ravalotgve ( 21/06/2009 14:56)
sniff
throufff
2. xxx ( 21/06/2009 15:03)
ho anare tim

3. xxx ( 21/06/2009 15:09)
4. bazylou ( 21/06/2009 15:39)
efa resy ho aho de mipetraha !! fa tsy manao adin'alika eto!! :-D :-D :-D
5. locl ( 21/06/2009 19:31)
iza no resy teo e! Raha nandresy ve nareo tsy efa nilamina ela ny tanàna???

bazyl a! diavolan-kolava, kilalao mbola ho ela eeee! Izay namafy rivotra hijinja tadidio.

tadidio ny valiny natao aloha fa raha ny alahelon'olona tsy maintsy eo ambony lohanareo TGV
6. Noue ( 21/06/2009 19:49)
bazylou:

efa resy ho aho de mipetraha !! fa tsy manao adin'alika eto!! :-D :-D :-D
tokony hijery fitaratra bazylou !!


7. benkintana ( 21/06/2009 21:29)
efa resy ho aho de mipetraha !! fa tsy manao adin'alika eto!!

elah zany no alika ry bazilou
mandrora miantsilany koa le kôfa ty zany ,miteniteny foana :twisted: :twisted:
8. halloween ( 22/06/2009 02:52)
nanangantsaina ihany le ravalotgv an, jereo ny avantar-ny fa ny sainampirenena malagasy, mazava fa petsa ny mpiondana amizao hahahahahaha
fa d hamafisiko fa d averina atsangana ny saina isamaraina satria mankalaza ny fetimpirenena isika no sady mankalaza ny fahendren'ireo SADC nivory t@ sabotsy napiriatin'ny SADC ndray ny dadalisany an!!!!
9. patrick2002 ( 22/06/2009 05:14)
ary efa voaloa ve ny volanireo ,sa mbola tsy voaloa.
10. benkintana ( 22/06/2009 08:48)
EFA sainam-pirenena frantsay leity no atsagan'i andry ao fa aza variana elah hoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0291