Mandrevy v sisa Dada ???

1. essera ( 10/06/2009 09:29)
Salii daolo ny akama,

Tena mahavariana ity adklé an'i Dada ity fa izy v d mieritreritra hoe tena manana herijika be ahafahana mibaiko ny firenena afrikana sns e. I Dada ange aleo d tsorina amnareo fa tsy mahay diplomasia loatra, rah mis ny favori amin'io d Deba no henjana (na mitovy ihany aza ny fin ny azy mitsam, le parotsa zany !!!).
Ny tsy azoko foana am le resaka d inona no iantsoana na pacificateur, na miaramila (zé mety ho filaza azy zan ts koï) aty am tany efa manomboka milam. Fa i Dada ve adala e !?!! Raha vita hatreo moa manin fa ny mahakamo am le ekipan'Dada d ity tsaho ity :
oh vits :
- Ho avy tsy ho ela aho (efa im-piry), niha nibontsina hoe IMMINENT.
- Efa miala any am sud-est an ny mersan'i Dada.
- Ho avy ny rasil sadek, comesa
- Hasina no tsy mety mahavita an'ilay dinika ao am carlton
- etc etc

Raha ny fijeriko manokana izao d efa omen'ny oul any ivelany ny tondro-molotra i Dada am le mbola mieboebo am le fomba firesany io. Tadidio ity kôziko efa ela ity hoe : "ON RECONNAÃŽT TIMIDEMENT", tsy maintsy tody am zay io resaka io fa izay manao premier pas fotsin no sahirana mba tsy ho silaka be.

Hafatra iray d tandremo ity mi-accuser matetika ny Frantsay ity ry zalah fa mety ianareo mpiventy an'io ange no hazain'zalah. Ireto GTT ireto izao d jereo tsara fa ho avy tsy ho ela ny tsy mety aminy raha ireny kôzin'i Hasina Andriamanjato iren. Jereo tsara ny hauteur n'ny investissement n'ny Frantsay eto amintsika mihoatra am firenena rehetra ary na tiana na tsy tiantsika d efa fianakavian'ny frantsay isika na biologiquement io na politiquement vokatry ny zava-nisy teto nandritra ny colonisation. Firy nareo ireo mivelona any Frantsa ireo, ary firy ny Frantsay eto Mcar ? Mpetrah tsara d mba hendry.

novalian'i bazylou ny 11/06/2009 00:01
2. tsiafoi1 ( 10/06/2009 10:09)
Mba tsy handaniana fotoana, dia aleo ho valiana tsotra @\'ilay pub ndRa-Honorat le resaka lavabe hoe : \"Tsisy kozy an\" Aza mamely fantsy otran\'ny akoholahy voakapoka atampon\'ny loha otr\'io rikahy a! Manjary hitabe hoe mikorapaka.

Ary le resaka Frantsay de aleo indramina ity teny ity hoe : \"Rien n\'est Eternel sauf Dieu\". Asa mba rava ihany ary ve ry Hitler sy ry Gorbatchev izay iiiiii?

Esory mihitsy le toe-tsaina bloqué @\'ny Frantsay ry Essera a! Etat souverain et républicain isika fa tsy colonisé :wink: 8-) Colonisé ihany aloa @\'izao fitondran\'ny HAT izao e....

Tsarovy tsara anefa fa manana ny convention sy charte mifehy azy manokana koa ireo vondro-paritra sy vondro-pirenana ara-toekarena misy an\'i Madagasikara, ka tsisy afaka hanameloka ny Fanapahan-kevitra izay raisin\'ny Filoham-pirenena izay mbola ny Filoha Ravalomanana aloa hatreto no eken\'ny firenen-drehetra, raha izay no hahasoa ny fireneny.
3. bazylou ( 11/06/2009 00:01)
o ry tsiafoi a!! ny firenen'ialahy sy nybudget mampandeha azy dia frantsay sy aide no ivelomana!!! ialahy reheaf manao vacance de hoe paris ihany nohay !! fa tsy hoe new york na tokyo na camberra!! ny frantsay UE, FMI, FED.....
TSy nanana arytsy hanana ny souveraineteny mandrakizay madagasikara satria nihinana ny volan'ny sasany!!! ary ireo bandy mividy 4X4 ireo anie ka volan'ny iade etsy sy eroa daholo no avoakany fa tsy ny azy e!! jereo izao ry vidy varotra and co, iza no sponsor hoy ianao ?? ny aide norvezianina no aodikodindry lerony ao!!
tsy i mada mihitsyno handeha handrava an'i france!! impossible io!!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0793