Iza izany andrywui mila hanalà na devoly zany
1. ngahypasy
(
14/06/2009 21:43)
Mnatona ahy ianao anaka ,dia aoka ny ratsy retra ho lasa lasa any :-D :-D :-D
novalian'i benkintana ny 15/06/2009 21:07
2. xxx
(
14/06/2009 21:46)
Devoly tsy afaka omaly zay kosa ry zalahy de efa raiki-tapisaka ,
misy tokoa olona natao fanalàna andro fotsiny anie é,ny devoly aza manàla aminy koa ha ha ha
misy tokoa olona natao fanalàna andro fotsiny anie é,ny devoly aza manàla aminy koa ha ha ha
3. xxx
(
15/06/2009 07:50)
Ingahypasy oh! mivavaha ho azy fa tsy fantany izay ataony, mila anao ny firenena
4. RATOVOARY
(
15/06/2009 07:54)
ngahypasy :-D :-D :-D Tondroy fotsiny izy e! In fanondronao iny anie le misy pouvoir e! =)) =))
5. xxx
(
15/06/2009 08:01)
Ingahypasy izao no mety ho fanantenana sisa , tadidinareo ve ilay faminaniana??? Sady efa akaiky ilay fotoana
6. xxx
(
15/06/2009 09:03)
xxx 4 , efa manaikaiky ilay andro an! efa asabotsy maromaro izay an! d veloma é le asabotsy mifampifika a! gogaka ihany le diksa an!!!! :oops: :oops: :oops: :^) :^) :^)
8. ngahypasy
(
15/06/2009 11:28)
@ anarany lery dia mialà aminy ianao ry devoly be lava tandroka :-D :-D :-D
9. xxx
(
15/06/2009 11:57)
Esory devoly zahay sy maman lah rahariva jerena ratovoary fa aza mampiesona eto a ny bavin lah rahampitso
11. xxx
(
15/06/2009 12:00)
Mnatona ahy ianao anaka ,dia aoka ny ratsy retra ho lasa lasa any
maninon ko r ingahypasy rah mba zahay sy ny bavinao aloh na ny vadin'gah pasy no mba alana devoly eo ampandriana eo rahalina sady eo ianao de mijery florà
13. xxx
(
15/06/2009 12:15)
maninon ko r ingahypasy rah mba zahay sy ny bavinao aloh na ny vadin'gah pasy no mba alana devoly eo ampandriana eo rahalina sady eo ianao de mijery florà
:-D :-D
14. general
(
15/06/2009 12:38)
andrywui tsy eto intsony fa ny alony sisa no eto nanao veloma antsika izy fa izaho no nasainy nanolo azy ndray ,
15. xxx
(
15/06/2009 12:43)
ela na generaly na amiraly na hallowen na xxx, dia i wui foana, ary tsy maintsy hahita ahy ialahy! :-D :-D
16. RATOVOARY
(
15/06/2009 12:57)
Esory devoly zahay sy maman lah rahariva jerena ratovoary fa aza mampiesona eto a ny bavin lah rahampitsoNdryyyyyyyy!! Fa maniona ngahy no matahotra nefa dia samy olombelona tsotr'izao. Aza miafina @ xxx fa mbola tsy nisy naninona teo. Dia aza miteniteny foana aloha fa mba asio fahendrena kely fotsiny. Izaho tsy mbola nangataka ny reninao na ny anabavinao na ny ohatra izay. Izao toetra izao no ahavoasakana anareo eto.
17. benkintana
(
15/06/2009 13:07)
Vao mianga elah ry andrywui de kobo be le havendranana,ampiriatiko eo daholo nareo mianakavy ao,lazao ny bôfin'elah fa tourn'ny bavin'elah hono androany alina,
zay aza adino le hafatra lesy bôfrera a! sa zanako moa :-D :-D
zay aza adino le hafatra lesy bôfrera a! sa zanako moa :-D :-D
20. essera
(
15/06/2009 13:54)
benkintana:
Vao mianga elah ry andrywui de kobo be le havendranana,ampiriatiko eo daholo nareo mianakavy ao,lazao ny bôfin'elah fa tourn'ny bavin'elah hono androany alina,
zay aza adino le hafatra lesy bôfrera a! sa zanako moa
Ndana lah raha ho an'ny am bavin'ny andrywui les fa vao eo mits ny vadn'lah ry benkintana no niteny tamiko oe tsy ao elah hono fa miasa rahalina. Matotra tsara zan fa sad an am'lisany a mikaly hariva rangah no hidôsla miaraka am rafotsinareo.
NB : aza mody alou be elah fa zah am 6 maraina vao hiala ao am lisany am lé mangatsiaka be manjary mifanena isika.
