Tena Gasy Vesa

1. gasyjean ( 20/06/2009 21:14)
Manahona daholo !
Elaela ihany moa izay ny tenanay tsy dia nanoratra firy teto amin\'ny dinika serasera,na dia izany aza anefa tsy nitrahatra mamangy sy mamaky hafatra eto amin\'ny dinika ihany kanefa hita fa olona poak\'aty sy tsy misaina ny nkabeazan\'ireo mpandefa hafatra eto dia ireo fahavalom-pirenena na koa ireo \"Tena Gasy Vendrana\" no hita mameno ny dinika.Ka ny tena tiana ambara dia izao; akatoka ny fetim-pirenena tokoa moa isika amin\'izao fotoana izao,nefa ny ny tenanay dia misalasala ihany ka manontany tena hoe:\"Inona tokoa moa no ankalazaina amin\'zao vanin\'andro izao fetin\'ny fahaleovan-tena hoe? dia fahaleovan-tenan\'iza?\"satria raha ny tsikaritray dia toa tsy misy izany fahaleovantena izany raha i Madagasikara manokana no resahina, satria i Madagasikara dia mbola tsy nahaleo-tena mihintsy.Koa raha mbola misy malagasy eto Madagasikara mety mbola ho azo ihany izany fahaleovam-tena izany.Arovy ny tanindrazanao,esory ny ahi-dratsy,esory fa manimba ny tany!
Miandry anao ny taninao!
novalian'i Noue ny 21/06/2009 06:39
2. fijo ( 20/06/2009 21:31)
ka le tany efa azon'adala ko
3. bazylou ( 20/06/2009 22:40)
de aza mankalaza fa tsy bleme izany e!! i MAdagasikara koa anie tsy mila olona fa ny olona no mila azy e!!! :-D :-D
4. Noue ( 21/06/2009 06:39)
gasyjean:

ka manontany tena hoe:\"Inona tokoa moa no ankalazaina amin\'zao vanin\'andro izao fetin\'ny fahaleovan-tena hoe? dia fahaleovan-tenan\'iza?\"satria raha ny tsikaritray dia toa tsy misy izany fahaleovantena izany raha i Madagasikara manokana no resahina, satria i Madagasikara dia mbola tsy nahaleo-tena mihintsy.
lallllaovin'ny sasany fotsiny ee


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5941