voaendy tao daholo kle!! lool

1. bazylou ( 17/06/2009 09:42)
Nosamborina teny amin’ny trano fonenany teny Tsimbazaza omaly tamin’ny 5 ora maraina ny Tale Jeneralin’ny Alma Atoa Razafimahefa Heriniaina ka rehefa avy nentina teny amin’ny tribonaly dia naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora. « Détournement de deniers publics » na fanodikodinam-bolam-panjakana no nahavoarohirohy azy, araka ny loharanom-baovao azonay. Mbola notazonina tao amin’ny polisin’ny brigady criminelle Anosy aloha izy taorian’ny nisamborana azy ary nentina teny amin’ny lapan’ny fitsarana rehefa tonga ny tamin’ny 9 ora maraina niatrika ny «Doyen de juge» na ny zokiolona amin’ny mpitsara mpanao famotorana. Naharitra teo amin’ny adiny iray latsaka teo ho eo ny fihainoana azy ary io nalefa any Antanimora io nony avy eo. Teo anatrehan’izany, nisy mpiasan’ny Alma sy olona sasany tonga teny anoloan’ny brigade criminelle saika hanao «sit-in» ka rehefa fantatr’izy ireo fa efa nalefa tany amin’ny tribonaly ilay Tale Jeneraly dia tany indray izy ireo no nanao izany izany. Fa ankoatra ity Tale Jeneraly ity, voalaza fa mbola karohina Atoa Ratsimbazafy Fidy, lehiben’ny faritra Analamanga teo aloha, sy Atoa Andrianarivo Benjamin, mpitantam-bola taloha tao amin’ny ministeran’ny Atitany( DAF). Voampanga ho mpiray tsikombakomba taminy ireo.
T.H
gazetiko
novalian'i xxx ny 17/06/2009 12:12
2. essera ( 17/06/2009 09:45)
Milay zan. Nihinana teo nilakanilaka ka zao ange iz milaka mihohoka.
3. ravalotgve ( 17/06/2009 09:47)
TOKONY SAMBORINA DAHOLO NY MALAGASY REHETRA ANKOATRAN NY MEMBRE HAT SATRIA NY MALAGASY BEDEBE NO CONTRE HAT
TOKONY HO SAMBORINA DAHOLO IZAY TSY MANARAKA HAT

METY FIRY ZAO ZANY METY TSY FENO VE BAIPASY

SNIFFF
TCHROUFFF

4. essera ( 17/06/2009 09:53)
ravalotgve:
MALAGASY BEDEBE

50 ao am ambasady
d le marobe ao am magro.

Maninona moa i Magro raha tonga d avadika prison, d mba mihajahaja am zay ry zalah. Hevitra mety hilay izay a.


5. ravalotgve ( 17/06/2009 09:57)
ARY RAHA AMBOTSIROHITRA NO AVADIKA PRISON METY MILAY KOA

SNIFF
TCHROUFFF

:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
6. essera ( 17/06/2009 10:06)
Ao am magro, hanomezana asa ny oul mpanao ouvrage metallique d atao avo2 fotsiny le fefy. Tsy misy fanagadrana am zay fa isa-maraina d mamonjy fonja ny zanaky Dada. :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 17/06/2009 11:12)
havoaka daolo hono ny ao tsiafa fa soloina ny mambran'ny Hazo amoron-tevana??? Marina ve zany? :-w :-w
8. essera ( 17/06/2009 11:22)
Ié amoron-tevana izao ny dadantsika any Afrika.
9. xxx ( 17/06/2009 11:34)
Ié amoron-tevana izao i Andritsika parasy lafirika
.
Oeeee!!!Io ary hoa fa marina.Mersi lesy fa kay tena marina le kozy a.Iny ndray no tsy hitako
10. essera ( 17/06/2009 12:00)
xxx.8:
Oeeee!!!Io ary hoa fa marina.Mersi lesy fa kay tena marina le kozy a.Iny ndray no tsy hitako

Tsy fantany tsony wé iza no manao vakansy any Afrika. Maty a zanako. Tena azon'ody in 'ty ????
11. xxx ( 17/06/2009 12:12)
Tsy fantany tsony wé i Andry no parasy lafirika
:-D :-D :-P
tena androany a vo nahakobo an'zany!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0384