fa nakaiza?? fa misy inona?? toa tsy misy re?? fa variana v

21. naritsimba ( 30/06/2009 12:08)
RATOVOARY> efa mandeha tsiroaroa marina le, zay sy thiel zao tafaraka foana.
Ilay prô t@ mois de juin dia tena ialana tsiny fa nisy mariazy tampoka dia tsy afaka.
Ny prô azo atao foana rehefa vonona e, na izao dia izao aza hihihi, zà partant foana fa dia miandry izay ataonareo zany mba tsy handehananay tsi2 2 foana e!
t@ 25 zao nandeha tsifolofolo mihitsy ny bandy.
22. ravatorano ( 30/06/2009 12:14)
narits< tena itovizana marina io ah las amandeha tsi3-3 tsi5-5 tsi10-10 zany indray tokoa kla afatsy ny tsi2-2 efa mahazatra :-D :-D :-D
tsy ifanomezan tsiny io fa rehefa tsy tapaka ny contact defa mlay izay efa ny pro ange misy foana fa lasa manda tsi...-... io e fa mbola hisy ny fiarahan'ny besinimaro kah fa izao ohatran 'ny tatezamita ouz raprezy glou zay
23. RATOVOARY ( 30/06/2009 12:41)
Ka izay ange e! rehefa ela tafarakaraka tsi-maromaro eny velona foana ny pro-tena matotra, ny fotoana fotsiny no atao sur tsara defa tafa io. Fa ielaisany aza any mba maromaro no tafahaona matetika fa zah lesy aty @ sisiny aty tsisy akama. Nisy raikalahy izay tao @ unima lery dia tsindraindray vao mba hita fa midina any @ site foana lery. Lery koa cadre dia be responsabilité be, tsy azo matetika fa mikanda foana na lahady aza.
24. naritsimba ( 30/06/2009 13:27)
RATOVOARY> tsy maintsy mbola ho tonga any ihany fa aza taitra eh!
manetsa be mbola ho avy foana eh!
25. xxx ( 30/06/2009 13:49)
sao dia efa zarazarain'ny politika samy manana ny azy :lol:
26. ni81 ( 30/06/2009 13:58)
sao dia efa zarazarain'ny politika samy manana ny azy
:-D :-D :-D tena marina io fa tsy misy sahy hilaza izany eo ka!
27. naritsimba ( 30/06/2009 14:22)
ny namana aty indray tsy zarain'ny politika zany,
Fa sao ianao e, sao ianao mihevitra ... tsy misy GTT aty no tsy misy TGV fa gasy iray daholo, saingy tsy maneho hevitra ny fikambanana fa mahazo maneho ny heviny manokana ny tsirairay.
28. ni81 ( 30/06/2009 14:42)
ny namana aty indray tsy zarain'ny politika zany,
Fa sao ianao e, sao ianao mihevitra ... tsy misy GTT aty no tsy misy TGV fa gasy iray daholo, saingy tsy maneho hevitra ny fikambanana fa mahazo maneho ny heviny manokana ny tsirairay.
tsara izany ka! izay ange no tena ilaina e! :-*
29. naritsimba ( 01/07/2009 06:36)
mifankafantatra ny situation mahazo ny tsi 1 1 ny namana aty dia samy mahatsapa rehefa miresaka hoe matoa ranona prô TIM dia izao no antony, matoa i ranona prô TGV dia izao no antony, ary matoa ranona tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa dia izao no antony.
Izay no maha hafa mihitsy ny namana serasera monina aty Madagasikara, tsy toy ny any ivelany any ka na samy serasera aza dia sarahan'ny hevitra politika.
30. thiel ( 02/07/2009 07:37)
Dia efa miandry ny prô izany ny bandy é! Sa eny @ Gastro Pizza aloha ny fotoana ? Ilay vacances angamba ho foiré @ ity raha ny fandinihako azy sa raikitra ihany ilay Toliara ? Toa misy2 hono ny frais sy ny forongony â, hany ka mampisalasala. Etsy @ by Pass angamba no hiafarany.
31. sipagasy ( 02/07/2009 13:37)
naritsimba:

mifankafantatra ny situation mahazo ny tsi 1 1 ny namana aty dia samy mahatsapa rehefa miresaka hoe matoa ranona prô TIM dia izao no antony, matoa i ranona prô TGV dia izao no antony, ary matoa ranona tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa dia izao no antony.
Izay no maha hafa mihitsy ny namana serasera monina aty Madagasikara, tsy toy ny any ivelany any ka na samy serasera aza dia sarahan'ny hevitra politika.



izay aloha dia marina mihintsy e!!!!!! fitaratra tokony alain-tahaka ianareo any:
32. naritsimba ( 02/07/2009 13:39)
thiel> zà tsy maintsy mankany tulear foana @ volana août
33. fijo ( 02/07/2009 21:40)
za kosa aloha dia tena tsy hafaka hiaiky fa resaka politika no hampisaraka ny namana eto.aza hadno fa zo sy safidy ny manohana ny atsy sy eroa,fa dinio ihany koa,fa samy tsy misy mahazo araiary amin'izay safidy izay isika,ka raha izay no hampisaraka mampalahelo.
34. naritsimba ( 03/07/2009 05:15)
fijo> tena samy tsy mahazo mihitsy alha na ariary aza e, fa zà kosa raha misy manome dia mba ampiako ny fanomeko ny namana serasera dago an! hatramin'izay ary tsy nahazo nanome izay azo nomena ihany ny tena maika fa mahazo eo tsy dia vao maika tsara.
Tsy dia izay koa aloha no hanohanana hevitra iray fa ny hanatsarana ny zavatra hita fa tsy mety eh!
35. herimino ( 10/07/2009 04:15)
andao hihaona e...
36. ravatorano ( 21/07/2009 10:35)
ndana mihaoana ry e hahahaha
ndao marina asiana ketrika mlay fa otsan'ny mangiana b tsika zany kle
sao d misy adino hatramin' ireny lémemitety reny hahahahah
37. fijo ( 24/07/2009 20:54)
raha hevitra no toanana tsy misy tsininy mihintsy,fa rah aizay no hiadivana tena loza kle,
hampiaony kely ireo ravato fa mitady isaratsaraka an
38. rakaroka ( 25/07/2009 04:23)
Ny faha10 taonan'ny sera 2 Octobre izany manao rattrape é! :wink: :-D :-D
39. Mimifali ( 29/07/2009 12:05)
Efa tamy aza zao n pro ka tandremo ts tonga maro eo an! ra n oé zarazarain pôlitika kosa klou dé tsisy io e! mbola natoritory daolo n tena marina! hi hi :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1692