tokony omena loka

1. sitlo
(
17/06/2009 05:31)
Ity kosa angamba tokony omena loka fa nanana ny mony ngeza indrindra. :lol:
[center]
[/center]
[center]

novalian'i ari.malala ny 25/06/2009 06:39

2. RATOVOARY
(
17/06/2009 05:43)
Io ve tsy gidra²be, kely blitika reny aza marary maika fa io gloumay be io :? :? ^^

4. mmmhh
(
17/06/2009 07:06)
mahtsiravina be,
tonde mipiritsika eny @ tanananao daoly ny ranony fotsifotsy iny, :/ :-w
menalamba:
Milay 'zao ny manapotsitra an'io an...
tonde mipiritsika eny @ tanananao daoly ny ranony fotsifotsy iny, :/ :-w

5. menalamba
(
17/06/2009 08:12)
Miomana tsara kan... Manao solomaso ngôda sao lasa any anaty maso ,dia manao sarom-bavan'ny dokotera mpandidy koa ,dia polésina manodidina tsara avy ary ambany sady didina kely ny lohany fotsy io ,dia avy dé pendésina @ izay ...ffftrrriiiaaak !!! fafiny an... :^) :^)

7. mmmhh
(
19/06/2009 05:08)
Miomana tsara kan... Manao solomaso ngôda sao lasa any anaty maso ,dia manao sarom-bavan'ny dokotera mpandidy koa ,dia polésina manodidina tsara avy ary ambany sady didina kely ny lohany fotsy io ,dia avy dé pendésina @ izay ...ffftrrriiiaaak !!! fafiny an...
:-w :-w :-w