Atoa Norbert Lala Ratsirahonana mila analysena kely !...

1. xxx ( 17/06/2009 13:17)
Tsy hoe halako bika sns , fa manintona kely ny saitsika aho momba ity mpanao politika malagasy iray ity , dia Atoa Norbert Lala Ratsirahonana .Izy no filohan ny HCC na ny fitsarana avo momba ny lalam- panorenana t@ andron ny repoblika faha 2 ireny niaraka t@ Honore Rakotomanana , izay lasa tany Rwanda nikarakara ny momba ny raharahan ny génocide tany rehefa rava ny 2e république io !

Dia ingahy Ratsirahonana dia nanohana be mihintsy ny Hery Velona avy eo , ary lasa 1er ministern ingahy Zafy Albert izy , ary tonga filoha Interim raha empéche ingahy Zafy hatramin ny fifidianana filoha , candidat moa ingahy rainy fa tsy lany t@ izany.

Tonga ny raharaha 2002 , ataovy ny fampitahana ny Proces Verbal hoy Ratsirahonana , fa aminay 1er tour dia vita ! Dia mpanohana nafana fo teny @ 13 mai sy membre ny KMMR moa ingahy rainy

Izao indray izy dia io manara- dia an i Andry TGV io !niaraha- nahalala ny nanodinany ny vol Air Mad ho any Dakar farany iny , ...


Ny tiako ahatongavana izany dia tokony mba ho tonga saina ihany isika , ary tsy tongatonga ho azy izao crise izao fa misy facteur humain ihany koa fa tsy politika fotsiny !raha tsy hiresaka afatsy ingahy Ratsirahonana ity !


novalian'i rpetit ny 18/06/2009 11:34
2. xxx ( 17/06/2009 13:22)
raha i Asterix indray dia tsy tokony hahagaga anao intsony. Iny izy iny, olompirenena izy ary manana ny fahalalana feno momba ny droit constitutionnel.
tsy ny fananany anizay fahalalana izay anefa no hilazana azy ho olo kendry fa olona toy ny olona rehetra ihany izy, tia vola ka ny vola no lasa mibaiko ny heviny isaky ny misy fihetsehana.

Raha ny hevitro momba azy dia tsy tokony hanao politika intsony rangahy iny fa aterina hanao animation any @ Parc Asterix fa any no tena mety aminy.
3. patrick2002 ( 17/06/2009 14:35)
raha tena élite National ianao ,na VRAI intellectuel, na Homme d`Etat ,dia tsy bika ,na tarehy ,na harena ,na vola ,na tombotsoa no manosika anao hanohana olona iray ,fa ny zava-misy(la realité ),tombotsoam-pirenena ,
Raha jerena manokana ny an`Ingahy Ratsirahonana ,dia hita fa tena ny Tombotsoam-pirenena no ambony aminy ,fa tsy ny tombotsoan`ny tenany manokana ,tsy mbola nanohana ny amiraly Ratsiraka i Ratsirahonana satria fantany fa incident constitutionel no nampiverina ny amiraly teo ,nitsipaka an`i Zafy Albert izy satria fantany fa efa tsy zakany Zafy intsony izany fitondrana izany ,nanakatom-baravarana izy t@ Ravalomanana satria mahafantatra fa efa tsy tsara ho an`i Ravalomanana ny mitondra eo.
Fa iza koa ny intellectuel malagasy ka mbola manana an`izany foto-pisainana maha intellectuel azy izany moa kah mbola sahy hanohina an`i Ravalo .
Apetraho ny fanontaniana Hitondra soa inona ho an`i madagasikara ny hitohizany fitondrany Ravalomanana.
4. bozyboleta ( 17/06/2009 14:40)
Misy fahavoazana kely rangahy io. Tratry ny "syndrôme de BO"
Adalam-BOninahitra.
Adalam-BOla.
....

Nanao azy ho tapi-pahaizana ary nihevitra ny hahavita zavatra be t@ politika teto Madagasikara nefa tsy mamim-bahoaka dia tsy tafa.
Efa hatreny Ankatso iny no efa nanao bala rora t@ resaka hoe hitondra fanjakana.
5. xxx ( 17/06/2009 14:53)
Patrick2002 : Tsy misy toa anao ozy ny tarika Ny Ainga, dia ozy ianao mantsy any Ratsirahonana, hoe tsy misy toa anao koa.
Metimety @ fijerinao angamba ny zavatra nataony fa amiko kosa dia io rangahy io no tena isany nahatonga tsingolobatita samihafa teto @ firenena.

