atsangako rangah ny sainampirenena eto @ serasera a!!!!

1. andrywui ( 21/06/2009 09:43)
otrany nasian'i hery olana ilay fifanarahanay d nangalarin'ny mpiondana ny saina napetrakin'ny ralahiko halloween teto maly, misy aminareo no manontany anay @ alalan'ny hafatra manonkana manao hoe nankaiza ilay lohahevitra napetrak'i halloween mali ny valiny d tsotra ary efa nolazain'ny mpiondana ao ambony ao NOFAFANA ilay lohahevitra satria minitra vitsy tao aorian'ny nametrahana anazy d nisy ny niredona ny ry tanindrazanay malala nisy ny nisaotra ny fianakavianay, ka izao é na ina na ina ataon'ny mpiondana d tsy maintsy jerenay ny fomba rehetra ahafanay maneho izay tianay hotenen eto ao anatin'ny fifananjana fa izao.... efa samy kopy isika fa petsa ny mpiondana ary mbola hopetsa tsy ho ela.



novalian'i xxx ny 22/06/2009 09:00
2. xxx ( 21/06/2009 10:49)
dia rehefa nanao veloma dia mandehany any ko e ! ianao ihay no ho petsa voalohany eto !
3. halloween ( 21/06/2009 11:24)
tsy miala eto zany ny fianakavianay é! raha tsy eo ny mpisera d tsy misy ilavana anazy ny serasera, ary zahay ndray d zanaka miaramila tsy miamboho adidy ry lity é! jereo ny nanaovan'ny ray amandreninay ny dadan'elah petsa tanteraka d io nivarotra abobo io d io fa kobo fa masiso be le abobo d efa mialapa ny oul, petsa elaha oa na inn lazain'elah na inn hahahahahahaha
4. halloween ( 21/06/2009 11:24)
tsy miala eto zany ny fianakavianay é! raha tsy eo ny mpisera d tsy misy ilavana anazy ny serasera, ary zahay ndray d zanaka miaramila tsy miamboho adidy ry lity é! jereo ny nanaovan'ny ray amandreninay ny dadan'elah petsa tanteraka d io nivarotra abobo io d io fa kobo fa masiso be le abobo d efa mialapa ny oul, petsa elaha oa na inn lazain'elah na inn hahahahahahaha
5. patrick2002 ( 21/06/2009 13:09)
manomboka koa ny acte de la terreur eto @ serasera eh! ho tsiponina aby izany izahay TGV dia avy eo hilaza fa tsy misy mpitia ny HAT jereo fa manohatra azy ny vahoaka malagasy. :cry: :cry: :cry:
6. Onjakeli ( 21/06/2009 15:26)
Aleo ry andrywi hanangana ny sainampireneny efa mitsongoloka miaraka amin-dry zareo mpitondra foza orana. Ny an'zareo ne zao efa mandeha mitorona mbamin'ny sainy e!otranle teny Iavoloha. Foza orana tssssss
Inona no hananganako saina amil'*izay fotondrana foza?Tsy mila atao pub eraky ny tanana izany fa mahalala ny tokony ataony avokoa ny olona rehetra. fa mitady namana mba handeha mitorona miaraka aminy koa ny foza mba mandany ny vola nangalarina amin'ny fizarana saina isaky eraky ny sekoly. :-D :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 21/06/2009 15:32)
Na tsy hanaga-tsaina aza alah izay olombitsy ao Antananarivo ao satria MISAONA an'i dada dia tsy dia asianay olana. Fa ny faritany 5 hafa letsy hanangana sana avokoa!
:-D :-D :-D :-D :-D
8. halloween ( 21/06/2009 15:50)
Onjakeli:

Aleo ry andrywi hanangana ny sainampireneny efa mitsongoloka miaraka amin-dry zareo mpitondra foza orana.

amboary tsara ny resaka ry onjakeli fa ny big wave aza tsy mampiontsona anay ah! d efa mazava lou izao fa débouté dadan'elah @ lay resaka hitondra tafika, d dadan'elah zao no mitorona ary petsa tanteraka d anomboka hipitsika daholo zao ny mpiondana satria ilay abobo a tourné ka mampitsoka ny fofony d mitorona daholo ny mpiondana, petsa elah fa manaova solomaso d alohan'ny hihaonan'elah aminay kou d manaova kouss fa tsy mai
ntsy hopetsa tanteraka satria handitsaka an-pataloha.


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. andrywui ( 21/06/2009 20:41)
za andrywui tsy tena izy fa inona hono izany lazain'i oui oui ato izany e :-D :-D :-D ,manohana an'i tgv fa izay no hafatra
10. benkintana ( 21/06/2009 20:45)
Aza bekonetaka leity a,miaramila fopla kely io ampiriatiko eo vao hiwawa eo ndray :evil: :evil:
11. general ( 22/06/2009 08:55)
AMBOARO TSARA FOTSINY LE FILL'IN BATISTA
12. xxx ( 22/06/2009 09:00)
batista efa vita ketsa fa mivoaha tao elah andrywui lalaovina kely eto klou é
sonia cyril ha ha ha ha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0417