MANAO VELOMA NY OLONA REHETRA TO AHO ZANY

1. andrywui ( 13/06/2009 17:50)
RAHA TSY NILAMINA TAMIN'I GENERAL IANAO MANINONA ARY TSY NY PS NY NO NESORINA FA TSY NY IP NAY ATO ATRANO !! SAMY HAFA PS ZAHAY FA IRAY IP !!

Tsy olana fa rehefa tsy tianao ho eto intsony ny tenanay dia hiala izahay e! reveo ho anao sy ny TIM irery ny serasera rehefa tsy ho averinao io IP io !

--Tsy haiko na mody adala ianao na miala pà fa ny TIM ihany no tianao hiditra ato aloha de mazava!! esory tsikelikely tsirairay ze TGV e !

-- tsy voatery ho olona iray akory no mampiasa IP ry papa a! raha tena tsy nilamina tamin'i general ianao maninn tsy ny PS-ny no nesorina fa tsy ny IP fampiasanay !!

sady tsy niteny ratsy kou anie i general tato no tsy nandefa sary vetaveta no tsy nanopa no tsy nanaliaka olona fa de noho ny maha TGV azy fotsiny no nanakanana azy (?) satria mahery vaika be loatra ve sa tsy laninao ?

--afaka miditra manoratra eto aho raha te hiditra fa ny adinao no tsy milamina fa tena iva be ny lenta entinao miady eto!

--

--tsiky ihany de ampy e

novalian'i xxx ny 15/06/2009 07:47
2. andrywui ( 13/06/2009 17:52)
MANAO VELOMA NY OLONA REHETRA ATO AHO FA TSY TE HIDITRA ETO AMIN'NY POLITIKA INTSONY RAHA TSY MADIO LE KILALAO ETO KA TSY MISY ATAO ENJIK'ADALA NY SASANY !! MOA NY SASANY MANDEFA PORNO ETO AVELA IHANY
3. xxx ( 13/06/2009 17:59)
site tena tsy miondana no ilain'ny pokna amzao fa tsy le efa hita fa miara-maty e!

--izay no ilainay ny adi hevitra sy famoahana hevitra ze tiana :SITE TSY MIFAMPISAFOSAFO!!

4. locl ( 13/06/2009 19:28)
Inona ary ity tezitra ity ry bazyl, aza mandeha izany fa mijanona ihany eto, tsy misy an'izany TIM sy tsy TIM izany fa mahazo milaza daholo ny heviny.
5. xxx ( 13/06/2009 19:50)
Henoko tezitra be mihitsy i Andrywui 'zany. Ny vali-teny tokony aroson'i ra-tsiky dia ampy azy moa dia mbola handrasana hatramin'izao.

:)

Mety tsy ho ampy intsony ny tsiky raha izao no mitohy.
6. dadasy ( 13/06/2009 19:50)
Mampamangy any ary e! soava dia!
7. hery ( 13/06/2009 22:23)
:-)
8. xxx ( 14/06/2009 04:35)
a dieu andrywui :-D :-D :-D
9. ravalotgve ( 14/06/2009 10:00)
tss ande koa zany zay raha tsy miverina i tgvravalo sy ry ravalotgv


sniff
tchroufff

10. rakaroka ( 14/06/2009 11:46)
Tssssss!!!!!!! :cry: :idea: :idea: :oops: :x :x :roll: :roll: :-w :-w :-$
'nefa ny "animateur" mba "favori-ako teto am Sera i Andriwi klé, tssssss, ry dadasy sy xxx anie tsy mnana ny "PUNCH-NY"
Sady tsapako VENDRANA IHANY hoe zary hisy "MPIFAHAVALO" izany ve :?: :roll: , tsy mba hoe ny fi-namana no kandranina Tsy hanagana fahavalo kosa angamba no ''ndeha hanadaniana andro hi-forum" fiainana efa krizy izao, tsy aleo samy mipirina milamina @ coin-ny ftsn raha izany!
11. ni81 ( 14/06/2009 11:55)
:-D :-D :-D :-D :-D ho foana izany ny Pô LITIKA eto an!
12. Mirananirina ( 14/06/2009 12:20)
veloma aza andrywui e,dia aza manadino anay e.Dia manantena ny fiverenanao indray.
Iza indray no hiady amiko eto,
13. ravalotgve ( 14/06/2009 12:58)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
14. pikatti ( 14/06/2009 15:05)
MALAHE AN'IZAY MPANISA ANDRO ZAY E
DE MIANARA TSARA ANY DE MBA AU NIVEAU ELAH RAHA TOA KAH :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. sitlo ( 14/06/2009 20:39)
pfffffffffff
16. xxx ( 15/06/2009 07:36)
Izay tsy mahatanty miala e , tsy misy ifanerena
Adieu hoy ilay iray ary aloha ary
17. xxx ( 15/06/2009 07:46)
Aza ilaozanao ra-bazy ny andrywui an, mitomany eo izy, voatery hikiakiaka irery eto lery raha hilaozanao :lol:
18. xxx ( 15/06/2009 07:47)
Mahazo mandeha ianao Rawuiwui, fa ny fonay dia efa niova dia, mandehana mahazo fa izay tsy hanozina. ADIOS AMIGOS! TSCAO :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529