hay ve tsy lasa any madirivalo nanaraka an'i lé8 ity noue e!

1. xxx ( 10/06/2009 17:20)
Hanao fantanjahantena any amin'ny eneps any hono izy sy 8 , dia teo dia tsy hita fa nanjavona hay hoe nokidnapen'ny madirivalo tany , fa miteniteny foana lava eto .
2. KALACK ( 10/06/2009 17:22)
Hanao fantanjahantena any amin'ny eneps any hono izy sy 8 , dia teo dia tsy hita fa nanjavona hay hoe nokidnapen'ny madirivalo tany , fa miteniteny foana lava eto .



petsa be i Noue zany ato kléty eee ! :-* :-* :-* :-* :-*



izy kosa tsy nametaka afisy tsony hatrizay nahabedin'i oay azy zay e !!
3. ndaty ( 10/06/2009 17:40)
vadikelin-dravalo iny ka!
valy faha 8 n'i levalo

ataon'ny kala lalao petsa vita ketsa eo androany io
4. xxx ( 10/06/2009 17:53)
ary petsa+oay =petsay milatsaka ny o :-D :-D :-D
5. ravalotgve ( 10/06/2009 18:12)
petsata yyyyy ny sasany ato zany kle

snifff

tchrouffffff


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. Noue ( 10/06/2009 18:31)
xxx:

Hanao fantanjahantena any amin'ny eneps any hono izy sy 8 , dia teo dia tsy hita fa nanjavona hay hoe nokidnapen'ny madirivalo tany , fa miteniteny foana lava eto .
rehefa te hanao dinika oa dia aza miafina @ io xxx io fa mba manàna azon-damosina eeee ! aiza re zany eee


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D fotsiny
7. fijo ( 10/06/2009 19:04)
ka ny azy tsy hazo hono fa tsoka fotsiny ko
8. Noue ( 10/06/2009 20:12)
dia mitsonika zany kooo :-D :-D :-D :-D
9. ravalotgve ( 10/06/2009 21:09)
hay i noue ty ve ka mitsonika foana ee

sniff
aodino le zavatra ry noue sao kofona eo ka mitsonika eo ka lena aaa

sniff
tchrouff
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3147