Mapmé be ilay andryWui hoe tsy nasaina R8, voir PV Comesa

1. nyavo2000 ( 09/06/2009 16:41)
mapmé leitsy élà ra andrywui fozatay:
mba jereo leitsy ny PV n'ny comesa, visible ao amin'ny:http://www.madatimes.com: dia ahoana ny classementn'i RAVALOMANANA ao amin'ny PV ary inona no titre entiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:27
2. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:53)

Aleo ny ho avy no hanambara ny ampitso fa dia samia manao provisions raha mbola misy ny azo vidiana sy ny ho enti-mividy
3. andrywui ( 09/06/2009 16:55)
nilelaka izy vao mody mba nantsoina fa adihevitra hafa tsy misy hidiran'ny Ravalomanana mihitsy no natao tao !!
porofon'ny tsy fahombiazan'ilay tetika kely tao de efa nanohitra anle comesa sy ry Mugabe i France ,, noho izany defa tonga any amindry Mugabe ny hafatra fa ni-demission io fa tsisy nanala tam koudetà zany !! ha ha ha !!

--tsary nisy nanasa zany io fa tongatonga ho azy otran'ny vinanto tsy mahare fosa e !!

--otrizay kou le kozy fampitahorana be teto oe SADC e , UA e , UI sns ... nitsifotra sy nangetotra daholo fa mbola izy io milelaka eraky ny firenena srehetra qmangataka fanampiana io !! ha ha ha !!! veloma dada mpandositra didy a !!
4. andrywui ( 09/06/2009 16:57)
raha vao lafrantsa no miteny oe ajanony de mitsefotra ndray le Mugabe kely io !! tsa sahy manohitra an'i frantsa io !! ha ha ha !!
5. andrywui ( 09/06/2009 16:59)
Ny Magro efa ho ravaina zao fa manelingelina ny fiandrianampirenena ny mihogahogan'ireo lava eo reo !! miaramila capsat 50lahy fotsiny de rava ireo olona efa mihena ampitoerana ireo !!

na vao mahita ny tavan'ny charles de mitsoaka be eo daholo reo !! ha ha ha ha !!!

--tsisy hiasan'ny fanjakana milamina ary kouu !!!
6. Noue ( 09/06/2009 17:05)
dia zany ve no atao oe democratie ? tsisy afatsy ny handrava ?? :^) :^) :^)
7. andrywui ( 09/06/2009 17:07)
aiza elah ry nyavo aa!! efa mamaly anlah anie aho fa toa mandositra ndray e!!!
8. locl ( 09/06/2009 18:28)
Raha vao rava eo Magro dia ravanay koa ialahy ry andrywi an!

MIALONA BE AN'I DADA VOASA INDRAY TOI, KA RAHA LE ANAREO SALADE KELY INY ALOHA DIA TSY LASA LAVITRA, ASAIVO ASAIN'NY FKT AMBODIN'ISOTRY IZY MBA HAHAFALY AZY.

France izany tsy mahavita azy e! Jereo fa efa koditra indray vao maty Omar Bongo hoe ho very toa an'Mada koy i Gabon, miheny tsikelikely ny kil ao Afrika, ny journaliste France 24 efa niteny an'io, hihihi, izany no aina koa te hanao.

vive COMESA
9. xxx ( 09/06/2009 19:13)
http://www.youtube.com/watch?v=KJ6lm-4_qqk&feature=related
10. andrywui ( 09/06/2009 20:31)
8. Mpandefa : xxx [ Valio ] 09-06-2009 21:13:59
Lohateny : Re : Mapmé be ilay andryWui hoe tsy nasaina R8, voir PV Comesa
Jereo eto


merci zoam fa tian'i maman anlah be hono io hira io fa efa te hatory izy fa reraka !! fa radem elah mahazo bizou !!


ha ha ha ha !!!
11. cyril ( 09/06/2009 21:25)
Bonne nuit elah andrywui fa zah sy maman'elah ato manao oui oui be hotran'elah ihany koa :-D :-D :-D
12. xxx ( 09/06/2009 21:27)
Omeo le socril anelah iny bôfin'i ra oui oui lesy racyril a,zay tsy tao no manenina =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1423