NIANTSO BOYCOTT MAHALEO NY GTT ARY

1. bazylou ( 12/06/2009 16:49)
MBOLA NANAKARAMA ANDIA-JANTOVO NANAKOROTANA TAO ANATY SALLE !!!! IRENY HITANAREO NOSIHANAN'NY OLONA SY NOTEZERAN'I RAOUL TEO @ DEVANT-GAUCHE NY SCENE IRENY; REHEFA NENTIN'NY SERVICE DE SECURITE NY LA CIGALE NIVOKA TAO IVELENY NY SASANY TAMINDRY ZAREO DIA NILAZA FA "PAYEES NY GTT BILLETS ET BIERE GRATOS AVY + 100 EUROS PAR TETE AVY "
pauvre gtt
:-D :-D :-D
novalian'i bibilax ny 12/06/2009 22:10
2. Noue ( 12/06/2009 17:02)
dia inona koa ny manaraka ?? efa tsy mahagaga kosa aloha @ ity lainga tsisy farany lazain'bazylou ity eee ! sa ahoana moa ilay dinika oe resy ny GTT nefa ry zareo no voaroka tao ?? dia oainina be ireo miaramila ?? aiza re zany eee
3. patrick2002 ( 12/06/2009 17:21)
tena gasy tia totohondry marina . :cry: :cry: :cry:
4. Noue ( 12/06/2009 17:44)
dia ahoana koa re ! dia ahoana koa re ny manarakaaa !! :-D :-D :-D :-D
5. ndenn ( 12/06/2009 18:29)
Manaraka feno arakaraka no miandry ny fiafaran' ny hat raha izao no mitohy tsy misy mahafehy ny zavatra mety hiseho aorian' ny tetezamita vé ny malagasy sa ahoana é ? Ny tranga tsy maintsy hisy mantsy dia ny fihohiran' ireo antoko politika hafa tsy nandray anjara t@ io fifanolanana ara- politika io .Tokony hanao valala be mifoha ny tetezamita hijerena ny tena fositra nandavo ny tanindrazana hatramin' izay .
6. locl ( 12/06/2009 19:25)
Taranaka mpandainga sy mpamorona lainga ry bazylou, impiry moa toi ry bazylou no nanaratsy GTT teto rehefa misy action tsy mahomby ataon'ny HAT ao France.

Mba menatra e!!!Ataovy avoavo ny saina fa aza arefarefa @ tany. Tsy hitany toi mihintsy ve fa ratsy ary tena ratsy ny position misy ny HAT amin'izao e! Sa inona no schéma tian'ialahy hiseho vao tena resy lahatra toi! 8-) 8-) 8-)
7. bazylou ( 12/06/2009 19:36)
izahay tsy menatra ami'ny hitanay sy tsapanay!! izahay mijoro amin'ny hevitray ary tsy mpanompo very sampy ohatranareo!!
rehefa tratra ny lainga dia aza mimenomenona e!!! :-D :-D :-D

tsy vaha olana ny gtt!! any mada no misy ny olana fa tsy aty france !! toan'ny rainareo ihany ianareo. sady mpandrebireby no lany andro!! le rovakely ao merikasinina ambesana tsara fa hovoaendy io atsy ho atsy!!
vive tgv!!
8. fijo ( 12/06/2009 19:39)
tena ny ita ve no lazaina eto ry bazy sa izay sainina?????
9. locl ( 12/06/2009 19:46)
tena raha misy vocabulaire manao ny définition ny toetra ratsy sy ny olona ratsy toetra hatrany @ cellule dia toi ry bazylou, sady jaloux no menteur, maninona koa izao izay trano any imerikasinina?? Inona no hidirany @ resaka politika sa Rav8 nanimban y tranon'i Deba???

Ra toi aloha dia aza mba mieritreritra ny ho tafita @ fiainana raha io fisainana io,maizina loatra ka tsy ho tafavoaka @ mazava mihintsy, miara-mikodia @ La France tratran'ny krizy
10. fijo ( 12/06/2009 20:21)
ny an'i bazy anie rediredy e
11. bazylou ( 12/06/2009 20:41)
mafy izany olona very sampy izany marina!! sady hoe resin'ny bandy kely na 35 ans le lhl lehibe be eboebo teo!!! :-D :-D :-D :-D :-D
DE ze ianao ve no hanome morale e?!! tsss ze fatritran'olon'ny gtt mpilivre sy klandy and co!! tsss , manodiava anareo e!! :-D :-D :-D
jaloux ,menteur hono, rehefa tratra ho aho dia akombony ny vava fa idiran'ny lalitra eo::!! :-D :-D
fa ny anareo mpisolelaka sy miklandy aty france izany mazava sina sy hotafavoaka e ???!! tsy omeko tsiny fa olona bornen'ny le8 ialahy isany!!olona natao hanompo mandrapahafatiny!! mpanaradalan'ny halatra sy ny fametsifetsena!! :-D :-D
12. ravalotgve ( 12/06/2009 21:15)
samborin ny gtt zany zao i raoul an

sniff
tchroufff

:^) :^) :^)
13. Noue ( 12/06/2009 21:16)
fijo:
ny an'i bazy anie rediredy e
jereo fotsiny ity eee ! preuve tangible fa be lainga sy rediredy fotsiny ny an'i bazylou eee! dia io fa tsy sahy namaly tao mahintsiny anie izy eee !! aiza re zany eee


:-D :-D :-D :-D :-D

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a30475cc8314
14. bibilax ( 12/06/2009 22:10)
GTT= Gasy Tsisy Taratasy( lay ao france ao e hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9718