Aza omena vahana fotsiny n TIM ra tiana hiady ny baolina eto

1. KALACK ( 10/06/2009 17:41)
Zay no mba fangatahan'ny ekipan'ny TGV rehetra eto amin'zay mpitantana sy mpiandraikitra ny serasera .org : Aza omena vahana be loatra ny TIM fa rehefa kary de tapaho ny lohany !
--efa hisaorana aloha ny nanaovan'ny mpiandraikitra an'i ravalotgv !


--misy resaka kely koa ity azafady : misy lalàna angaha milaza hoe raha vao miresaka ps n'olona dia avoahy foana ny ps nao ?? sao de tsy izay le voalaza ao fa atao fotsiny ze ampifanandrify azy aminze hitiavanao azy ?
novalian'i yuka ny 11/06/2009 05:13
2. zoam ( 10/06/2009 17:51)
tratra mon general ,efa hoe raha miteny ps n'olona ka manao xxx dia apoitra hono e :* :* :* va y oui oui
3. KALACK ( 10/06/2009 17:55)
slt zoam! ary naninona tany amin'i andrywui maman lah halina lety ?
voarain'i maman toi hono lé hira nalefan toi zany de mahazo bizou be amin'i maman zao toi androany , fa efa nifankahita ve ?
4. ravalotgve ( 10/06/2009 18:11)
sniff tchroufff

misy mifanakalo mama ndray ato misy dada faly ndray any fa nahita lavakin ny maman ny sasany

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. zoam ( 10/06/2009 18:11)
lasa komika ve sisa lesy ny politika kle :-D :-D :-D
6. hery ( 10/06/2009 18:27)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/policy

Ny hafatra manohintohina ny fifandraisana amin'ny ompa, fanenjehana bontolo, fanaratsiana mivantana na ankolaka mihatra amin'ny namana mpikambana (amin'ny fampisehoana solonanarana), na ny tomponandraikitra, na olona hafa ka handraisana fitarainana dia hoesorina ary mety hiafara amin'ny fanesorana tsy ho namana ny mpikambana nanoratra azy.
7. ravalotgve ( 10/06/2009 19:32)
misaotra anao ry hery fa tena tsara mihintsy io lalana napetrakao io

sniff
tchroufff

aza misy miadaladala intsony ianareo tim sy tgv raha tsy zany hidin i hery ny trano

8) 8) 8) 8) 8) 8) 8) 8)
8. fijo ( 10/06/2009 19:55)
rah amihidy ny trano maty ao ny tgv fa vitsy,ny tim anie mba maro ery amin'ny magro e,mba mafana
9. sakaymena ( 10/06/2009 21:21)
raha be tsy andraofana io ve? ny olo tsa managn'asa ro mandeha mandany andro egny am andro sarotsa zao de magnategna andra8 tsa hisy eo ro srotsa fa hamoy mora foagna
10. xxx ( 10/06/2009 21:33)
avy ndray sakaymena sy ny redirediny :evil: :evil:
11. sakaymena ( 10/06/2009 21:49)
mangina teo ianao ra xxxx a sady tsa agao ro targnoko eo
12. cyril ( 10/06/2009 21:53)
io ndrzy le sakay fopla ozy ry zalahy zay ,koa raha tsy ampy anao mantsy ny mivarotra gasy @ libanais io an :!: :!: :!:
13. xxx ( 10/06/2009 21:56)
samy mifampitarogna iaby ato ry sakaymena midorehitra a!
14. sakaymena ( 10/06/2009 22:07)
de lazao hoe za ndry zany deba mpvarotr ol ry cyril an
15. xxx ( 10/06/2009 22:10)
Iza no tsy mahalala an'io @ tsika eto fa aza be lesona refa mpandoto Malagasy é :twisted: :twisted:
16. xxx ( 10/06/2009 22:10)
kay tena mpibizna be rasakaymena hitako no mpnaradian'i rawuiwui sarimbavy sy marionety ah ah ah :*
17. sakaymena ( 10/06/2009 22:23)
aty manotany rah te ho be sos ry xxx a fa tsy miandry tsy hisy amndra8 eo
18. Rajakoo ( 10/06/2009 22:29)
Bôfy be efa tsy avotra io :-D :-D :-D
19. sakaymena ( 10/06/2009 22:33)
zany an ianao no ef soir ko oe jero ny fitaratra de hiady vitana amiko ve?faly be zah ra mba tratra antitra to anao io rajako a
20. sakaymena ( 10/06/2009 22:47)
ao fa andefasako porche décapo ray ianao gadeau fa voninahitsa an zay namenao zay na de zandrynao lavitra aza aho de nomenao haja misaotra sefo oh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0493