Moa ve afaka isika?

1. BlackGasy ( 16/06/2009 07:05)
Hatramin'ny 1960 izany hoe 49 taona aty aoriana iza no sahy milaza fa tena firenena mahaleotena marina i Madagasikara, ny hany tsapako hatramin'izay ka hatramin'izao dia fahaleovantena an-taratasy fotsiny no ananan'ny Gasy fa tsy tena fahaleovantena marina satria mbola manalokaloka ao foana ireo firenena mpanjanaka hatramin'izay, ary ny saribakoliny koa mbola feno eto amintsika, koa rahoviana vao tena firenena mahaleotena marina ity Madagasikara mamintsika ity. :?: :(
novalian'i rodro ny 17/06/2009 20:34
2. sakaymena ( 16/06/2009 07:13)
ny malagasy no tsy nahafoy azy ary na niseho niala ny sasany nitady mpajanaka vvao zany hoe miakin-doha lava t@ voalavo fotsy
ary ny toetsai ntsika no voa reh vo mahita vazah sahal @ mahita volamena
ko ai zao ataony miinan'niam mafy ny fiainana ary de imehezany geh
3. sakaymena ( 16/06/2009 07:18)
ny olana koa aty amitsika ny manapahaizana tsy te hapiasa ny fahaizany hampandrosoana ny taniny fa variana an-tanin'oul
zany hoe manao valalan'amboa an'ny madagaskar de aleo misitrika any antanin'oul ko ianao aza tsy tia ko iza no homenao tsiny ny frantsay ve,,,,,,,,,,,,,khhhhhhh
4. halloween ( 16/06/2009 07:51)
ka mba jereo ny nataon'i lé8 é! ny zavatra natsangan'ny olona ka nandeha d nidirany daholo, jereo fa nanambotra lalana izy d ny ALAMA no nahazo ny tombotsoa satria izy mpanao goudron, ka ahoana kosa andehanan'ny olona hiasa any dago any!ny fahaleovantena ndray d satria efa tsy misy fika intsony fa ny mpanao bizina frantsay efa nahita partenaire efa miaramiasa aminy hatrin'ny ela d inn ndray fika nataon'i lé8 nanovampanjanaka d lasa nisolelaka tany @ sinoa sy ny amerikanina ny tsy fantany anefa d efa voazara ny gato ka anjaran'ny frantsay i madagasikara ary afaka mampiasa veto ny frantsay raha ilaina izany! nihevitra i lé8 fa ny miady @ frantsay no ahafahany manao izay tiany tao dago diso lalana anefa satria tsy ampy solaitra é!TAPITRA!!!!!
5. hery ( 16/06/2009 08:05)
anjaran'ny frantsay i madagasikara ary afaka mampiasa veto ny frantsay raha ilaina izany


Dia izany ve no hiforetana eo?

Marina fa tsy maintsy miankin-doha amin'ny firenena hafa ny gasy satria firenena mahantra. Tsy ho tafa raha tsy miankina ara-ekonomika. Jereo ny HAT fa mizesta hoe tsy hiankina dia io no mitranga, mitsipozipozy sy ho rava. Koa raha hiankina ihany dia aleo miankina @ oul manao bizna fotsiny (amerikana) toa izay miankina @ oul izay mampiasa tsindry psikolojika (frantsay). Mitovy tanteraka amin'ny manao afera ihany io, manao afera amin'ny fianakaviana (frantsay) sa manao afera amin'ny namana (amerikana)? Aleo manao afera amin'ny namana tsotra fa ny fianakaviana misy tsindry moraly. Ny vokany koa no jerena e.
6. sakaymena ( 16/06/2009 08:18)
hery a moa ve tsy hhitanao sa odianao mikipy e? firy ny firenena miaramiasa a@ amerikanina de inn no mtranga @ ireo firenena ireo
oh nygeria.lyberia .kenya sns............ zah loh rahery tsy te hahita ary aza misy ane zany e
ny tany mifandray aminy aloh de mira bomba sy ady saritaka rahery ary de ho very tanteraka ny fahendrena malagasy sy ny maha malagasy anareo andramo angeh e
7. hery ( 16/06/2009 08:26)
Ampitahao tokoa hoe hatraiza ny infrastructure amin'ireo firenena miara-miasa @ amerikana dia hatraiza ny an'ireo frantsay? Mitenena hoe firenena roa? :-)

Ny infrastructure no resahiko satria izay no lazaiko hoe ny an'ny amerikana dia "business is business". Anjaranao avy eo ny mitantana arak'izay hitantananao azy. Raha ohatra izany ka misy ny blem dia satria tsy hainao ny nitantana azy.

