andraso ny volan-kakafotra

1. deric ( 17/06/2009 11:34)
Ela zay fa hatramin'ny nahenoana azy tany swazilande ka hatramin'izao dia tsianjery foana ny hoe "ho avy tsy hoela aho" nefa ambarak'androany mbola tsy...
Lanona mampahia kilonga, efa ela ry zanaky dada no dedaka fa hoavy dada, nefa aiza foana.
hatahorako ho toy ny gana mitety asa: ny tratra mangana nefa ny hanina tsy azo.
Ny miandry ny tsy misy no ilazana hoe "andraso eo paul" fa ankehitriny kosa da aleo atoa hoe "andraso eo dada".
Ny mampalahelo dia tsy mba miandry an'i dada hitondra mofo fa miandry dada miaraka amin'ny mpananibohitra.
Avelao ho avy e! ho hitanay eo zay mafy, na dada na lay zandry kely.
SAMia mahery sy maharitra e!
répondu par halloween le 17/06/2009 13:04
2. essera ( 17/06/2009 11:50)
Ny tsy araky le mpiondana d oe i Dada ange mandany ny azo fa izy no ho rovitra patalou eo am Magro eo. Raha izay fotsin, fa jereo ireto badolahy isany ampinan'ny tgv ireto. Raofin'ny tgv tskelikely ireo fa izao vao azony an-tsaina hoe ohatra izao kay no nanaovan'i Dada an'i Roland, Pety...
Dada ? ny zanakao ve no anodiavan'ilay izy moa ianao mbola adonanao mafy2 d mafy am PÔTÔ ihany.
3. halloween ( 17/06/2009 13:04)
deric:

Ela zay fa hatramin'ny nahenoana azy tany swazilande ka hatramin'izao dia tsianjery foana ny hoe "ho avy tsy hoela aho" nefa ambarak'androany mbola tsy...
Ny miandry ny tsy misy no ilazana hoe "andraso eo paul" fa ankehitriny kosa da aleo atoa hoe "andraso eo dada".
Ny mampalahelo dia tsy mba miandry an'i dada hitondra mofo fa miandry dada miaraka amin'ny mpananibohitra.
Avelao ho avy e! ho hitanay eo zay mafy, na dada na lay zandry kely.
SAMia mahery sy maharitra e!

io tsy misy dadadadap..y miverina eo izany é! tranondainga i lé8, efa miandry anazy general fa ravo miverina eo iny d petsa, efa mivonona ny amizany ny miaramila fa tsisy miala eo, zavatra kely aina iny fa bevava efa ovina nonilaza hiverina hatramizao tsita, tsy tadidinareo angaha le teniny nanao hoe NITSOKA TANY ANATY ALA ZA SY NY FIANAKAVIAKO, PETSA TATERAKA i Lé8 tamin'iny sady nanditsaka am-pataloha! tsa mamely iny fa lasakovavany toa harotabebaka é!


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0606