Dia ahoana ireo izay tsy mpiondana TGV na TIM ???

1. xxx ( 20/06/2009 07:52)
Nahoana re dia nareo TIM sy TGV ihany no miseho ho mahay mitondra ity firenentsika ity??? na dia hita aza fa tsy misy mandeha @ laoininy ny zava-misy.
novalian'i xxx ny 20/06/2009 08:45
2. ravalotgve ( 20/06/2009 07:56)
ze tsy tgv tsy tim miondamby sy miondambato. Nddana mahandro vato sy rano ary endaso ny vy atao masaka tsara eeee zay zao no ppn vaovao


sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
3. xxx ( 20/06/2009 08:00)
ze tsy tgv tsy tim miondamby sy miondambato. Nddana mahandro vato sy rano ary endaso ny vy atao masaka tsara eeee zay zao no ppn vaova

Izany hoe raha azoko tsara ny voalazanao dia hoe TSY MISY HIRAHARAHIAN' NY TGV SY TIM IREO VAHOAKA HAFA IZANY fa ny azy ihany no fantany???
4. Noue ( 20/06/2009 08:38)
xxx:

Nahoana re dia nareo TIM sy TGV ihany no miseho ho mahay mitondra ity firenentsika ity??? na dia hita aza fa tsy misy mandeha @ laoininy ny zava-misy.
ka raha tsy mihetsika kosa aza ve ny ankoatra ny TIM sy ny TGV , inona no azo atao ?? io anie tsy vitan'oe lazaina fotsiny zao oe tsisy miraharaha ny hafa fa kosa tokony hihetsika ny hafa ee !


5. xxx ( 20/06/2009 08:45)
Efa misy ny mihetsika fa raha vao misy fiandaniana kely @ itsy na tsy fitovizan-kevitra kely @ aroa dia tonga classer- hoe TGV zany nareo na koa hoe TIM izany nareo.
Ny olana iray koa dia ianareo izao no eo @ fitondrana sy teo @ fitondrana ka tsy mihevitra afatsy ny hitazona io toerana io ihany no ao an-doha na mandroso na tsia ny firenena.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0799