Iza marina no mitondra ny firenena amin izao ?
1. xxx
(
17/06/2009 14:44)
Lasa ihany ny saina hoe iza no tena mitondra ny firenena, satria ny firenena araka ny maha-firenena azy dia mila fankatoavana eran-tany sy mifandray @ firenena samihafa na ara-diplomatie na ara-barotra sns...
Ka iza aza no tena mitondra ny firenena e ? Ra8 izay ekeny firenena maro ho mbola filoha kanefa tsy manana fahefana hanatanterahany izany, sa i TGV izay miasa ao @ lapam-panjakana sy mitarika conseil des ministres kanefa tsy misy firenena na dia iray aza manaiky azy ho filoha akory ve?
Mino ve isika fa tsy tsangan'olona fotsiny i TGV fa i RATSIRAHONANA sy ny namany no tena mibaiko ny raharaha rehetra ! Izay tapak ireo no atao synthèse ary asaina kabariny TGV, hatrany anaty Conseil des ministres dia manokatra sy manakatona no ataony TGV fa tsy izy no mitondra ny ady hevitra sns ...
KA IZA ARY IZANY NO TENA MITONDRA NY FIRENENA E ????

novalian'i ravalotgve ny 17/06/2009 18:41
2. xxx
(
17/06/2009 14:51)
Lasa ihany ny saina hoe iza no tena mitondra ny firenena, satria ny firenena araka ny maha-firenena azy dia mila fankatoavana eran-tany sy mifandray @ firenena samihafa na ara-diplomatie na ara-barotra sns..
Ny firenena hafa izany fa i M/car tsy tafiditra ao anatin'izany. Isika Gasy dia tsy mpikambana ao anatin'ny fikambanana n'inona na ionona eto @izao tontolo izao. isika dia mpikambana ao @ kintana sy ny volana ary masoandro ka tsy mila firenena an'iza n'iza
3. Noue
(
17/06/2009 14:58)
pour l'instant aloha toa samy manao zay danin'ny kibony daholo ka tsy hita ben'ihany oe iza no mitondra ny firenena ???
4. ravalotgve
(
17/06/2009 15:02)
tena mba nde hanao ny danin ny kiboko ko za leazaaaa
aiza zao no misy miaramila hovidiana 20 ariary par tety
snifff
tchroufff
:^) :@ :@ :@ :@ :@
aiza zao no misy miaramila hovidiana 20 ariary par tety
snifff
tchroufff
:^) :@ :@ :@ :@ :@
5. xxx
(
17/06/2009 15:37)
ravalotgve : efa tsy misy mamely ihany fa ndao koa hitady spons de hanongapanjakana e!!!
6. ravalotgve
(
17/06/2009 18:41)
xxx mivoaha tao raha mahita fa aza manao xxx ao fa tsy hay na hat nareo na tim ka mamitaka eo
sniff
tchrouff
sniff
tchrouff