tsy kivy izany izahay fa miady hatramin'ny farany

1. zoam ( 17/06/2009 11:43)
tsy kivy izany izahay ,mitohy hatrany ny tolona ,azo ny ambasady gasy a paris ary tsy hijanona hatreo akory fa mitohy hatramin'ny farany
http://www.youtube.com/watch?v=j9xr5lxRugE
ny but rehefa voadaka hatraminy farany ny HAT sy ny forongony
mbola eo hampanantanterahana ny option 2 fa aza taitra e
tohizo ny lalantsika
novalian'i Noue ny 17/06/2009 15:13
2. essera ( 17/06/2009 11:51)
Iza ry Zoam ilay niteny hoe : "TSAPAO ALOHA NY HERY VAO MIFANANDRINA" (Karl Mark Gass)
:-D :-D
3. zoam ( 17/06/2009 12:15)
ny anay fanatatray tsy maintsy esorina io HAT io mba tsy hinekena an'io coup d'etat io intsony amin'ny manaraka na dia iratsy iraka aza no eo
election ihany
4. essera ( 17/06/2009 12:27)
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@

Sa ahoana ry zoam ?
5. zoam ( 17/06/2009 12:29)
http://www.youtube.com/watch?v=j9xr5lxRugE
alefa essera an
6. essera ( 17/06/2009 12:37)
Tsy misy dikan mits lti io ry zoam.

7. Mirananirina ( 17/06/2009 12:38)
tsy kivy izany izahay ,mitohy hatrany ny tolona ,azo ny ambasady gasy a paris ary tsy hijanona hatreo akory fa mitohy hatramin'ny farany

Mazotoa nareo e,dia aza kivy.izaho na tsy GTT aza dia manohana hatrany.
MialĂ  TGV.
8. essera ( 17/06/2009 12:45)
Zah ndray na tsy mpikambana ao am TGV aza d hihaza an Le8 atram farany.

9. xxx ( 17/06/2009 12:59)
zoam :
=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
10. bazylou ( 17/06/2009 14:55)
zany le8 izanya loha dia aza manatena intsony e!!! ny cox ao swaziland sy rsa aza efa mamikitra be aminy!!! :-D :-D :-D :-D
11. Noue ( 17/06/2009 15:06)
bazylou:

zany le8 izanya loha dia aza manatena intsony e!!! ny cox ao swaziland sy rsa aza efa mamikitra be aminy!!! :-D :-D :-D :-D
havan'i bazylou nga zany cox ao zany ?? dia malahelo ve bazylou @ zany ka manaparitaka izany eto @ forum ??


12. xxx ( 17/06/2009 15:12)
Noue : aza gaga ianao fa tsy resaka matotra nge le resaka cox io e! Resaka kabary tsy valina sy hoe tsy maintsy miteny fotsiny ireny.
Fantatro tsara ianao fa tsy hanao resaka momba any DJ TGV mihitsy hoe sady mikefona joba no mikosoka kapila t@ fotoan androny.
Aza omena tsiny fa vahiny ozy Razilinah!
13. Noue ( 17/06/2009 15:13)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0404