Andry RAJOELINA

1. xxx ( 18/06/2009 18:50)
@ saina tsy miangatra;
MANANA ENVERGURE NA HOMME D ETAT VE I ANDRY RAJOELINA ????

tsy hampitaha azy @ mpitondra vahiny aho fa ny fitantananay sy ny fandraisany décision, manana izay carrure na Homme d'Etat izay ve izy ?

Raha maharesy lahatra ahy ny TGV iste dia hivadika TGV aho.
raha toa moa ka tsy fandresendahatra no hataondry zareo fa valy bontolo dia tsy mankato ny filohany ry zareo zany satria manao izay hankahalany olona ny filohany.
novalian'i fijo ny 19/06/2009 21:43
2. xxx ( 18/06/2009 19:09)
tsy manana any zany io é, ry Ratsirahonana sy Ny hasina Andriamanjato no mitondra ny raharaha eo fa lery atao bloky miteny fotsiny, hoe zao indray lazaina là.D faly ery Tgvendrana isany fa hoe milay lery.
3. Noue ( 18/06/2009 19:39)
xxx:

@ saina tsy miangatra;
MANANA ENVERGURE NA HOMME D ETAT VE I ANDRY RAJOELINA ????
tena @ saina tsy miangatra kosa aloha dia ity no hitako eee


[URL=http://img31.imageshack.us/i/sanstitrelapin.png/][IMG]http://img31.imageshack.us/img31/9368/sanstitrelapin.png[/IMG][/URL]





:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. xxx ( 18/06/2009 20:13)
Anjekaikô inn ty nataon' iNoue ? :?:
5. xxx ( 18/06/2009 20:40)
6. xxx ( 18/06/2009 20:58)
http://www.flickr.com/photos/rajoelinandra/3540738466/in/photostream/ :^) :^) :^) :^) :^)
7. ravalotgve ( 18/06/2009 21:01)
http://jiolahimboto.skyrock.com/2508714687-mpanao-politikilika-voahilika.html

:-D :-D :-D :-D :-D
8. fijo ( 18/06/2009 21:31)
raha ry ratsirahonana aloha ,dia ekeko fa hafaka mitondra,na dia tsy misy hazondamosina aza,fa raha ity zazakely ity;aoka letsy e,tsy te hanaratsy gasy toa ahy aho
9. bazylou ( 18/06/2009 22:43)
zany mba fijerindry fijo e!! tssle .... hay ve ny anareo zazakely ny olona 36 ans e!! eh binnnnn, de ny 80 ans izany no tanora aminareo e!! beeeuuurrk :-D :-D
10. fijo ( 18/06/2009 22:45)
amin'ny politika letsy izany mbola zazamena an
11. sakaymena ( 18/06/2009 23:02)
de lazao ko hoe zazamavo rangah ny 36ans @ politika hita f zaza oulndebe iny
12. halloween ( 19/06/2009 02:46)
fijo:

amin'ny politika letsy izany mbola zazamena an

lazao less ry fijo refa malaelo toerana ka tehamerina an'i zokylah elaha ah! ny anlisany ve moa tsy oul efa miverintsaina no tianlisany hitondra jereo Bill Clinton ry lity 32taona no lasa governera voalohany a, zany hoe mitovy @ filohampanjakana satria fanjakana maromaro no mitambatra manome ny be kintana, ka zao mipetra refa lahyantitra tratrin'ny alzaimera elah d lasa manditsaka an-pataloha ka petsa tanteraka hahahahahaha.......

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. essera ( 19/06/2009 09:04)
Zah ar r zalah tam ny vao niakatra Ravalo d noho ny fitiavako azy tam zany no tsy nanontaniako hoe sao d mba ts manana carrure-na président ity fa izy mpanakarena fotsiny.
=> Jereo alou ny tenanao d avéo enao mijery ny manodidina.
14. xxx ( 19/06/2009 12:26)
toa azoko sary an-tsaina le hoe:
-Ratsirahonana: a gôsy elah Radomelina.......ouioui môsie
-Hasina Andriamanjato: a droaty elah Radomelina ........ouioui madama
:-D :-D :-D :-D :-D aoka lesy marina a
15. fijo ( 19/06/2009 21:43)
tena mbola zaza letsy io a,tsy mbola ampy traikefa politika de izay

tena zaza mena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2567