Ny an'ny frantsay indray dia izy mihitsy no tadiaviny hitantana ny zavatra omeny anao... inona no dikan'izany? Tsy mbola fanjanahana ihany?

Ka inona no tsara? Sa ve dia tena mbola donto sy tsy azo itokisana tokoa ny malagasy ka aleo tantanan'ny olona?
8. halloween ( 16/06/2009 08:59)
hery:

Ka inona no tsara? Sa ve dia tena mbola donto sy tsy azo itokisana tokoa ny malagasy ka aleo tantanan'ny olona?

ka inn nataon'ny patron'elah nialana t@ fifehezana nataon'ny frantsay é!
d zao les é! dobo tsy hita no mahamanina fa refa hita miloapotaka a!
jereo izao misy diaspora mihetsika ve any USA any, misy diaspora mihetsika ve any @ elah any, fa maninn ny GTT eto frantsa ihany no mihetsika! d elah aza be resaka fa mba mianara aloh resaka géopolitique! fa manjary manaonao fona otran'ny dadan'elah kou elah!TAPITRA!!!!!!


9. sakaymena ( 16/06/2009 09:27)
eny ary raha resaka infrastucture de ekeko fa kosa raha toa ka ny valiny avy eo ry hery ady saritaka an an an satria n'inn2 fahaizanao d'efa lohan'na busness io samy miady ny ho azy ary zay no ataok teo ny hoe ho very ny fahendretsika malagasy;
ary raha ny frantsay ndray hoy enao ny tena marina tsika malagasy no manaiky satria ny oul ten manapahaizana eto ka nandrato fianarana @reny tany mandroso reny no mivondrona de mba mitady zay hampandroso ny taniny ra hery mba hafahafa kokoa ;
ary ny amerikanina tsy hiblagy aminao eo fa baomba hany ny ady eo eeeeeeeee
de matoky ve ianao ry hery fa tsy hisy zany rah amerikanina tokoa no hioko eto ee indrindra ty resaka petrol ty manko no tena angadin-drizareo
de firy ny tany misy petrol no tsy miaina @ poa-basy sy faty oul ary baomba mandavan-taona
hery a tsy mbola hitanao marina zany miaina miaraka @ ny baomba zany fa zay asinao ny tongotrao de atahoranao avokoa
zah loh de manao hoe sanatria ane zany e
10. Mirananirina ( 16/06/2009 09:37)
koa rahoviana vao tena firenena mahaleotena marina ity Madagasikara mamintsika ity.

Ka efa mahaleo tena (anarana fotsiny isika)fa ny tena marina dia miankina aminy firenena hafa ihany.
11. xxx ( 16/06/2009 14:03)
te hikandra aty ny bandy fa aty ts'isy sosy tsony fa omeo asa aloha ireo tsy anasa ireo é!
12. rodro ( 17/06/2009 20:34)
raha ny vola fanamboarana lalagna de fanampiana avy aty ivelany

na ireo lamasinina mbola nanome 2 izareo susses

milaza hoe mahaleo tena ny gasy ka manina tsika mbola mitalaho @ reo anada sy ranambavy pays

mbola hilelaka any kozy mino zaho fa hofaty itsika raha i kozy no andrasana
mazava fatsimahaleo tena atsika gasy
mampalahelo tsika tena marina

Ny atagna mbotsotra ny samborina tsahaza

MAhereza ry havako malala isany
tanindrazako tsahariako leko aty antaninolo aho :-* (l) (l) :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0075