Fikolokoloina ny tanana sy ny tongotra
21. ni81
(
25/06/2009 06:15)
ni81, malaza maha vakivaky tongotra akia ny vato sa ts marina izany? fa misaotra nanoro e!zay indray dia tsy haiko aloha akia! fa ireo fitaovana rehetra ireo ange ka mikiky manala ny cellule morte @ tongotra e, ary mitovy @ vato ihany ny asany, ilay anankiray toy ny sivana no ahiana ahavakivaky azy raha toa ka atao mafy loatra aza angamba
22. maeva74
(
25/06/2009 17:01)
fahamarinana:
:arrow: noheveriko fa gilasy ilay faharoa kle ! :-D :-D :-D coupé coupé l'intestin !Za efa sorena sy romotra ato ity !tssss!! (l)
iny indray no tsy hitrako ry Fahamarinana, misaotra fa nahazo morsa indray e! aza sorena moa e! :-* :-*
23. fahamarinana
(
25/06/2009 18:00)
:arrow: meva74 : kiss be njy ! efa tsy sorena intsony akia ! :-* :-* (l)
24. Papoose
(
25/06/2009 19:35)
tandremo ihany fa misy mahavaky tongotra reny produit ampiasainy @ pedicure reny, fa domazy tsy afaka fantarina le izy raha tsy rehefa avy nahavita azy afaka andro vitsivitsy!!! tsy vitan'ny vaky fa lasa mangavoka otsan'ny vomanga le tongotsa avy eo!
25. Ratoa
(
27/06/2009 20:01)
Ny ahy indray dia tsy probl mihitsy ireo.
rehefa avy manao douche na bain aho no manadio ny tongotra sy tanana na raha avy manasa lamba madinika.
Tsy tapahako ilay hoditra kely iny fa mampanify sy mampalemy ny hoho izany hoy ny dokoterako (nenitoanay ihany).
Fa rehefa avy nandro iny dia atosika amina hazo kely na ny lime na zavatra tsy mandratra iny hoditra kely iny. Ny ampitso maraina ihany dia mifintina tsara iny. Ny voditongotra indray dia kikisako @ pierre ponce naturelle. Tsy vidiana fa tsimponina eny amorondrano: galet tsotra fotsiny . Misy maraorao be dia misy maraorao kely dia misy malama. Samy ampiasaiko araky ny ilako azy izy ireo. Raha vao manao vakansy na week-end na excursion mandalo rano aho dia mitsimpona ilay vato. Samy misy azy daholo ny ranomany sy ny ranomasina misy karaoraobato.

26. niryna
(
27/06/2009 20:13)
[quote=ni81]
Raha tiana ho mafy ny hohon-tanana (lava) dia alaina ny ovy mahamay dia atsofoka ao elaela, tandremo tsy ho may ny rantsana.[/quote[ ity koa ny ahy no fanaoko satria manontany foana ny ankizy hoe hohonao ve io?
alaina ny tongologasy dia asitrika amin'iny ny hoho.Atao tsirairay ary mbola tsy ariana ilay tongologasy iray iny fa atao indray rahampitso.Sady manalava hoho raha olona tsy mety maniry ireny ny hohony no mampamafy ny hoho koa raha toa ka mora potipotika ny hoho.
izaho rehefa manasa vilia dia asiko gant na rehefa mikiky vilany aho dia asiko sotro eo ambony,iny no asiko mikiky ny vilany eo fa manimba hoho ny rano.
Misy gang fotsy cotton izay any amin'ny mpivarotra dia iny koa no anaovako amin'ny alina asiko vaseline kely miaraka ny goutte-na glycerine kely dia hosorako ny tongotro sy ny tanako ary dia asiko gant sy ba kiraro cotton ny tongotra rehefa hatory aho fa tena malefaka sy mandina ery ireo rehefa maraina ny andro
:D

misaotra
Azo atao koa ny manosotra huile de ricin ny hoho fa manamafy azy iny
Ny momba ilay hoho-tongotra kosa raha mafy tapahana dia izao atao:
- makà koveta kely dia asio rano mafana izay zakanao dia asio liquide vaisselle ao anatin'io, dia lomana ao elaela fa ho mora tapahina tokoa ilay hoho avy eo.
izaho rehefa manasa vilia dia asiko gant na rehefa mikiky vilany aho dia asiko sotro eo ambony,iny no asiko mikiky ny vilany eo fa manimba hoho ny rano.
Misy gang fotsy cotton izay any amin'ny mpivarotra dia iny koa no anaovako amin'ny alina asiko vaseline kely miaraka ny goutte-na glycerine kely dia hosorako ny tongotro sy ny tanako ary dia asiko gant sy ba kiraro cotton ny tongotra rehefa hatory aho fa tena malefaka sy mandina ery ireo rehefa maraina ny andro
:D
27. niryna
(
27/06/2009 20:28)
ari.malala:
Fa inona kay izany fikikisana faladiha teneninareo zany fa ts haiko? :-P
ny iray marokorokoroko izay toy ireny fikikisana karoty ireny dia miala daholo ny faladiaha mafimafy
misy produit kely izay vita amin'ny paiso ilay izy dia iny koa no hikikisana tongotra sy faladia fa manala ny sela maty rehetra,mety koa ny siramamy
28. niryna
(
27/06/2009 20:38)
ari.malala:
Fa inona kay izany fikikisana faladiha teneninareo zany fa ts haiko? :-P
ity koa misy iray
io kilavalava mainty io ny iray
io ampovoany io no asiany lame dia io no nokikisany ny faladia rehetra
29. rhina
(
09/09/2009 15:31)
niryna:
maeva74:
Ny ahy manokana fa ny tsy aty aminay akory, ny fanaovana hoho angamba mitovitovy daholo amin'ny faritra rehetra, fa ny ahy dia izao ary!
mamana rano aho dia avy eo avela ho matimaty dia atao anaty koveta kely raha tanana dia koveta lehibe raha tongotra dia tsy hadino ny manisy savony kely ao anatin'ilay rano matimaty, rehefa avy eo dia avela hilona kely minitra vitsivitsy , dia fafaina ho maina tsara ny tanana sy ny tongotra, dia rehefa vita ireo dia maka ilay hazo kely amidy eny amin'ny supermarket na pharmacie, alohany ny hikikisana ny sisiny hoho aloha dia hosorana creme ny hoho rehetra dia avela hilona kely, dia kikisana amin'ilay hazo kely avy eo ny sisiny rehetra, ka rehefa hitanao fa niala daholo ilay hoditra kely maty amin'ilay sisin'ny hoho dia sasana madio amin'ny alcool, dia avy eo hosorana base amin'izay fa tsy hatao direct ilay vernis, ka rehefa manapaka hoho aho dia tsy mba tapahako fohy kely fa ataoko misimisy mijanona foana
amidy eny amin'ny mpivarotra rehetra koa ireny fikikisana vody tongotra ireny.
Izay ny fikarakarako ny hohoko, mba hahateza ny hoho sy hahamafy azy dia asiako menaka olive kely sy ranomboasary makirana.
misaotra maeve a
tena msotra ki a ataoko io
rapitso d rapitso iany sad tsotra no mora no ainga e!!!!
(l)
30. tsima11
(
23/08/2012 12:06)
Bjr daholo reto
Mba aiza akia ny mivarotra itony piere ponce itony . Fa za mantsy aty Dago. Merci
Mba aiza akia ny mivarotra itony piere ponce itony . Fa za mantsy aty Dago. Merci