GTT isation de serasera commence
1. patrick2002
(
21/06/2009 13:30)
Tsy haiko fa efa nisy dinika tany am-boalohany nataony andrywui @ fanaovana toetra tsy zaka azy ,dia namaly moa ny tompony serasera sefo HERY ,dia nisy niteny fa tsiponiny HERY tsirairay izay TGV iste rehetra tato ,anisany Oay ,Salopard ,ETC .
Tsy nidirako ilay dinika satria izao dia tsy hanisany iharany izany na mivantana na ankolaka ,ary tsy misy mitaraina amiko .
Omaly anefa dia nisy dinika teto ary narahako ilay izy ,nataony Halloween @ fananganana saina nifanarahana t@ sefo HERY , nasorina ilay dinika satria tsy nifanaraka t@ aho hoy ny PDG ny serasera .
Dia akory ny hatairako satria maro dia maro ny dinika tato ,manao affirmation gratuite ohatry ny izany ,manisy intox nefa dia tsy voafafa ,raha voatonotonona ny anarany tompony serasera ,inona no tsy hamaliny ny dinika ,na manao loha-hevitra vaovao ,fa maninona ny dinik`olona no fafana .
Dia lasa ny fisainako @ ahiahy napetraky ny pro- TGV ato manao hoe tsiponina ary roahana tsirairay ny TGV iste ato @ serasera

novalian'i benkintana ny 22/06/2009 22:52
3. xxx
(
21/06/2009 13:40)
=)) =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) :-@ :-@ :-@ :-D :-D
4. xxx
(
21/06/2009 13:42)
manokafa site ho anareo ry tgvistes rehefa sy faly !! :evil: :evil: :-D :-D :-D
5. halloween
(
21/06/2009 14:03)
zavatra nihatra t@ tenanay ilay izy ka d tsara angamba raha mitondra fanazavana ny tenako, marina fa mafinaritra ny fianakavianay ny mananiany eto satria nobeazina tao anatin'ny asa atao an-kira toa vita tsy natao zahay, zahay d tsy nihevitra mihintsy fa nanao zavatra tsy manaraka ny soatoavina malagasy teto, nanaja ny mpisera rehetra zahay porofo amin'izany maro aminareo no mifanoratra aminay, ny tsy zakan'ny tompon'andraikitra d ny fianakavianay no nanambara sy nilaza fa TGV ary tsy miala TGV na ina na in. mitranga, d manao xxx ny TIM d miteny ratsy sy manompa anay mazava ho azy fa tsy maintsy namaly an'ireny zahay d nanomboka teo no tsy nahatatesan'i hery anay, androany izao d rehefa voafafa ilay hevitra napetrako d tsy afaka nampiditra hevitra zah t@ maraina,voavaha soa amantsara moa izany ka d izao mbola afaka mitafa aminareo izao ndray, zao fotsiny é, zahay mahataty voa, anareo ny serasera fa zao ampananjana no hilazanay aminareo fa tsy misy ilavana anazy itony refa tsy afaka maneho hevitra eto ny akolafiny samy hafa ka izao ho antsika mpisera METY HOFAFAN'i hery ny PS-nay mianakavy fa tsy mahasakana anay izany satria afaka manova PS-zahay fa raha oul matahotra an'Andriamanitra i hery d zao zavatra hafa atao d aza kitihana ny PS-nay fa RAHA MBOLA TAKATRIN'NY LOHAn'i hery d tsy maintsy takatray ihany koa, mbola averiko fa za tsy matahotra an'i hery na lafiny ina na lafiny in! momba ilay resaka maly iny d tsy nisy désinformation nataoko fa resaka mazava iny: fandrangitana natao an'i hery iny lohahevitra iny, fa tsy mila mifanaraka @ i hery zany zahay refa tehametraka lohahevitra eto du moment où le respect prime sur la discussion.
6. cyril
(
21/06/2009 20:14)
Mampalahelo lesy elah ty ry andrywui ,i patrick ty efa tsy hitany intsony ny misolovava demony,zah raha tsy nanao an'izao elah omaly de tgv zah androany :-D :-D :-D :-D
7. benkintana
(
21/06/2009 21:05)
Mipika mintsy no anaovan'elah an'i andrywui lesy fa avelao any iny sy ny fianakaviany :-D :-D :-D
8. patrick2002
(
22/06/2009 05:19)
xxx:
manangana koa site ho an ny tgv hanaovana serasera eee
Dia mitovy @ famalin-drainy ihany :cry: :cry: :cry:
10. TEGEVE
(
22/06/2009 08:40)
ZAY TGV FOPLA ATO RAHERY DE FAFAO ANY FA MANALABARAKA ANAY FOTSINY A
MISAOTRA E (l) (l)
MISAOTRA E (l) (l)
11. halloween
(
22/06/2009 09:31)
na fafan'elah daholo aza ry léty ny hafatra alefanay d tsy koi zany fa elah sy ny dadan'elah zao efa vofafa tao @ lisitra a! petsa tanteraka lisany sady tsy ampy solaitra fa vo rangitina kely d mikorapaka be, refa tena kozina anefa tsy saha fa mipitsapitsa mampalahelo, apetaho ilay solomaso fa petsa d ampy é! d aza mangovitra elah fa zah tsy maninn an'elah fa inn ary ry léty ny mampaditsaka an-pataloha an'elah!
12. benkintana
(
22/06/2009 09:46)
aleo hanao eo fa tonga de petsa :-D :-D :-D
afaka mangataka miverina ihany elah refa mifona kah
afaka mangataka miverina ihany elah refa mifona kah
13. patrick2002
(
22/06/2009 13:53)
hery:
Tsy nofafaiko ity hafatra ity :-D :-D :-D
ka ny anao anie tsy regle de jeu fa halako bika tsy tiako tarehy eh! ohatry ny fitatanany rainao ny raharaham-pirenena ihany .
Izay no mampitaraina anay pro TGV ,mba asivo ethique sefo oh!
14. benkintana
(
22/06/2009 22:52)
ndray zay sahady fa be taraina vao resaka monja de d'efa torakovitra
ry wiwi ary tonga de nitsoka hotran'ny tsy teo :-D :-D :-D
ry wiwi ary tonga de nitsoka hotran'ny tsy teo :-D :-D :-D