ny tody tsy misy

1. bazylou ( 09/06/2009 15:02)
Ny olan'i Ravalo ilay izay diso zatra ny hoe: "raha vao tsy manaiky izao ialahy ataoko 4 mi, ary tena vitany ilay izy " . Ankehitriny dia tatrin'ny tody , tsy mba mitovy @ filoha rehetra taloha mba misy famaharana fa dia bibilava notangosan io, ny ronono sotroina aza mety tsy hita ka miala aina farany e ! mitatatata tsy manaiky resy toy io .
Sady mbola manantena hoe : mbola ao ny GTT nomeko azy, tsy maintsy hiaro ny sezako ireo : gasy tsiponina ny isany, ny nilatsaka tany amboalohany aza mihemotra fa menatr ka ny tena havan'ny GTT sisa milofo miaro ambasady : nefa efa resy aloha . :-D :-D
novalian'i bazylou ny 09/06/2009 22:42
2. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:00)

Fa ny atao no miverina...

"Le pouvoir acquis par la force ne peut subsister que par la force et sera renversé par une autre force" : Diderot

Aza maika fa eto an-tany ihany dia mandray ny valin'asany ny tsi11. Mbola ho avy ny an'ny zandry kely TGV fa aza taitra. Ny an-dRavalo sy Deba na vita aza efa ela niainana 50ans sy 70ans f'ity vao 35ans!! Tsy te ho eo @'ny toerany aloa raha tenanay..., tsy naleo ve niandry ny andro zoma (fin mandat), dia nololohavina toy ny akoho hoy ny fitenana izay... Zao ny alehany rehefa maimay toy ny tay entin-driaka... VITA KETSA mialohan'ny fotoana. Tsy naleo niandry après mandat Ravalo, dia nivoaka STAR, izao ity tsy hay tsy hay... Aza hitako!!!
3. andrywui ( 09/06/2009 16:15)
salut tsyafoi ary elaela elah tsy hita an !! innnn ndray zao no ampesonanlah pokna ato lety ??

--raha niandry ny mandat n'i ravalo ho vita zany ve letsy ry tsyafoi tsy ho sisampaty n'ny hanoanana daholo ve ny malagasy !! zavatra efa noblokenlé dadanareo tsy misy mahazo mitady vola ny olona fa izy irery ihany hono !! zao na de atao hoe sahirankirana kely aza ny olona afaka miasa malalaka tsisy mimonopolize tsony !! na ny vokatry ny tantsaha na ny ronono afaka manao fromazy daholo ny olona fa tsy migadra tsony !!afaka mivarotra voankazo sy mitondra miakatra ny entana fa tsy sakanan'ny TIKO sy ny gendarma tsony
4. nyavo2000 ( 09/06/2009 16:22)
Aleo leitsy ho an'ny gasy an!

zahay tsy mila frantsay mpanongam-panjakana sy saribakolin'ny mpanjanaka an!

I Juan de Nova izao miandry ny sonian'i Bitro gaigy fotsiny dia efa ok hoe omena maimampoana an'i Lafrantsa ny fari-dranomasin'i Madagasikara misy pétrole,

Ny frantsay haka ireo faritra misy harem-pirenena rehetra eto M/car ( Bemolanga sns..), i Danone ho avy hisolo an'i Tiko sns...

Ilay soudien hamaritra tany fa tsy ilaina ny kely maso no hanao izany...

Vao maika pire no zava-misy, ...

Aleoka lavitra mahita an-DR8 manambe toy izay mahita frantsay mangoron-karena....manana an'i bitro gaigy ho saribakoliny

5. andrywui ( 09/06/2009 16:31)
Ny olan'i Ravalo ilay izay diso zatra ny hoe: "raha vao tsy manaiky izao ialahy ataoko 4 mi, ary tena vitany ilay izy " . Ankehitriny dia tatrin'ny tody , tsy mba mitovy @ filoha rehetra taloha mba misy famaharana fa dia bibilava notangosan io, ny ronono sotroina aza mety tsy hita ka miala aina farany e ! mitatatata tsy manaiky resy toy io .
Sady mbola manantena hoe : mbola ao ny GTT nomeko azy, tsy maintsy hiaro ny sezako ireo : gasy tsiponina ny isany, ny nilatsaka tany amboalohany aza mihemotra fa menatr ka ny tena havan'ny GTT sisa milofo miaro ambasady : nefa efa resy aloha
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. andrywui ( 09/06/2009 16:33)
Aleoka lavitra mahita an-DR8 manambe toy izay mahita frantsay mangoron-karena....manana an'i bitro gaigy ho saribakoliny



aza alefa alavitra be toy io ny saina fa mampitapy anie lety io politika io e! jereo le satrobory AMF3FM iry anie !!
7. tsiafoi1 ( 09/06/2009 16:42)

Tsy azon'là le resaka ra-Andrywui a, fantatry ny dinozore tsara fa mety ho star razandry lahy après Ra-8, de mody natosik'ireo hijabaka mialohan'ny fotoana, de iny tokoa fa nijabaka fa nentin'ny folie de grandeur diso tafahoatra... Zao ny crédibilité-ny sy ny popularité-ny nitambotsotra ambanin'ny pataloha...Ny an-dRa-8 indray ity niakatra avo dia avo ny mari-pàna. Ity aho eto fa hipitihan-drizalahy otran'ny parasy fotsiny io, rehefa vita ny mission... Aza hitako!
8. andrywui ( 09/06/2009 17:01)
eritreritra ndray kou zay tsyafoi!!
9. Noue ( 09/06/2009 17:08)
misy fotonany daholo ny rehetra eee ! ahoana moa ozy ilay hira zay ? ny ambony mbola ho ambany dia vice versa
10. tsiafoi1 ( 09/06/2009 17:09)

Mbô ty aho eto, fa naninona no tsy nosakanana ary fa navela nahazo vahana vetivety, de navela hi-plonge ao anaty dégâts... De le miaramila mody maketsy makeroa...HUM!
11. locl ( 09/06/2009 18:36)
aza mihomehy hoy aho fa mandrasa kely dia tandremo sao be vava eo rehefa tonga ny fotoana.

Fa taiza aloha bazylou e! Sao dia nanampy le miaramila nandroba ALMA toi e! dia avy eo mody manao be vava eto????

:-D :-D :-D :-D
12. andrywui ( 09/06/2009 20:12)
akaiky kely sisa de ho tonga ny PPN tsara kalitao sady mora no mitobaka e !! vizan'ny fialonana eo nareo TIM reo niany !! ha ha ha !! comesa ty nihemotra ndray !! iza ndray ny manaraka ho entina hamotika an'i M/car
13. xxx ( 09/06/2009 21:44)
hoy andrywui


kely sisa de ho tonga ny PPN tsara kalitao


mpaminany sandoka kay elah ty
14. bazylou ( 09/06/2009 22:42)
olty ry andrywui, reo anie maneno eo nefa rehefa tonga le ppn mihinana ihany e!! etonnant an!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.1084