za irery no mahaporofo fa tsy arak'i hery ny olona ato

1. general ( 10/06/2009 09:52)
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena diso be ny filazanao an'izany hoe ps an'i andrywui ihany ity ahy ity
novalian'i Papoose ny 11/06/2009 15:52
2. xxx ( 10/06/2009 09:58)
tratra lesy ialahy ry wiwi dia mba maneke e,za koa mba mpandefa teto ihany fa tsy sahy intsony aho dia aleoko mangina fa kobon'i lery daholo,teo @ plasin'elehy koa lesy mba nipose question ohatran'izany ihany ,mahereza petsa dia ampy
3. general ( 10/06/2009 10:00)
raha tena maharaka ianao dia tsy hiteny zavatra tsy voaporofo tahak'io Mr Hery ,lazaiko marimarina aminao fa tsy general mihitsy aho ,raha miiizingizina amin'ny hevitrao ianao dia omeo porofo mazava eto fa ny ps n'i andrywui ihany no general ,fantatrao ve ny zavatra soratanao ?
4. zoam ( 10/06/2009 10:01)
tena voa ve elahy ry wiwi an ,ialahy angaha moa general fa ps fotsiny =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. general ( 10/06/2009 10:13)
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa an'i andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena, diso be ny filazanao sy ny fihevitrao an'izany hoe ps an'i andrywui ihany ity ahy ity , ary tsapatsapa fotsiny no ahafantaranao ny tena marina ato , miainga amin'ny tenin'ny ankizy fotsiny ianao
6. xxx ( 10/06/2009 10:17)
miainga any indray andrywui @ famoahana ps vaovao a ! vao nisoratra anarana androany avy dia inona ity atao ? dia ilay marka postaly ve dia 93 koa ? dia mody lazaina fa vavy Lalaina Prsica ?
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) dia mody mitsapatsapa an'i Hery satria i hery namoaka fa ravalotgv ihany no xxxy ? dia minova i andrywui fa tsy kobon'i Hery io ? sa niova pc sy toerana dia tsy mitovy ny IP ? saingy ny zavatra tsy hain'i andrywui angamba dia isakin'ny manoratra eto @ dinika andrywui dia hita hoe iza io manoratra io ! :-D :-D :-D :-D :-D
7. belaza ( 10/06/2009 10:17)
general:

ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena diso be ny filazanao an'izany hoe ps an'i andrywui ihany ity ahy ity


tsy wui wui io fa hallowui e
:-D :-D
8. Noue ( 10/06/2009 10:39)
:-D :-D :-D :-D :-D
"general":
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ?
dia avy ve dia nolazain'lah oe wuiwui ilay izy koooo :-D :-D :-D :-D :-D raha mba nataon'lah oe iza aza io ps dia mba nanao ankamatatra ialahy , fa avy dia nitonon-tena elah kooo :-D :-D :-D
9. tsiafoi1 ( 10/06/2009 10:42)
Ouff otran'ny ankizy any @'ny T1 leiretsy a, misary zaza

Aleo za hanome indices kely an'i Hery fa sao za no tena maharaka eto :

1- Efa banni teto taloha
2- Technicien soft & hard en info
3- Manana ordi maromaro (mety ho manana cyber na réparateur na ordi)
4- Arema taloha dia lasa Tim nivadika pataloha ka mitady hijapy Tgv
5- Efa zatrazatra an'io mivadibadika io de lasa pirate @'ny PS, ary mampiasa maromaro eto
6- Mitovitovy @'i Charlot, katsikana mahafinaritra rehefa tsy masosopaty izay.
7- Raha jerena dia edD an'izany fa rehefa tena zohina edd kay.

