Samy milaza azy ho lohany ve reto e?
1. Bazily
(
11/06/2009 05:56)
Manomboka miseho tsikelikely ny tsy fifankazahoan-kevitra ao @ HAT ao.
Efa mihamibaribary fa tsy dia compétant loatra ireo nantsoina sasany fa noho ilay hoe mpiara-nitolona fotsiny dia omeko seza kaloungany. Petatoko loatra ilay nomination ka samy manao izay saimpatany ain'izay.
Ny praiministra izao efa manomoboka mandrehitra fatana petrôly.
Ny ministry ny raharahambahiny efa mamana menaka.
Ho atsatsiky ry zalah ireo velona i Andry raha mivanavana ao fa ty aho eto.
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/index.php?option=com_content&task=view&id=6649
Io zao Ny Hasina dia efa mihamamaky bantsilana ny tsy rviny ao.

novalian'i fijo ny 11/06/2009 20:34
2. essera
(
11/06/2009 09:31)
Tsy d nahazatra ny TIM sy ny mpanara-dia an'i Dada ange ny fifanoherana fa efa zatra OUI OUI tam Dada foana nareo e. Izay tenenin'i Dada na ataony d ekena na d hoe ty sotroy ty Amoniaka ity.
Tsy aleo mahita olona mifanakiana hanatsara zavatra toa izay mande gôna fotsiny.

4. tsiafoi1
(
11/06/2009 14:14)
Efa manomboka hipitipitika ny parasy sy ny kongona fa efa mahia ny omby...
5. fijo
(
11/06/2009 20:34)
aza hafangaro ny oui oui sy ny fifanipahana ry essera an,aza de aseo loatra nytsy fahaizan amanavaka ny raharah afa mahamenatra.