misy mangalatra ny sainampirenena @ alina é!!!

1. halloween ( 21/06/2009 09:33)
Mampalahelo ny ataon'ny mpiondana fa angalariny ny sainan'oul mitsangana @ alina fa aza tratranay alou fa d ataonay petsa é!hahahahahaha....
2. halloween ( 21/06/2009 10:39)
somary nisy olana t@ maraina ka tsy afaka nanangantsaina fa d io ary izy fa mitsangana é! antsika mpisera ny serasera ka da ataontsika ampananjana ny fananganantsaina, tsy misy manompa eo fa d ho marikin'ny fitiavantsika ny tanindrazantsika sy hahatsiarovantsika ireo niady mafy ho @ fahaleovantena, ary indrindra ho an'ireo havantsika any madagasikara, tezitra ndray zao ny GTT an, petsa tanteraka é!
3. xxx ( 21/06/2009 10:50)
:evil: :evil: :evil: ianao no tena ho petsa eto :evil: :evil:
4. halloween ( 21/06/2009 11:36)
xxx:

:evil: :evil: :evil: ianao no tena ho petsa eto :evil: :evil:



zahay ndray less tsy vitan'elah zany ny manapetsa anay, elah izao no petsa, dadan'elah kou zao petsa be mintsy, zahay kou ry lity mahataty voa fa zanaka miaramila a, jereo fa nisy nangalatra anie ny sainampirenena napetrakay teto mali al fa ireo fa mitsangana izy izao d ho avy eo ny regimenta hanangantsaina d hohitan'elah fa hopetsa tanteraka ndray elah, jere ty elah petsa tanteraka d manao solomaso d io kou fa mitondra kouss satria vao mahita anay mianankavy d manditsaka an-pataloha hahahahahaha
5. patrick2002 ( 21/06/2009 13:05)
tena mahagaga izany , fa aiza ny sainam-pirenena toa nisy nanongotra eh!
fanombohana ny GTT isation de serasera ve izaho eh!
6. benkintana ( 21/06/2009 20:50)
Aza be koretaka ry zalahy isany a, refa mpandika fitsipika dia mihatra aminy ny sazy ka raha tsy te ho petsa dia manaova ara-dalàna fa tsy fomba tgv akory ny eto :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2795