Aleo faranana hatreo ny indices fa feno tsara ireo isa 7 ireo. Aleo hivadika politika @'izay.
10. nofy74 ( 10/06/2009 12:13)
ahoana moa no hilazan'i mr Hery fa andrywui io ps ko io ? porofoy kely oe ny hevi disonao azafady fa tena otran'ny manaotao fona anie ianao mr Hery e ,diso tena diso be ny filazanao an'izany hoe ps an'i andrywui ihany ity ahy ity

De mampmé be enao ty! Ianao vao androany no niditra, namana faha 52088( farany indrindra ) :lol: , i Hery efa oviana no nanokatra ny serasera de ho verezinao @zay ps fôpla kely any. Ny adiresy IP anoratanao hitany eo na hiafina xxx sy ny tariny aza ianao. Raha tsy hoe angaha isaky ny hamaly dinika dia hiova cyber de tsy hay.
Porofo faharoa naninona no tsy namaly ilay dinika nosokafanao ambany atsy ilay ps-nao Andrywui. Satria variana tany @ general.
11. hery ( 10/06/2009 14:42)
:-)

Fianarana daholo ny fiainana.

- Taloha i andrywui gravy raha hanao xxx satria tsy fantany hoe ny mpandrindra ny lohahevitra dia mahita ny xxx (ao anaty fitsipika io). Dia avy eo "petsa" hoy ny filazany azy.
- Taty aoriana indray tsy nampiasa xxx intsony fa nampiasa ps maromaro. Dia nieritreritra hoe @ ps andrywui hendry be fa @ hafa mody gisa. Tsy fantany fa hoe manana zo hijery ny ip indray koa ny mpikarakara raha ilaina handaminana ny firindran'ny takelaka. Dia mbola "petsa" indray.

Tsy resaka politika ilay izy satria tsy i andrywui irery no mpiondana TGV eto (jereo ohatra i essera), kanefa tsy mitady fika ambadika. Mety manana ps betsaka koa ny TGV sasany, samy manan-jo amin'izany daholo, fa tsy hivaky loha hijery izay IP-ny any aho raha toa ka tsy ps migafy.
12. Mirananirina ( 10/06/2009 15:12)
Tsy fantany fa hoe manana zo hijery ny ip indray koa ny mpikarakara raha ilaina handaminana ny firindran'ny takelaka. Dia mbola "petsa" indray.

marina izany
13. tsiafoi1 ( 10/06/2009 15:35)

Ka io ra-Hery ze milingilingy miseho mananika ny avo ihany no mitsingidina, sa tsy izay moa!!! miseho mpijoko ka voajoko ingahirainy! :D :lol: :D

Fa na izany aza aleo eo ihany atao fanalana azy e! Mba mila Charlot na Turbo 2 kosa anie ny serasera, amin'izay izy vao tena TSIKY DE AMPY.
14. Noue ( 10/06/2009 16:12)
izaho aloha ato dia tena =)) =)) =)) =)) =))
15. Papoose ( 10/06/2009 16:44)
politikana PS zany no miady ato! :-D
16. KALACK ( 10/06/2009 17:18)
Voanay ianareo rah-hery raha tsy manome vahana ny TIM sasany adversera a!
sady na mandé amzao aza zahay mahalany anareo tsara e !!ny porno sy ny teny ratsy no mba fika ataon'ny TIM ato !! ny anay anie na avoakan'i hery foana aza ny ps n'ny TGV rehetra ny loha sy ny taktika teknika no miasa fa tsy porno otran'ny an'ny tompo menakelinareo e !!mba ny loha amzay ampiasaina ry TIM vendrana reto fa tsy ny teny ratsy sy ny sary vetaveta a!
17. zoam ( 10/06/2009 18:16)
efa nasorina lesy ireny porno ireny an ,aza dia dia manao alahelo be ohatran'io elahy
18. zoam ( 10/06/2009 18:17)
vas y oui oui ,ilaina foana elahy eto @ serasera politika lesy an
petsa dia ampy e
19. fijo ( 10/06/2009 19:26)
maty indray jeneraly ,fa hoavy izao ny caporaly hanome baiko azy
20. Noue ( 10/06/2009 20:16)
dia ho avy koa ve ny lieutenant ? :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0392