Ravalo sy ny mpisolo vavany

1. patrick2002 ( 20/06/2009 01:32)
Namory mpanao gazety ny alakamisy lasa teo ny avocat ny Ravalo nilaza fa nisy nibata ny mercedes blindé ny Ravalo ary dia efa fananan`olona manokana amin`izao fotoana izao ,dia mbola nisy afa koa moa ny fitarainany fa tsy fantatro aby ,fa ny nanaitra ahy dia ity mercedes Blindé an-dravalo nisy naka .
Raha marihinba ireto Mercedes ny Ravalo ireto dia tsy mercedes ilay hamidy en serie ireny sahala @ Class C ohatra fa Mercedes azo hisaina @ ratsa-tanana ny manana azy ary sur commande ary garantie a vie, vao manao ny mercedes ,ireo olo malaza eran`ny tany no manana azy ,ary raha vao mividy azy ianao dia efa misoratra any @ Mercedes ny N de serie sy ny tompony .
Ny tiakjo tenenina dia tsy azo hangalarina ity Mercedes ity ,satria Ravalomanana irery no manana azy ao Madagasikara , ka iza nu olona sahy hitondra mercedes nangalarina ,Tsy sahala @ 4 L izany mercedes izany .
Andao indray hataontsika hoe nisy nangalatra dia nalefa any etats-unis ohatra hamidy ,satria ny vidin`izany Mercedes blindé izany dia any @ 500 000 dollar any ny mora indrindra raha vaovao ,dia hita fa mbola tsy tafa ihany satria ,tsy maintsy au courant ny siege ny Mercedes any berlin hoe very ny mercedes ohatry ny izao ,dia efa mahay daqholo ny siege regional ny mercedes rehetra ,ityy mercedes ity dia tsy maintsy concessionnaire mercedes ny manao ny reparation ny satria betsaka code electronique ao anatiny .
Dia mametraka fanontaniana izaho hoe intox ,ve sa Diffamation ,sa provocation ,sa accusation gratuite no hataon`ireto Avocat ireto ,
Raha ohatra hoe nangalariny Commandant Charles ny Mercedes ny Ravalo ,dia mazava loatra fa tsy afaka hitondra an`iny na hamarotra an`iny i ra -charles ny azony hatao dia mamarotra ny Carosserie ny iny any @ mpanao angady .
2. sakaymena ( 20/06/2009 05:54)
ny an'mpisolo vavany R8 ngeh de hita taratra fa ny karamany no arovany fa tsy de i l8 loatra e
satria volabeny mandendeh nge dada ndreo e!!!!!
3. xxx ( 20/06/2009 07:57)
:)
Mampihomehy koa i patrick.
4. ravalotgve ( 20/06/2009 08:02)
asiandry zalahy bomba iny de mikorisa oazy

sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1653