Taiza nareo ry TGViste a????

1. locl ( 12/06/2009 15:49)
Bazylou, andrywi, essera, ary ireo forongona TGV fa naninona kay nareo no tsy tonga nanampy ireny miaramila tao @ ambassade ireny e!
Izao zao ny namanareo miverina maina mody any Dago dia inona indray no lainga ho lazaina any????

novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:03
2. Noue ( 12/06/2009 15:51)
dia ho lazainy fa OK com d'hab eee! :-D :-D :-D :-D :-D
3. locl ( 12/06/2009 15:57)
Mampalahelo le fomba fisainana, tsy aleo ve manaiky mora @ fiverenan'i dada dia vita ho azy izao resaka izao, dia mba milomano ao mitady place e!!!

Naheno le vaovao tao @ Radio Fahazavana aho fa efa mandeha any kay operation couloir fa efa maro ireo corps ankoatry ny CAPSAT a! No efa mikonokonana ny fandraisana andry zalahy COMESA.

dia milaza indray le gidrolahy avy any atsimo ny hoe ny olona rehetra mandà ny fahatongavan'ny miaramila vahiny, f'angaha moa voatery tsy maintsy hoe hiady no alehan'ireo any DAgo e?
4. yuka ( 12/06/2009 15:59)
Ho avy eo bazylou rahalina hanao tatitra :D :D :D
Avohay andrywui fa mijaly izy petsa tateraka :-D :-D :-D
5. locl ( 12/06/2009 16:01)
Hay ve ka isak'alina zareo no manketo e! F'angaha hono ry zareo tsy mba manana occupation ankoatry ny net @ alina e???
6. Noue ( 12/06/2009 16:10)
ka oe ny mpamosavy ihany anie no mivoaka alina ee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. bazylou ( 12/06/2009 16:20)
de ahoana ?, tsy hotafiditra ao amin'ny ambasady intsonby izany fa niova ny serrure an!! lool tongava eny mahamasina hoa ho!! :-D :-D
8. Noue ( 12/06/2009 17:05)
dia tokony bazylou no hita voalohany eny Mahamasina :-D :-D :-D
9. locl ( 12/06/2009 19:40)
hahaha hi hita eo izany e! Hainao moa le hiran'ny Poopy.

Ne fanirina dia mbola hifankahita....tsy misy an'izany ao? Lainga be
10. fijo ( 12/06/2009 20:03)
fa ngaha dia tsy mba manana hevitra fa dia io amboletra io foana e????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.308