ireo gtt, sy milaza azy ho mpanaradalana ireo dia le olona
1. bazylou
(
11/06/2009 22:32)
- manaiky ny hanompo an'i le8 mandrapahafatiny.
- manaiky ny hitohizan'ilay rova kely eny imerikasinina.
- manaiky ny tikoisation'i Madagasikara.ka tsy misy hafa tsy le8 ihany no mahazo sy afaka manangana orinasa.
- mpitsetsitra ny aide alaina etsy sy eroa raha tsy izany tsy velona,
- manaiky ny hikolonizen'ny usa ny gasy satria tsy lanin'ny vavonin'i le8 hono lafrantsa!! pauvre de lui!!!
- tsy misy atao ray lavaka fa lany andro manao manif sy mifanalabarak ao amin'ny ambasady, fa tsy sahy ny hifanao ray syray eny mahamasina satria klandy sy mpilivra ary bandy lany visan'ny cachan sy arago daholo.
:-D :-D :-D

novalian'i fijo ny 12/06/2009 20:31
4. yuka
(
12/06/2009 06:52)
Bazy tsy miresaka rahatsy amin'ny alina :-D :-D :-D
ita hoa ry Noue :-D :-D :-D
ita hoa ry Noue :-D :-D :-D
5. mihitsy
(
12/06/2009 08:52)
marina ny anao ry bazylou de tsy mahita tenenina ntsony reo mpomba andra8 reo de zany sisa no teneniny. Mihaiky ihany anie izy e saingy tsy asehony e! mafy le very sosy sy very seza
6. yuka
(
12/06/2009 09:43)
Fa tsy ilay tsy ampy saosy mirangorango mitady seza v no tena mafy e! :-D :-D :-D
zay mbola ao tsara kah!
zay mbola ao tsara kah!
8. Noue
(
12/06/2009 10:37)
bazylou:mety tsy fantatrao angamba M/car dia anisan'ny firenena tena mahantra ary zany ve dia mbola tsy hay koa oe ilaina io fanampiana any ivelany io ee ???
- mpitsetsitra ny aide alaina etsy sy eroa raha tsy izany tsy velona,
9. yuka
(
12/06/2009 11:08)
Zao ny HAT no mitondra kou maninona i mihitsy sy bazylou no tsy manangana orinasa :roll: :roll: :roll:
Mbola varina mirangorango ny seza nangalirina :-D :-D :-D
Mbola varina mirangorango ny seza nangalirina :-D :-D :-D
10. desirelyaime
(
12/06/2009 11:35)
Midira ho candidat ianao na ny namanao ry Bazylou fa hanohana anao izaho sy ny namako.
11. yuka
(
12/06/2009 11:48)
Io zao efa misy mpanohana :^) :^) :^) :^)
Mietsika amizay nareo ry bazylou fa tsy varina mitatatata eto :-D :-D :-D
Mietsika amizay nareo ry bazylou fa tsy varina mitatatata eto :-D :-D :-D
12. essera
(
12/06/2009 11:50)
Alina any am Yuka sns ngamba izany fa vao atoandro be nanahary izao aty am tanĂ na.
Ary ity koa ry yuka, Noue, desirelyaime. rehefa miteny ny marina bazylou d lazainareo fa mpamosavy ve. Misy tena marina d marina io teneniny io. Fa ny saintsika koa indraindray efa akatona foana wa raha vao tsy mandamina am lay fironana.

13. yuka
(
12/06/2009 12:15)
Mba jereo aloha ry essera io ora nanoratan'i bazylou io rah atoandro f'aza manohatra be fahatany fotsiny a! :roll: :roll: :roll:
Hay moa tsy zakan'i essera ny mihaino hoe mpamosavy mandeha alina a!
zahay lazainareo fa azon'ody sy ny hoe osy mainty io mou mba ahoana :?: :roll: :roll:
Hay moa tsy zakan'i essera ny mihaino hoe mpamosavy mandeha alina a!
zahay lazainareo fa azon'ody sy ny hoe osy mainty io mou mba ahoana :?: :roll: :roll:
14. essera
(
12/06/2009 12:26)
yuka:
zahay lazainareo fa azon'ody sy ny hoe osy mainty io mou mba ahoana
Tena marina be mihitsy io.
15. yuka
(
12/06/2009 15:11)
Nareo mivoaka alina mamosavy io ihany no mamafy ody eo e :evil: :-D :-D :-D
17. yuka
(
12/06/2009 15:57)
:-D :-D :-D :-D :-D bazylou :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
18. fijo
(
12/06/2009 20:31)
de ianareo izany manaiky ny hanompo an'i andry mandrapahafatiny sy manaiky ny tgvisation mandrapahafatiny.....