mahaiza mionona ry mpinounou fa lany ny rounounou ha ha ha..
21. xxx
(
18/06/2009 12:28)
efa hoe zeneral votany hoa io e.kaporaly de mandaka vody azy :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
22. Bazily
(
18/06/2009 12:31)
Laviko hatraminy farany fa tsy TIM aho.
Fa kosa contre TGV.mazava ve sa mbola hazavaina ahoana indray.
Ny azy rehefa manohitra ny heviny dia TIM izay.
23. halloween
(
18/06/2009 12:34)
sakaymena:
tsy ny malagasy rehetra kosa no pinounou efa ny malagasy retra mila dance ary tia dance
de kop enao fa fety foana zany e
fetinay oa zao, petsa ny TIMiondana satria nilaozan'ny dadany, lé8 nivarotra abobo d efa mihamasiso ny abobo d efa mila tsy laitra iainana ka tsy ho ela d hitsoka ny mpiondana fa domelin'ny fofony, petsa tanteraka lity hahahahaha... mbola aiza ny anaovan'ny fianakaviana oui oui anlisany é! tsy misy maharesy anay zany less eto @ serasera raha madio ny fitsipika a!
26. xxx
(
18/06/2009 12:50)
efa miha malazo zao levalo @ le ouuuuuuuuui ouuuuuui
Fa angah nouenoue i sakay daholo ny rononony???
27. xxx
(
18/06/2009 12:52)
hahaha ouuuuuuui eny ambony fandriana sisa le an'tezevekely
aza ela fery akia a :-D :-D :-D :-D zeneraly mo be basy oooooo????
aza ela fery akia a :-D :-D :-D :-D zeneraly mo be basy oooooo????
28. Mirananirina
(
18/06/2009 12:53)
efa hoe zeneral votany hoa io e.kaporaly de mandaka vody azy
hihihi,aleo asehoko indray ilay tena général sa ahoana?
k
Ny azy rehefa manohitra ny heviny dia TIM izay.
hita hoa ry Bazily.Raha tsy TIM daholo izay tsy tia TGV.
30. xxx
(
18/06/2009 13:29)
Mety natambatr'i sakay tao angamba i le8 sy andry fa toa samy lany ronouenoue daholo ko!!! Dia nibotsina ny kibon'i sakay???
tena tendak'anina be mihitsy ity ianao ity kay?
tena tendak'anina be mihitsy ity ianao ity kay?
34. xxx
(
18/06/2009 13:49)
mialona izy e .Nilaoza'i le8 sy Andry de tsisy nonona tsony ntsoooooo
mandehana akia any @ zeneraly kely a
mandehana akia any @ zeneraly kely a
35. halloween
(
18/06/2009 14:13)
mialona izy e .Nilaoza'i le8 sy Andry de tsisy nonona tsony ntsoooooo
mandehana akia any @ zeneraly kely a
eo ndray xxx d milaza tsy anontaniana fa zatra chele luc d mitady oul lazaina fa mitovy toetra aminy, xxx 33 no efa zatra petsa sy mando lava ka eo no mitady ampionontsaina mitady namana eo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
36. xxx
(
18/06/2009 14:25)
Tsy mia nama izany aho e! mpiondana hoatra an'elah ve ry haloween no mba atao namana tsy hanendaka rehefa any am maizimaizina???? :-D :-D :-D
37. Mirananirina
(
18/06/2009 15:06)
nareo sy miranirina niara ninono azy tao klé ty ko
raha tsy izany ve ho botrabotra kely zahay
38. halloween
(
18/06/2009 15:25)
xxx:
Tsy mia nama izany aho e! mpiondana hoatra an'elah ve ry haloween no mba atao namana tsy hanendaka rehefa any am maizimaizina???? :-D :-D :-D
elah kou lazainay fa vita matavy elah raha vao mikorapaka aminay eto é, zay mianakavy ry lity efa tarihin'i general manao oui oui miaraka @ TGV na inona lazainlisany na inona d ny fantatray petsa elah hahahhahaha
--tapitra
39. xxx
(
18/06/2009 15:35)
elah kou lazainay fa vita matavy elah raha vao mikorapaka aminay eto é, zay mianakavy ry lity efa tarihin'i general manao oui oui miaraka @ TGV na inona lazainlisany na inona d ny fantatray petsa elah hahahhahaha
Milay izany raha toa ka ho petsainareo mianakavy aho e!!!atambaro TGV sy TIM fa sao dia patsako eto raha ialeh irery
--tapitra
Ary aza taperina haingana aloha izy ity fa sao tsy misy ho an'ny taranaka mandimby intsony e! :-D :-D :-D :-D
40. halloween
(
18/06/2009 15:53)
xxx:
Milay izany raha toa ka ho petsainareo mianakavy aho e!!!atambaro TGV sy TIM fa sao dia patsako eto raha ialeh irery
elah ary less tsy saha mipoitra fa saribikotra miafina ao ambadikin'ny xxx ka izany ve no anapetsana lé... elah zao no petsa d mena maso noho ny alahelo an'i dadan'elah d manao solomaso be nefa efa ao natranon'elah aza elah, petsa elah hoa fa zay zao no manjaka hahahahahaha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