Marina ny teninao fa tena mahay izy momba ny lalàna, fa nampiasainy ahazahoany milomano foana ao anatin izay hitany fa mety haherihery ka ahazoany mitoetra lalandava ao anaty fanjakana.

Fantany tsara tao anatiny antokony AVI fa tsy ho tafa voaka izy satria tsy nahasarika vahoaka firy, ka dia ireny mouvement populaire ireny no nararaotiny hampisehoana ny talentany @ resaka constitution ka namoronany hatr@ hoe extra-constitutionnel
6. patrick2002 ( 17/06/2009 15:05)
Betsaka ny mpanao politika izay mitovy fijery an`i Ratsirahonana ohatra Honore Rakotomanana ,Rajemison Rakotomaharo, ireny olona ireny tsy ho hitanao hanao barofo ,sy hanao sacrifice ny tenany mihintsy fa ao ambadika foana ,manao travail de couloir .
Ka aza gaga ianao raha hiverina foana ny crise ao madagasikara satria vitsy ny olona sahala aminireo olona voalaza teo ambony teo ,raha tsy nanao barofo i Andry tsy niala Ravalo ,Raha tsy nanao barofo i Ravalo tsy niala Ratsiraka ,raha tsy nanao barofo Zafy Tsy niala Ratsiraka ,
Dia efa raiki-tapisaka ao @ mpanao politika malagasy ilay fanaovana choc choc ,raha tsy izay tsy mahazo kil .
Tsy mahazo kil ny AVI satria tsotra tsy nananga-peo t@ Ravalomanana ,tsy nisy provocation ,nataony mihintsy ,nanolo-kevitra an`i Ravalo foana izy mba hanova fomba fitatanana ,nefa ity farany mafy loha ,nahatoky ny fitondrana sy ny vola ,dia izao no niafarany.
7. benkintana ( 17/06/2009 20:16)
Io Ratsirahonana io no tena zanaka ara-panahin'i malama vava Andriamanjato,
Io olona io no tena fatratra @ fanararaom-paty refa misy foana ny otakota no hitanao io olona io ary eo no tena famenoany ny paosiny
Jereo tsara reny ny maha tena izy azy ireny nony nendahin'ny capsat teny @ ndry generaly bekintana ireny ny fahefana
8. rakaroka ( 17/06/2009 21:06)
Heu....Ié Ratsirahonana tokoa aloha dia olona nanana ny présence-ny izay e!
Ary tsapako fa "sahirana" hatramin'ny vazaha aza , satria toa misy zavatra lazainy hono, dia mbetika eo dia ny "tohatr'izany indray no volaniny!
Fahakely aho, dia izy iny no "Président" ny fiangonanana nisiako tamin'izany.
Ny tsapako dia "mazana Bbbe izy raha hametrapetraka hevitra!" tahaka ny fampisehoany ny teti-bola sy ny hoenti-manana sns ary ny fanatontosana izany!....ka misy "force" tsy négligeable" izany! rahateo ankoatry ny droit constititionnel toa nanao droit public koa izy. Ka izay no maha sarotra ny mifanandrina aminy satria nianarany ary nampianariny en "détail" anie izany!"
tandisque ny antsika eto resadresaka indrikelin'ny mpandrafitra monja!
9. rpetit ( 18/06/2009 11:34)
Miarahaba an'i SAKABE na i Ratsirahonana.
Hoy i mAHALEO : ampiasainy ny laingalainga ahazoana manao ny fahamarinana
ampiasaina ny fahamarinana ahazahoana mandaingalainga .
Tsy hanao commentaire eto za fa raha fehezina dia tsy azony nahodina ny lohandravalo, satria ravalo manana izay personalité henjana zay
IZY KOA MOA TIA VOLA - EFA TSY NALAZA TSONY DE MODY SOMARY NILENTIKA KELY NANOVA FIKA- NATAO NY KAJIKAJY REHETRA FIKAFIKA POLITIKA- DIA IRENY RAVINALA NAMIDY LASA VIVA AM ZAO - DIA KOBOBE NY KAOZY FA NI CONTRE AN RA8- DIA HITA OE TIA SOSY BE .
.
NY KARIERE POLITIKA N'i SAKABE NGE VITA MIARAKA AM TGVendrana e !

ZANY REHEFA TIA VOLA LOATRA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1219