Hevitry ny Ambany Tanana
1. nalison
(
12/06/2009 17:34)
raha nahatsikaritra itsika tato ato ny fanendrena olona ho eo amin'ny toerana ara politika ao amin'ny hat dia olona toa tsy capable ny 2/3 .fa rehefa hoe nitolona tgv dia omena toerana daholo.
hoentina aiza ary ity firenena ity hoy ianao??
rehefa nandinika aho dia hay nitombina ilay fanalavana ny hat dia ny hoe
Hevitry ny Ambany Tanana .
aza gaga itsika fa ny mpamaky trano sy mpanolana ary ny psam no mahazo vahana ankehitriny .
toy izany koa ny famoahana ny voafonja toy ny mpanao volasandoka (rahalahina ben'ny tanana)sns...

novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:18
2. Noue
(
12/06/2009 17:43)
tena marina io lazainao io! oatra fotsiny zao ilay olona nalana teo @ toerany any @ douane, kanjo hitan'hat fa tsisy olona afaka hanolona azy satria tsisy apte dia iny izy naverina iny, dia mody nolazaina oe pour le bien du pays !!
3. sakaymena
(
12/06/2009 18:16)
ary mba ahona mo ny nataon-dr8 tam fanendrena ny oul t@ fitondrany rah tsy te hamerina intsony eto aho hoe merina fa hattr@ filoham-pokotany de ho tsoriko eto fa zaho zao nahita fa oul tsy nitoul fa nitaza-potsiny tam greve 2002 no nataony teo na de tsy capable ny @zany halam-bahoaka de tendrena fotsin'zao satri merina de rariny ve?satria ra8?
ary io ko ze tin'ireo fa tsika mijery de zay fa tsis azo atao nge fa rah ny sitram-po tsika rehetra eto ataoko mitovy ny tanjona na samy manohana zay tohany eto de hoe ny mba hampandroso sy ny hiovan ny fiainan'ny vahoaka malagasy satria samy voatohin'zany isika na any an-toeran-kafa na any dago e;satria ny aintsika ray manontolo no any madagascar

5. bazylou
(
12/06/2009 19:32)
dia raha misy ve olona 1 vonona ,manan hevitra bonne, mahita lavitra, tsy nanao politika, ,eo na tsy ariary a paosy aza dia anaraka ianareo?? :-D
6. fijo
(
12/06/2009 19:36)
io resaka fanedritendrena olona tsy mahavita azy io,dia tena aretina iraisan'ny mpanoa politika any amintsika,ary io no tena manimba ny firenena.na iza mpitondra teo nanao ani'io toetra mamoehitra io daholo
7. locl
(
12/06/2009 19:48)
Tsy ny any amintsika irery fa ny ao France koa, fa ny loza dia areti-mifindra le izy
8. patrick2002
(
12/06/2009 21:05)
raha nahatsikaritra itsika tato ato ny fanendrena olona ho eo amin'ny toerana ara politika ao amin'ny hat dia olona toa tsy capable ny 2/3
Fa inona aloha ilay hoe tsy capable :idea: :idea: ,tsy mbola hitako izay hitsarana ny HAT amin`izao satria mbola tsy mafy orona izy ,tsy mi reconnaitre azy ny communauté ,caisse d`Etat foana no nivantanina ,tsy hay iza no naka azy.
9. Noue
(
12/06/2009 21:13)
patrick2002:jereo ao @ dico raha tsy hainao ny dikan'io eee
Fa inona aloha ilay hoe tsy capable .
:-D :-D :-D :-D :-D
10. xxx
(
13/06/2009 05:18)
tena marina io lazainao io! oatra fotsiny zao ilay olona nalana teo @ toerany any @ douane, kanjo hitan'hat fa tsisy olona afaka hanolona azy satria tsisy apte dia iny izy naverina iny, dia mody nolazaina oe pour le bien du pays !!
Ny zavatra tsy fantatrao dia ity, ilay olona vaovao napetraka t@ Douane io anie ka olona efa t@ andronn'i Le8 e,
t@ andron'i Le8 no lehiben'ny Douane izy,
Tsy ny HAT te-hametraka azy @ place-ny fa pression avy @ F.M.I. io, io olona io no tian'i FMI hapetraka satria t@ andro naha-teo azy no nahatratra ny objectif tadiavin'ny FMI i Madagascar,
Nefa moa @ zao korontana misy zao, mety ho sarotra @ Mcar ny hahahenjika ny objectif de ny FMI no nangataka ny hamerenana an'io olona io,
Fa ny olona very fihinana no mitabataba @ hiverenan'io zalah io satria efa fantany ny fomba fiasan'io zalahy io, mety ho kelikely ny bizna,
Eny e, na tsy ianao @ plasiny kosa aloha, zatra nanao bizna be, de efa fantatrao we rah mipetraka ity olona ity de ho tapaka fihinanana, !!!