GTT contre TGV
1. xxx
(
18/06/2009 17:23)
Gasy Tia Tanindrazana (GTT) contre Tena Gasy Vendrana (TGV)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:59
2. Noue
(
18/06/2009 17:26)
mba rainilainga :evil: :evil: :evil: koa io rinah tsy manakambo io eee !! maharikoriko fa be lainga tahaka ny FAT(Y) ihany eeee !! nefa dia voaroka soamantsara tao !!!
3. xxx
(
18/06/2009 17:41)
ka ilay gazety ange efa niteny kosa hoe samy manana ny filazany ny andaniny roa e!
4. xxx
(
18/06/2009 17:44)
dommage izaho tsy tany fa mangidihidy mintsy ty tanako ty hampijaly miaramila miaro HAT (CAPSAT) :-D :-D :-D
5. ndaty
(
18/06/2009 17:58)
dommage izaho tsy tany fa mangidihidy mintsy ty tanako ty hampijaly miaramila miaro HAT (CAPSAT)
io ndrainky le tsy misy hambo ireto
satria any Frantsa izay tsy tianareo ihany ianareo no afaka mikoraka ry GTT an! , misy polisy vazaha miaro , misy pompier hitsabo, misy juge hitsara.
et si ta main te demange, bande lâche, va te branler tapette.
Iha aza tsy mahasahy fa XXX avao na eto @ serasera aza
6. xxx
(
18/06/2009 18:08)
ndaty:
[satria any Frantsa izay tsy tianareo ihany ianareo no afaka mikoraka ry GTT an! , misy polisy vazaha miaro , misy pompier hitsabo, misy juge hitsara.
hay ve fantatrao ihany hoe tany tsy misy lalàna ny eto Mcar zao e? Baranahany sy daniny kibo, resaka sandry fotsiny no misy!
Tsara rehefa manao auto critique ohatrizany ka!!!
7. Noue
(
18/06/2009 18:27)
xxx:fa kosa be dia be ny vidéo azo tao ka tsy afaka mandainga mahintsiny ity rinah tsy manakambo sy mpanalabaraka ity eee
ka ilay gazety ange efa niteny kosa hoe samy manana ny filazany ny andaniny roa e!
10. ndaty
(
18/06/2009 20:46)
hay ve fantatrao ihany hoe tany tsy misy lalàna ny eto Mcar zao e? Baranahany sy daniny kibo, resaka sandry fotsiny no misy!
Tsara rehefa manao auto critique ohatrizany ka!!!
samy manana ny lalanany fa tsy hoe tsy misy lalana i madagasikara ry gege.
ny lalana est une truc social mon pote.
Condamnation à mort interdit à france, legal en chine , ary na any USA aza, deux etats samy manana ny lalanany:
condamnation à mort interdit ao whashington DC
condamnation à mort legal any TEXAS
mavandy avao,
tsy tia frantsay nefa any frantsa vao mba afaka mikoraka, GTT very Hambo
11. xxx
(
18/06/2009 21:40)
ndaty:
samy manana ny lalanany fa tsy hoe tsy misy lalana i madagasikara ry gege.
ny lalana est une truc social mon pote.
tena marina ny teninao fa ny any ivelany ny lalàna no mifehy ny olona, fa ny antsika ny olona indray no mifehy sy manamboamboatra ny lalàna ahazahoany manao ny hagegeny araka ny teninao. Toa ny Gegy ohatranao mihitsy e!
12. fijo
(
18/06/2009 21:59)
samy manana ny lalanany,fa misy lalana eken'ny rehetra hafa tsy ny mpanao didijadona